FOKO BLOGS’s Chat Logs

March 1st, 2008 View March’s Logs

08:18 ikalamako4 fa kiriezy

08:18 joan-Canada ikalamako>okawa lé accent italiana

08:19 DadaRabe- SPM inona ilay "kiriezy" fa tsy araindray raha izany

08:19 tnr2 ka ino malaza?

08:19 ikalamako4 jogany : tsy lita izany

08:19 ikalamako4 frantsihay

08:19 joan-Canada nenay canadiana be

08:19 ikalamako4 DdRbcurieuse

08:19 joan-Canada tnr>karaoké be ato

08:19 tnr2 lol

08:19 ikalamako4 complet ve anefa ilay karaoke e

08:19 ikalamako4 sao ilaozanareo mikandra indray

08:20 ikalamako4 blaogy vaovao firy miseho rahampitso?

08:20 joan-Canada 10

08:20 rakoto-indiana498 ka "tnr" zany greeka no fototeny :)

08:20 ikalamako4 be ho taggé na izany

08:20 tnr2 lol

08:20 pissoa-Joburg lol

08:20 sipakv-DC karaoke lolo sy ny tariny

08:21 sipakv-DC mahay tononkira daholo ireo

08:21 rakoto-indiana498 lemizo azafady raha tsy madiso :)

08:21 stephane-mada lolo sy ny tariny

08:21 stephane-mada ary mahaleo

08:21 rakoto-indiana498 sovaly ny lemizooooo ....

08:21 joan-Canada iny ary

08:21 sipakv-DC ie efa ho avy mihitsy ny orana aty

08:21 sipakv-DC kidding kidding

08:21 trinitty jo> tpt

08:22 stephane-mada oui

08:22 rakoto-indiana498 masika be sipakv :)

08:22 ikalamako4 aiza le lemizo e

08:22 sipakv-DC izaho no mampisy orana ka

08:22 stephane-mada oups kay ny comments mbola tsy autorise

08:22 stephane-mada lol

08:22 ikalamako4 satrin'i lemizo e

08:22 stephane-mada rem e

08:22 sipakv-DC tsara be

08:22 sipakv-DC feno erantany isika ato

08:22 sipakv-DC spm, montreal, joburg, t/vo,

08:22 sipakv-DC ...

08:23 tnr2 dago

08:23 ikalamako4 spm izany ve spam ? :-P

08:23 joan-Canada team spm!

08:23 pissoa-Joburg hi hi

08:23 stephane-mada tnr2?

08:23 stephane-mada sipa ve io sabandy o

08:23 tnr2 ia

08:23 stephane-mada lol

08:24 ikalamako4 misy tnr roa ve rangahy!

08:24 DadaRabe- SPM Ikalamako à SPM = t Pierre et Miquelon shhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhh!

08:24 tnr2 fa inona ary 'ty?

08:24 ikalamako4 hihihi

08:24 ikalamako4 ataoko di spam

08:24 ikalamako4 :-P

08:24 joan-Canada ahahah

08:24 rakoto-indiana498 spm= st pierre et miquelon ...aaaah !

08:24 pissoa-Joburg ha ha ha

08:24 sipakv-DC lol

08:24 tnr2 stephane-mada> kofy ny aty e

08:24 pissoa-Joburg nambiniko ISPM io tamin'ny vao tonga i DadaRabe lol

08:24 ikalamako4 izay no nilazako azy ry DdRb

08:25 ikalamako4 tsy ny olon rehetra no mahay an'io

08:25 sipakv-DC tsara be ny sary any spm

08:25 ikalamako4 fa any andakiran'i zil any

08:25 sipakv-DC ao @ bloagin'ny dadarabe

08:25 stephane-mada  

http://www.aikomany.wordpress.com

08:25 joan-Canada AZA ADINO MAMETRAKA COMMENTAIRES REHEFA MISOKATRA LÉ BLOG o!

08:25 joan-Canada (je sais c fort)

08:25 sipakv-DC tsy mety le link farany io

08:26 pissoa-Joburg oops ...

08:26 rakoto-indiana498 na ilay cpjulf ara mbola tsy voa sokatro

08:26 sipakv-DC cpojulf le izy

08:26 joan-Canada (tsssss reto ko karaoké foana)

08:26 stephane-mada  

http://www.aikomamy.wordpress.com

08:26 rakoto-indiana498 aaaah, merci :)

08:26 stephane-mada oui

08:26 joan-Canada copjulf.wordpress.com

08:26 joan-Canada uops

08:26 joan-Canada cpojulf.wordpress.com

08:26 trinitty ddr> ina ny lien ny site-nao?

