10:45 tnr2 trintty> ici sous marin
10:45 ikalakely-france equitation stefa v?
10:45 ikalakely-france ary joan innn
10:45 tnr2 joan declaration
10:45 joan-Canada inn?
10:45 joan-Canada ninnn?
10:45 trinitty tnr> j'espère insubmersible tsssss lasa n'importe koi lé resaka
10:46 stephane-mada c clr
10:46 stephane-mada bref demain tena dodo be fa reraka ny tam alina
10:46 joan-Canada demain eto foana ée!
10:47 tnr2 bon ry zareo - zemenvé
10:47 trinitty steph> vendredi manifika ngà? lol
10:47 tnr2 velom dol'
10:47 joan-Canada BIZZZZZ
10:48 stephane-mada tena grave be fa andraso andefasko sary am foko tao am bus
10:48 trinitty fa ngà efa divaraina any @ tnr??
10:48 joan-Canada miverena pr la remise des trophées
10:48 tnr2 biz joan
10:48 stephane-mada bye tnr
10:48 trinitty vloum aza ko
10:48 joan-Canada trinity.>n sert la main
10:48 DadaRabe- SPM veloma tnr2
10:48 tnr2 veloma eee !
10:48 ikalakely-france bye tnr
10:48 DadaRabe- SPM zaho dia mamaky izay soratanareo fotsiny eto sady miasa
10:49 ikalakely-france mazotoa ddrb a
10:49 joan-Canada dadarabe>le niveau a baissé on est fatigués..
10:49 pissoa-Joburg hatraty io manao spect io
10:49 ikalakely-france ampitampitao ze mahaso anay amin'ny asa e
10:49 joan-Canada pissoa>blogger mahay be reo fa bon ambiance potins
10:49 stephane-mada joan an mba andefasao kaly rem fa ramaka be
10:49 joan-Canada tartine dibera
10:50 ikalakely-france fa aiza le maskita teo ry stefa
10:50 ikalakely-france nga tsy efa any an-kibo
10:50 pissoa-Joburg mbola tsy lany foana ve ry jogany a ?
10:50 trinitty steph> ambiance be fôna le bus?
10:50 stephane-mada tena grave
10:50 joan-Canada un paquet eto akaikiko eto
10:50 ikalakely-france sady tsy mihinana afa tsy tartine v ra jogany io e
10:50 ikalakely-france ovao
10:51 joan-Canada je vous dis c'est ala fin du mois ambiance vary maina
10:51 stephane-mada trinitty> fa ny makaleo d be olona loatra
10:51 ikalakely-france e o ry reto a, fa ohatran'ny ahoana kay ny tsiron'ny pancakes e
10:51 stephane-mada en fta il fo k je bouge fa lany cred
10:51 DadaRabe- SPM Jogany> aza vizana é! fombany ihany io
10:51 stephane-mada biz
10:51 stephane-mada d am blog doly
10:51 stephane-mada bizu all
10:51 joan-Canada pancake hotrany tapotsatroka!
10:51 pissoa-Joburg tapotsatroka ?!
10:52 joan-Canada oui sans l huile
10:52 ikalakely-france c koi
10:52 joan-Canada hitanareo lé crêpe grossier be reny
10:52 pissoa-Joburg ok ... fa ilay tapotsatroka mihitsy no tsy hain'i Pissoa
10:52 DadaRabe- SPM misy mahay manao tapotsatroka angaha ?
10:52 joan-Canada ohhh
10:52 ikalakely-france inn zany tapotsatroka e
10:52 ikalakely-france mofogasy
10:52 ikalakely-france blini
10:52 joan-Canada ah ok bon maka lé melange crepe reny
10:52 ikalakely-france ?