08:27 joan-Canada dadarabe.blaogy.com

08:27 hery-mada http://cpojulf.wordpress.com/

08:27 joan-Canada dadarabe=Super Bloggueur

08:27 ikalakely-france sady mpanoratra tononkalo

08:28 ikalakely-france no mpanody (ddrb) lol

08:28 ikalamako42 net poete hono no filaza azy moa ?

08:28 ikalamako42 ikalakely : lol

08:28 trinitty ok merci

08:28 joan-Canada dadarabe>aza manaiky an izany

08:28 ikalamako42 tononkalo no hazo kelin'i ddRb

08:29 ikalamako42 mikaly angaha i DdRb ao e?

08:29 ikalamako42 ary jogany ve efa voky e?

08:29 pissoa-Joburg mbola manao poezia angamba i DadaRabe

08:29 ikalamako42 tanmdremo mihira rehefa feno ny vava an

08:29 joan-Canada ikalamako>tartine+beurre sisa ny ato

08:29 stephane-mada lone.wordprss.com

08:29 joan-Canada ikalamako>plus café

08:29 ikalamako42 pissoa : @ firy any aminareo any joburg-isotry any

08:29 stephane-mada  

http://www.lone

wordpress.com

08:30 joan-Canada BRAVO !

08:30 rakoto-indiana498 >stephane: i Andry ve ilay lone ?

08:30 pissoa-Joburg ikalamako : efa hahandro kaly hariva refaveo :-P

08:30 ikalakely-france ikalamako> nji ty an lol

08:30 ikalamako42 hariva sahady?

08:30 stephane-mada tsy izy io faranay io

08:30 ikalamako42 pissoa nahita fika @ tsramaso sy voanjobory maina rapida ve?

08:30 pissoa-Joburg be oui ... efa amin'ny 5 sy sasany koa lol

08:31 stephane-mada vita ny formation fa merçi anreo fa rendez vs sur foko pour les foto

08:31 joan-Canada 3 blog?

08:31 ikalamako42 vita 1 weeeh

08:31 rakoto-indiana498 > mbola misy ve ny tasramaso ? raha tsy madiso :)

08:31 ikalamako42 on va s'amuser alors

08:31 pissoa-Joburg booobaka be ny sopapa tao amin'ny forum lol

08:31 joan-Canada tapaka

08:31 ikalamako42 rakoto : any pissoa

08:31 pissoa-Joburg rakoto-indiana : efa navelako ao am'fridge ny anjaranao ;)

08:31 ikalamako42 pissoa .tsara izny

08:32 joan-Canada vita FBC

08:32 ikalamako42 amin'izay sur fa tsaramaso tsy andrasana ela no hanina

08:32 rakoto-indiana498 Misotra pissoa a ! de andalo vetivety izany izahay :)

08:32 stephane-mada www.maj's.wordpress.com

08:32 ikalamako42 merci maitresse

08:32 ikalakely-france tongasoa an'ny nouveau bloggeur zany e

08:32 stephane-mada veloma daholo ianreo fa misaotraanreo ny fokoster dago

08:32 stephane-mada bizu all

08:32 pissoa-Joburg ahoana io maj's io ?

08:32 joan-Canada 4 blogs zany

08:32 rakoto-indiana498 Arabaina i Steph, Hery sy Andry amin'ny FBC e !

08:32 joan-Canada ahona io maj' s io?!

08:32 ikalamako42 lasa sahady?

08:32 ikalamako42 tsy hikaraoke

08:32 joan-Canada miandry sary o !

08:33 pissoa-Joburg re-miandry sary o !

08:33 stephane-mada vao hiakatra any ambony za

08:33 joan-Canada ikalamako>looooll tsika karaoké fa zareo blaogy ihany k!

08:33 stephane-mada okai eeeeeeeeee

08:33 stephane-mada izay fa ds 10 min sary tonga any

08:33 rakoto-indiana498 misotra steph a !

08:33 ikalamako42 faly DdRb fa miasa tsara daholo ny tanora malagasy

08:33 joan-Canada tsy mandeha lé maj's

08:33 sipakv-DC dia omeo le link koa e !

08:33 ikalamako42 izany moa o ?

08:33 sipakv-DC misaotra betsaka steph an,

08:33 sipakv-DC misaotra hery

08:33 sipakv-DC misaotra an'i andry koa e

08:33 sipakv-DC ary ra elsifaka koa an !

08:33 joan-Canada andry elsifaka stef hery ny tuteurs teo

08:34 sipakv-DC tsy elfisaka izany

08:34 sipakv-DC :-)

08:34 joan-Canada loool

08:34 sipakv-DC dia faly mahafantatra an'i dadarabe

08:34 sipakv-DC :-)

08:34 ikalakely-france elfisaka sa elsifaka e

08:34 DadaRabe- SPM izay aloha ry zareo fa handeha vetivety aho

08:34 joan-Canada Merci beaucoup!!

08:34 ikalamako42 DdRb a : misy bronchite ny sakako re a!

08:34 ikalamako42 tsss

08:34 ikalamako42 inona omena azy ?

08:34 DadaRabe- SPM faly mahafantatra o

08:35 sipakv-DC veloma ary e

08:35 pissoa-Joburg ikalamako : atero any amin'i sipagasy ilay saka :-P

08:35 rakoto-indiana498 misotra hery..de mahereza ny cpo julf !

08:35 DadaRabe- SPM Veloma

08:35 ikalamako42 tsss

08:35 joan-Canada Bye et Bizzz

08:35 rakoto-indiana498 veloma ddr faly tafa rsaka

08:35 ikalamako42 tonga dia anty vilany

08:35 DadaRabe- SPM ikalamako

08:35 ikalamako42 ie

08:35 ikalakely-france veloma ddrb

08:36 trinitty bye ddr

08:36 ikalamako42 ikalakely : i maintikely milza fa tia biby afa tsy serpent

08:36 ikalamako42 nefa avyeo izy tong ao amiko tsy tia saka indray

08:36 ikalamako42 fa tsy tian'ny alikany hono ny saka

08:36 ikalamako42 hihihih

08:36 rakoto-indiana498 >ikalamako :D

08:36 pissoa-Joburg hi hi hi

08:37 ikalakely-france lol

08:37 ikalakely-france tsy tadidiny tsony ze biby tiany zany kou inn

08:37 ikalamako42 hihihi

08:37 ikalamako42 diso ny taggé

08:37 rakoto-indiana498 mitovitovy ni bibi lava sy ny saka ge !

08:37 ikalamako42 hihihi

08:37 ikalamako42 mdrrr

08:37 pissoa-Joburg farafaharatsiny ny rambony mitovy kosa koa

08:38 ikalakely-france din

08:38 tnr2 lozako nareo fa nona aho

08:38 tnr2 veloma dol'

08:38 joan-Canada oki

08:38 ikalakely-france fa amifiry zao any aminao

08:38 joan-Canada tnr>ato misy dibera sy tartine

08:38 ikalakely-france fa aiza alou iny tnr iny monina e

08:38 tnr2 10:40

08:38 ikalamako42 tananrvo

08:38 ikalamako42 diso aho le

08:38 ikalakely-france laingany! tsy any zany

08:38 trinitty il est 10h40 à tana?

08:38 ikalamako42 mbola vao maraina

08:39 ikalakely-france nimporte kawa

08:39 joan-Canada LES FILLES..

08:39 rakoto-indiana498 tnr: voyageur universel

08:39 joan-Canada investigation be

08:39 trinitty loool

08:39 pissoa-Joburg ?!

08:39 ikalamako42 ie

08:39 joan-Canada un peu de tenu

08:39 ikalamako42 kiriezy daholo hoa

08:39 ikalakely-france avy any amin'ndry lova sy sipakv any

08:39 sipakv-DC lasa tnr

08:39 trinitty ben ici il est 22h40

08:39 sipakv-DC investigation be

08:39 pissoa-Joburg ikalamako hany kanjony ...

08:39 joan-Canada looool

08:39 sipakv-DC sady sipa be daholo manao investigation an'i tnr

08:39 sipakv-DC looool

08:39 tnr2 disons un peu partout

08:39 trinitty je v bientôt manger moi oci g faim

08:40 pissoa-Joburg lol ...

08:40 joan-Canada tartine?

08:40 joan-Canada din

08:40 ikalamako42 mbola miandry bex koh

08:40 sipakv-DC din

08:40 tnr2 lol

08:40 sipakv-DC 2 shots of cuba libre?

08:40 rakoto-indiana498 >trinity tu es au japon ? :)

08:40 ikalamako42 fa tnr lahy sa vavy no 2

08:40 trinitty joan> non non pas de tartine le soir pour moi lol

08:40 tnr2 kofy no 2, vavy no 1

08:40 joan-Canada mince omaly gpris un pinot hmmmmm

08:40 trinitty lova> uiiiiii, ki veut des sushis???

08:41 sipakv-DC moaaaaa !

08:41 ikalamako42 hay

08:41 pissoa-Joburg trinitty : zaaaaa

08:41 tnr2 ie

08:41 ikalamako42 sushi mmmm

08:41 trinitty sipakv> je sonne chez toi dans 30 mn :-P

08:41 sipakv-DC :-)

08:41 sipakv-DC merci

08:41 ikalamako42 bus firy no tonga any

08:41 trinitty pissoa> dans 40mn lool

08:41 joan-Canada mila meetnig marina o!?