10:52 pissoa-Joburg ok
10:52 joan-Canada de ataoa matevina
10:53 joan-Canada et puis voilà je pense enfin c comme ça chez moi
10:53 ikalakely-france ny consistance an'ilay pate no atevina sa ilay izy rehefa rotsaka
10:53 joan-Canada lé consistance
10:53 trinitty ddr> crèpe no haiko hihi
10:53 pissoa-Joburg ah - ok
10:53 joan-Canada d logik rehefa arotsaka
10:53 ikalakely-france ah ok, mitovy amin'ny crepe iany zany ny tsirony
10:53 DadaRabe- SPM ny ahyn y haiko ny manao azy dia ny nem sy sambosa. Manao aho indraindray eto
10:54 joan-Canada en fait c une crêpe de riche lol satria matevina
10:54 ikalakely-france ah ok
10:54 pissoa-Joburg zaho aloha raha resaka sakafo dia ny mihinana no tena haiko e :)
10:54 DadaRabe- SPM mbola hanontany recette-na tapotsatroka any aminareo izaho izany
10:54 trinitty ddr> zà ko maay sambos
10:54 ikalakely-france mampilendalenda b mantsy le am film reny c pour ça mba tiako ho fantatra
10:54 joan-Canada hmmmmila manao article recette tsika
10:54 DadaRabe- SPM pissoa> Dia inona anefa no tena tianao no mihinana azy
10:54 pissoa-Joburg betsaka, lol ...
10:54 DadaRabe- SPM tritty> Hay ianao koa mahay sambosa
10:54 ikalakely-france asio tagin-tsakafo ndray e
10:55 ikalakely-france + sary an
10:55 DadaRabe- SPM Vao nanasa namana teto aho dia soupe chinoise sy nem no nataoko. Gaga be ry zareo hoe manao an'izany aho
10:55 trinitty ikala> zà tsisy APN é :-(
10:55 ikalakely-france APN? inn moa izany r'ikala
10:55 pissoa-Joburg DadaRabe : miam miam zany ...
10:55 ikalakely-france appareil
10:55 joan-Canada appareil num
10:56 joan-Canada lasoupy + nem!
10:56 ikalakely-france ah ok
10:56 ikalakely-france lasoupy milay be
10:56 ikalakely-france miam miam
10:56 ikalakely-france ao amin'ny laikoc
10:56 ikalakely-france 67ha
10:56 joan-Canada LES COPAINS JE VOUS LAISSE fa sao dé collée eto
10:56 ikalakely-france eny oa
10:56 ikalakely-france ndao iala daolo amizay e
10:56 DadaRabe- SPM HAy tia lasopy + Nem i Pissoa. Ireny aloha haiko é
10:56 ikalakely-france any am blog ndray
10:56 joan-Canada ataonareo fa blog foana ny fianako....loool
10:57 joan-Canada bisoux!
10:57 ikalakely-france hahha non kosa e
10:57 joan-Canada oups
10:57 pissoa-Joburg jogany lol
10:57 ikalakely-france io ndray
10:57 DadaRabe- SPM veloma jogany ô!
10:57 joan-Canada Bye mety kokoa
10:57 ikalakely-france veloma ianao ry jogany
10:57 joan-Canada MERCI MILLE FOIS
10:57 trinitty ikala> photonumérik
10:57 stephane-mada mbola tsy lasa indraykay
10:57 joan-Canada lol
10:57 joan-Canada bye
10:57 trinitty bizzz joan
10:57 stephane-mada fa ny ao am bus tena ef aza tsy dia nivoaka
10:57 trinitty byee
10:57 ikalakely-france ra stefa ataovy iany fa misy mamely any anaty katala any mody alina eo an
10:58 stephane-mada ahahahhahahy tiako be izany resaka izany
10:58 stephane-mada fa bon
10:58 stephane-mada oups fa bon pour une otre pers fa azafady
10:58 stephane-mada lol
10:58 trinitty ikala> loool lé oe katala
11:00 stephane-mada za mbbola eto mandritra n y 1 fa eto foan ve isika
11:00 ikalakely-france mandny credit ty
11:00 stephane-mada ts any ankizy ambiny teo dia tamperiko
11:01 stephane-mada fa kay tanaty posiko mbola feno ticket fa tsy nisa nila waaa
11:01 stephane-mada rem fa je me reconnecte
11:01 stephane-mada dia awn tsara oe
11:01 stephane-mada katala hono e
11:01 stephane-mada lol
11:02 stephane-mada fa lasa aiza doly kay?