08:41 pissoa-Joburg tanjemo tazomin'i sipakv ao ary a

08:42 trinitty ikalamako> bus intergalactik lool

08:42 rakoto-indiana498 cuba libre vao maraina ? danze....? Mojito olbigatoire amin'ny meeting

08:42 ikalamako42 bien ! j'arrive alors

08:42 joan-Canada zay ary nandefasany pissoa labiera

08:42 joan-Canada (bis)

08:42 sipakv-DC bus 34

08:42 ikalamako42 pissoa : simp koa izay mitolona ny olontiany

08:43 ikalamako42 le bonnanif anjoany dia bex be zany

08:43 sipakv-DC pissoa angaha mahalala an'i simp?

08:43 ikalakely-france hihihi

08:43 pissoa-Joburg ha ha ha

08:43 ikalakely-france ty ikalamako ty an

08:43 pissoa-Joburg sipakv : oui ...

08:43 ikalamako42 hihih

08:43 trinitty lova> mojito chui fan hihihi

08:43 ikalakely-france simp simplex v zany

08:43 ikalamako42 ie

08:43 ikalamako42 fialamboly

08:43 pissoa-Joburg izy indrindra ...

08:43 joan-Canada sipkav sy simp makony copain?

08:43 ANDRY-FBC mbola ao ve ?

08:43 joan-Canada ohay

08:43 ikalamako42 ato jiaby

08:44 trinitty bon, hiala kely zà hividy sushi fa miverina eo éé

08:44 joan-Canada alefaso

08:44 pissoa-Joburg atovy betsaka a

08:44 ikalamako42 mba ataovy bebe an

08:44 rakoto-indiana498 >Andry ie eto foana ka ! :)

08:44 trinitty okkkk

08:44 ikalamako42 pissoa sy ikalamako sainkanina

08:44 ikalamako42 lol

08:44 ikalamako42 miady betsaka

08:44 sipakv-DC sushi sy labiera mantsy tena tsara be miaraka

08:44 pissoa-Joburg sushi kosa io koa ...

08:44 sipakv-DC ka dia mila labiera koa izany an

08:44 joan-Canada saporro

08:45 ikalamako42 za membra foana

08:45 pissoa-Joburg kaloo anontaniana ra simp raha azo angalarina ny malalany

08:45 ikalakely-france hahaha

08:45 ikalamako42 sady blonde beuh

08:45 joan-Canada pissoa>LOL

08:45 ikalakely-france fa i smp anie everiko fa mpivavaka be e

08:45 ikalamako42 tsy angalarina fa consommé-na

08:46 ikalakely-france tsy ratsy kosa aloha ilay metaphore e

08:46 ikalamako42 efa aiza ho aiza izay ny jorery sy lolo?

08:47 ikalamako42 @ antsasany?

08:47 ikalamako42 manao lemizo zareo izay

08:47 ikalakely-france tsy manomboka akory

08:47 ikalakely-france mbola rahalina anie e

08:47 ikalamako42 fa @ rify?

08:47 ikalamako42 firy

08:47 ikalamako42 hay

08:47 ikalakely-france am 9

08:47 ikalamako42 hihih

08:47 ikalamako42 za tsy maharaka

08:47 ikalamako42 ah ok

08:48 pissoa-Joburg am 9 aiza io

08:48 pissoa-Joburg na dia tsy azoko tsara aza ... lol

08:48 joan-Canada Hey

08:48 rakoto-indiana498 very be zany ilay kofy ...:)

08:49 joan-Canada alefaso hoe ny blaoginareo

08:49 sipakv-DC lasa aiza ra steph toa tsy ao intsony

08:49 joan-Canada mila présentation

08:49 joan-Canada trinitty>vita sahady diner

08:52 rakoto-indiana498 joan= purple corner= architecture= montreal = moteur foko :)

08:53 pissoa-Joburg rakoto = Joan angaha ?!

08:53 joan-Canada ?????

08:53 sipakv-DC lova = dwarf hippo = scientist = indiana

08:53 joan-Canada io dray lé pub tsy milay an

08:53 sipakv-DC loooool

08:53 rakoto-indiana498 euhhhh non :) mba intro zany e :)

08:53 pissoa-Joburg joan : :)

08:53 joan-Canada sipakf=windowsof the world=mpanoratra malaza be=miasa independant film channel

08:53 rakoto-indiana498 fa rakoto wish he was joan :)

08:54 sipakv-DC :-)

08:54 sipakv-DC tssss

08:54 sipakv-DC sipakv = dilettante be

08:54 rakoto-indiana498 indepedent film channel :) tena tsara ndray jeus de mots kely iny :)

08:54 joan-Canada pissoa fokoster be ry reto an!

08:54 pissoa-Joburg loool

08:54 rakoto-indiana498 pissoa=jo'burg=goateng=...=....?

08:55 sipakv-DC yep, I get to meet AJ and BP every day :-) NOOOOT

08:55 pissoa-Joburg raim kely aloha

08:55 joan-Canada loool

08:55 ikalamako42 may ny tsaramason'i pissoa

08:55 ikalamako42 hihihi

08:55 joan-Canada pissoa>elle blog au boulot lol

08:55 pissoa-Joburg tena may ny tsaramaso eeee

08:56 pissoa-Joburg joan : raha hitan'ny boss-ko io an :-P

08:58 rakoto-indiana498 azafady fa tsy dia a la page aho: ilkalamako=france=...?

08:58 pissoa-Joburg pissoa = pissoa.blaogy.com = joburg = mianatra

08:58 joan-Canada non nononon

08:58 pissoa-Joburg io rakoto a

08:58 pissoa-Joburg joan ?!

08:59 joan-Canada ikalamako=italie=mpihira malaza

08:59 ikalamako42 nann

08:59 pissoa-Joburg hi hi hi

08:59 joan-Canada euh OUI

08:59 ikalamako42 ikalamako = mpankafy hira fa mamalan-kira

08:59 ikalamako42 izany tsy nanasiana micro androany

08:59 joan-Canada ikalamako=mpihira malaza choriste eros ramazzotti ( freestyle be iny)

08:59 ikalamako42 jogany _ aoka re

09:00 ikalamako42 raha zah no mba nahay nihira an

09:00 ikalamako42 efa tsy nanana fotoana ni blaogevana intsony aho

09:00 ikalamako42 :-P

09:01 rakoto-indiana498 misotra pissoa sy ikalamako amin'ny precision :)

09:01 joan-Canada lova resaho lé Global Voices

09:01 joan-Canada like il faut!

09:02 rakoto-indiana498 le conference ve...tena taitra be aloha fa natao ry zareo pub be ny blaogy gasy e

09:02 joan-Canada (LOva tany Miami nanao ppub ny FBC!)

09:03 pissoa-Joburg rakoto angaha Lova sa tsy mahazo resaka zaho ?

09:03 ikalamako42 gasy ka mahery izany ...

09:03 sipakv-DC rakoto=lova=gv gasy

09:04 rakoto-indiana498 de manazava amin'ny zareo inona ny tranga tamin'ny cyclone Ivan sy ny natao ny mapnao blaogy...

09:05 joan-Canada surtout lé Global Voices Malagasy

09:05 joan-Canada mila mpanoratra!

09:06 sipakv-DC satria hono ny Global Voices Malagasy no teha success story andry zareo ao

09:06 joan-Canada (silentce)

09:06 rakoto-indiana498 ie....i GVO amin'teny gasy zany no mpandefa post mavitrika indridra apres espagnol, chine et japon....de varina ry zareo fa tsy nampozona

09:06 sipakv-DC satria ny mpiteny gasy rha betsaka 20 million

09:06 joan-Canada (vive nous be)

09:06 sipakv-DC so so so proud !!!

09:07 sipakv-DC ny bleme fotsiny dia roa no tena manoratra aho : jentilisa + tomavana

09:07 rakoto-indiana498 :) otrany oe manao pub lotra fa angina kely aho aloha :)

09:07 joan-Canada (zareo aloha mahay be ...)

09:07 sipakv-DC non tena isika kosa no tena mavitrika ao ka

09:07 sipakv-DC sady isika izany no teny afrikana voalohany ao

09:08 sipakv-DC clap clap clap

09:08 sipakv-DC looool

09:08 rakoto-indiana498 ie izy roa rery no teny mizaka ny GVO gasy...favy be

09:08 joan-Canada (vive nous ok)

09:08 sipakv-DC fa zany hoe misy probleme sustainability, satria roa fotsiny ny mpandika teny ao

09:08 joan-Canada donc ! iza no motivé hanampy? za?!?

09:08 sipakv-DC ie

09:08 sipakv-DC za koa

09:08 sipakv-DC lol

09:08 joan-Canada (za hoe efa tsy mahay manoratra..pffff)

09:09 sipakv-DC raha mahita olona mahavita na post 1 isankerinandro aza

09:09 sipakv-DC dia efa favy be

09:09 sipakv-DC sooo???

09:09 sipakv-DC any takers?

09:09 rakoto-indiana498 tongava re tongava re , tongava aza misalasala oa :) (miverina ny karaoke )

09:09 sipakv-DC loool

09:09 sipakv-DC tsara feo ra lova izany fa masoandro be aty dc

09:10 rakoto-indiana498 (ie fa la neige aty a Indiana mbola mavitrika :) )

09:10 sipakv-DC going once

09:10 sipakv-DC going twice

09:11 sipakv-DC ...