11:02 stephane-mada snif snif
11:02 trinitty ato iany kah
11:02 pissoa-Joburg ato ihany ka ...
11:02 pissoa-Joburg miafina, lol
11:03 stephane-mada tsssssss
11:03 ikalakely-france ato e
11:03 ikalakely-france dia ataon'ny jilahy anty katala any ho aho ra stefa io
11:03 ikalakely-france ban****ly miziriziry feno credit io
11:04 stephane-mada lol!ka ny katala tonga dia tapahako am lame bic
11:05 ikalakely-france zany an
11:05 ikalakely-france asehoy ny lame aza
11:05 stephane-mada ito ary fa lame mandratra be io
11:05 stephane-mada tandremo sao tapaka eo tanana
11:06 ikalakely-france lol
11:06 ikalakely-france enao rery sis ngah no ao
11:06 stephane-mada sinon am firy any amminao io
11:06 ikalakely-france am 7
11:06 stephane-mada oui za rery io
11:06 ikalakely-france za nge tokony ande hahandro kaly fa lozana eto ftsn, kely asa
11:07 stephane-mada eo ihany aloa e
11:07 ikalakely-france inn ary ty manao otage b ty
11:08 ikalakely-france tsika sy ra stefa sisa ny eto fa ny olona manankatao daolo
11:08 stephane-mada eo moa ranga fa za teo tsy anharaka fa variana tam fbc
11:09 ikalakely-france tsss ty bandy ty kou tssss
11:09 ikalakely-france asio resaka ary e
11:09 ikalakely-france inn ny revy any?
11:09 pissoa-Joburg hi hi hi
11:09 pissoa-Joburg ampiresaho izy r'ikala a fa mampalahelo izy irery no ao a
11:09 stephane-mada lol
11:10 stephane-mada ka zao inn kaly ataony ikala
11:10 stephane-mada ?
11:10 stephane-mada tairo resaka kaly
11:11 stephane-mada za ny tiako ho anina tena vary dia asaian ptipoi kely d lasary tara voatabia dia henakisoa dia eo tele
11:12 pissoa-Joburg amin'izao hariva ve ?
11:12 stephane-mada oui
11:14 DadaRabe- SPM mafana ve ny korana ry zareo ô !
11:14 stephane-mada tena tsy misy miresaka ddr
11:15 DadaRabe- SPM ha ha ha
11:15 pissoa-Joburg stephane : ka ohatra ny mavesatra be ilay sakafo hariva ... sao tsy halevona hanina lol
11:15 stephane-mada tssssssssss
11:16 DadaRabe- SPM efa allinalina ihany anie any Dago Rastefa é!
11:17 DadaRabe- SPM kay vao amin'ny 21h kah
11:18 trinitty bye bye dôly ny foko isany ooo
11:18 DadaRabe- SPM dia lasa izany i trinitty ? veloma ary é!
11:18 stephane-mada bye doly o
11:18 stephane-mada trinitty
11:19 DadaRabe- SPM mandalo any aminareo any é!
11:19 trinitty veloma
11:19 trinitty ié @manaraka njay
11:19 trinitty teneno @mail ddr ref handalo a
11:19 trinitty okay
11:19 ikalakely-france bye daolo e
11:19 ikalakely-france mazotoa daolo ndray
11:19 DadaRabe- SPM OK teneniko ianaotrinitty ô!
11:20 stephane-mada usra tri
11:20 DadaRabe- SPM bye ikalakely à !
11:20 stephane-mada ikala bye
11:20 pissoa-Joburg siora r'ikala a
11:26 DadaRabe- SPM izay indray aloha rankizy ô !