09:11 joan-Canada bon aleo je reformule : ry jentilisa sy to zany miasa be ka mila soutien kely raha motivé nareo!

09:11 ikalamako42 za poussy fa efa nresahan'i hery serasera fa tena tsy mi speak

09:11 joan-Canada looool

09:11 ikalamako42 manohana moralement

09:11 sipakv-DC misaotra e

09:11 ikalamako42 :-P

09:11 sipakv-DC :-D

09:11 joan-Canada ikalamako>;_

09:11 joan-Canada ;)

09:11 sipakv-DC clap clap for ikalamako

09:12 sipakv-DC tsy koa re fa raha misy olona fantatrareo fa mety mazoto dia alefaso aty aminay an

09:12 sipakv-DC misy famporisihana kely dia kely isambolana koailay izy

09:13 sipakv-DC (incentives)

09:13 joan-Canada geez fallait le dire

09:13 joan-Canada je suis sérieusement intéressée (ehh je fais la complice gt pas au courant...)

09:14 rakoto-indiana498 oui...(et mojito aussi en options )

09:15 rakoto-indiana498 ;)

09:15 joan-Canada (je pense ke g pas besoin de cette motivaion , je viesn de la trouver......loool)

09:15 ikalamako42 jogany : moi si par contre hihihi fa tsy mispeak dia voa izay !

09:15 ikalamako42 sosy hono koh

09:15 joan-Canada (inside joke b fa azafady)

09:16 ikalamako42 :-)

09:16 joan-Canada ikalamako>mbola tsy hitanao ny teny gasiko....galere be!!

09:16 stephane-mada mbola ato daholo anga

09:16 ikalamako42 hihihi

09:16 joan-Canada ie miandry sary

09:16 joan-Canada miandry volontaires

09:16 stephane-mada inn ny resaka today?

09:16 stephane-mada ho avy e

09:17 joan-Canada karaoké be ato

09:17 stephane-mada za koa anao

09:17 stephane-mada iza ary ito izay mahalala

09:17 rakoto-indiana498 ka ahona steph ? Ianao anga tsy hira ?

09:17 stephane-mada si j arrive la

09:17 stephane-mada tt de suite

09:17 stephane-mada dia nareo manao devinette oe iza?

09:18 stephane-mada tonokooira iray nahatsiarovako anao, io ilay hira fahaizay .......

09:18 joan-Canada ok

09:18 sipakv-DC mahaleo vololona

09:18 joan-Canada 1 point

09:18 stephane-mada oka oi

09:18 stephane-mada oui

09:18 sipakv-DC mora kosa iny e

09:18 stephane-mada ary ito indray ary

09:19 stephane-mada ny tany ity miodina asa izay mba ho entiny fa izy mbola hiverina toy ny tanminy taona lasa asa izay heveriny

09:19 stephane-mada ....

09:19 sipakv-DC tsss

09:19 joan-Canada ikalamako>nivadika nutella dray lÉ tartine

09:19 pissoa-Joburg bemolanga moa ?

09:19 rakoto-indiana498 ahiko mbola hiverina

09:19 rakoto-indiana498 tony tamin'ny toana lasa....

09:20 stephane-mada oui

09:20 pissoa-Joburg ny zava-draiketinyyyyy

09:20 stephane-mada lol

09:20 stephane-mada oka oi fa ny fananntenana

09:20 stephane-mada efa niela nitsolopy

09:20 stephane-mada fa izy mbola

09:20 stephane-mada hiverina

09:20 stephane-mada lalallallalallallalallalallalalala

09:20 joan-Canada (lol)

09:20 ikalamako42 ho toy ny tamin'nytaona lasa

09:20 ikalamako42 ny zavadraiketiny

09:20 stephane-mada jogany anga tsy memnbre

09:21 stephane-mada oka oi

09:21 stephane-mada za ato mitendry gloum be

09:21 stephane-mada lol

09:21 ikalamako42 mbola tsy tonga angaha le sushi e

09:21 stephane-mada tohizo fa andefa sary rem e

09:21 pissoa-Joburg k'hita hoa r'ikalamako ... ny sipakely efa ramaka :(

09:21 ikalamako42 hohanina @ tsramason'i pissoa

09:21 stephane-mada za tena tsy sushi fa pty apollo be kobonareo

09:21 joan-Canada lol

09:21 joan-Canada tartnie et chocolat ihany

09:21 pissoa-Joburg paty apollo = miam miam .... miaraka am'tsaramaso

09:22 stephane-mada ts les jrs ovy,patynouille io dia jumbo fa tena tsy nety natavy oi aza

09:22 pissoa-Joburg hi hi

09:22 ikalamako42 tsy zakan'ny bex ireny koh

09:22 stephane-mada 3 ans izay foana ny rythme

09:22 stephane-mada lol

09:22 pissoa-Joburg lol

09:22 stephane-mada lol

09:22 joan-Canada hita lasa force de la nature be!

09:22 ikalamako42 leo paty zany

09:22 stephane-mada fa tena grave be bexa be alina d nainag tsy tafafo fa alohany hiditra fbc teo mbola nigobsa be

09:22 stephane-mada lol

09:22 joan-Canada din za aza leo frite+fromage+gravy=poutine

09:22 joan-Canada tssss

09:23 joan-Canada (degueu)

09:23 stephane-mada fa tendance ny paty izany a

09:23 stephane-mada lol re tsy misy anizany mandoha izany

09:23 joan-Canada (stephane missionnaire foko fa aza gaga nareo raha je me moque de lui)

09:23 ikalamako42 misy misionera angaha ny foko

09:23 ikalamako42 ry foko ry foko!

09:23 pissoa-Joburg hi hi hi

09:23 ikalamako42 mahaleo io an !

09:23 joan-Canada lé alefa any tamatave pendant le cyclone reny!

09:23 ikalamako42 jeme moque pas

09:24 ikalamako42 hay

09:24 stephane-mada fa za mila manenjika be fa nareo efa vitesse sup be efa any aminy firina ve ranga sady otany manao kaly izy izany

09:24 pissoa-Joburg hay ...

09:24 stephane-mada ikalamaloka merci

09:24 ikalamako42 de rien

09:24 stephane-mada za ato voa be

09:24 pissoa-Joburg ?!

09:24 stephane-mada joana reto asivo an

09:24 stephane-mada lo

09:24 stephane-mada lol

09:24 stephane-mada am jogany ka

09:24 stephane-mada lol

09:24 joan-Canada ?

09:24 joan-Canada io trinitty

09:24 joan-Canada aiza ny sushi?

09:25 stephane-mada bref

09:25 ikalamako42 hadino anaty vam ny sushi trinitty

09:25 stephane-mada sushi any tinitty io ve zararina eto awn?

09:25 ikalamako42 efa tsy hozaraina kosa angamba

09:25 joan-Canada iny nandostra iny

09:26 stephane-mada tsss....ary tripy ve tianreo fa za tena tsy tia fa masiso be

09:26 sipakv-DC sorry guys

09:26 sipakv-DC I gotta go

09:26 stephane-mada andrasao ary andefasako henakisoa sy ravitoto rem nareo

09:26 sipakv-DC tena mitomany be ny ankizy ao

09:26 sipakv-DC ka lasa hitaiza e !

09:26 joan-Canada okkkk

09:26 sipakv-DC fa @ manaraka indray

09:26 joan-Canada bisouxxxxxx

09:26 sipakv-DC nahafinaritra ny karaoke

09:26 joan-Canada XXXX

09:26 sipakv-DC bises a tous

09:26 stephane-mada bye sipakv an

09:27 sipakv-DC Bye Bye

09:27 ikalakely-france ok by sipakv

09:27 ikalakely-france bye mantsy e

09:27 sipakv-DC bye ra stef an !

09:27 sipakv-DC bye ikalakely !

09:27 sipakv-DC sy ny rehetra mbola ao ....

09:27 hannah hi

09:27 ikalamako42 bye steph

09:27 pissoa-Joburg veloma o

09:27 ikalamako42 tandremo ilaozna mandehandeha moto ao indray

09:27 ikalamako42 avec hery

09:27 ikalamako42 cf blog FBC hier

09:28 ikalamako42 :-P

09:28 joan-Canada ahahahah

09:28 joan-Canada tratra be lé stef sy hery

09:28 rakoto-indiana498 bye bye stepha !

09:28 stephane-mada fa awn kay

09:28 joan-Canada lol

09:28 stephane-mada bye ikala

09:28 joan-Canada lol

09:28 ikalamako42 zahay ange mamaky e

09:28 rakoto-indiana498 veloma ndray ikalakely

09:29 stephane-mada oups iza io ainagan

09:29 joan-Canada lé hoe " hery sy stef mandeha moto tao amilé interview"

09:29 stephane-mada ouffffffffffff

09:29 ikalamako42 hihih

09:29 ikalamako42 golemain!

09:29 pissoa-Joburg hi hi

09:29 stephane-mada lol

09:29 ikalakely-france za nge tsy andeha e

09:30 ikalakely-france bye oa sipakv

09:30 joan-Canada ahhhh

09:30 joan-Canada reto ko

09:30 joan-Canada misy efa adin 4 teto

09:30 joan-Canada je ne vise personne (joan)

09:30 ikalakely-france voky sushi sa noana tsaramaso?

09:31 ikalamako42 hihih

09:31 pissoa-Joburg jogan hi hi

09:32 stephane-mada rem faandefa sary manala azy be ny teto am fbc dia hitoy tsy ho ela oi resaka kaly io

09:32 pissoa-Joburg aleo aloha teny hikaly fa efa adiny 4 teto ... jogany :-P

09:33 rakoto-indiana498 veloma daholo nareo fa andeha dejeuner :)

09:33 stephane-mada bonap doly e

09:33 joan-Canada BIsouxxxxxxx

09:33 rakoto-indiana498 misotra bzzzzz

09:33 pissoa-Joburg siora rakoto ...

09:33 joan-Canada mboal mila miresaka tsika sy toi sy D

09:33 joan-Canada lol

09:33 ikalamako42 mazotoa homana izay hiala noho ny sakafo

09:33 rakoto-indiana498 ba betsaka , joan ie !!

09:34 rakoto-indiana498 mety ilay podcast :)

09:36 joan-Canada  

http://club.foko-madagascar.org/?page_id=18

09:36 ikalakely-france d aona oe ra stefa le apollo?

09:37 stephane-mada apollo oi tsara be fa za tsy mety leo sdy no mora andrahona indrindra

09:38 ikalakely-france za koa tia apollo an

09:38 ikalamako42 ry namako isany hametraka ny veloma mandrapihana

09:38 stephane-mada angaha tsy hitanareo io maskita be eo am sary io

09:38 ikalamako42 misaotra t@ takariva tafasiry fa milay

09:38 ikalakely-france asiana atody sy tongolo maitso de lasaopy vantamine

09:38 ikalamako42 mbolahiverina aho amin'ny heiriny

09:38 stephane-mada milay be

09:38 joan-Canada Bisouxxxxxxx

09:38 joan-Canada merci beaucoup!

09:39 ikalakely-france aiza zany e

09:39 stephane-mada ok bye

09:39 stephane-mada oka oi

09:39 stephane-mada lé kaly ikala

09:40 ikalakely-france tsy misokatra anie ilay izy fa mitapy ty laptop kou yty e

09:40 ikalamako42 ok izay vao tena bye

09:40 ikalamako42 kiss daholo daholo

09:40 pissoa-Joburg hi hi

09:40 ikalamako42 manja be daholo ny foko

09:40 joan-Canada bisss

09:40 ikalamako42 mon coeur

09:40 joan-Canada tsika daholo FOKO

09:40 pissoa-Joburg aza mbola mandeha aloha ikalamako

09:40 joan-Canada pissoa>lol!!

09:40 stephane-mada sura e

09:40 ikalamako42 misy tsaramaso?

09:41 ikalakely-france veloma nji r'ikalamako, manaova pataloha fa mangitsy e

09:41 pissoa-Joburg efa hoe apollo + maskita aloha izao koa

09:41 ikalamako42 le sushi tsa zarain'ny tompny koh

09:41 stephane-mada tsaramaso sy sosisy

09:41 pissoa-Joburg soloy ony iny zipokely iny r'ikalamako a

09:41 ikalakely-france itako le sary ry reto a, noana aho zany!

09:41 ikalamako42 ikalkely hihihi

09:41 joan-Canada stephane>fanga nona be ianao?

09:41 ikalamako42 solona pataloha lava sa fohy ihany

09:41 ikalamako42 :-P

09:41 ikalakely-france sary androany v io maskita io?

09:42 joan-Canada non tam fambolen azo je crois

09:42 ikalakely-france ikalamako> asio short

09:42 ikalamako42 iaza izany sary maskita izany klou

09:42 ikalamako42 hay iny

09:42 ikalamako42 haiko indray

09:42 joan-Canada ata

09:42 pissoa-Joburg za toa tsy mahita sary ao amin'ilay link io ... oops

09:42 ikalamako42 bye sao sovohan'ny rivotra ato@ salon 'ny foko ato ikalamako

09:42 ikalakely-france masaka be le revinareo any an

09:42 joan-Canada http://www.flickr.com/photos/foko_madagascar/

09:43 pissoa-Joburg ah ok taraiky njay pissoa kle

09:43 ikalakely-france ary de iza aminy aza no stephane e

09:43 ikalakely-france le manao t shirt mainty tam namboly hazo?

09:44 ikalakely-france oooaaayyy ry reto mampanaelo b reto tamatave a!

09:44 joan-Canada ieeee

09:44 pissoa-Joburg tiko raha mivoaka ny ecran io maskita io lol

09:44 joan-Canada dinnn

09:45 joan-Canada feno sary sakafo be aty fa lé misy olona dé atao privé

09:45 joan-Canada nareo marina rehefa mandalo any dago mila FBC!

09:46 ikalakely-france fa iza avy ny ande dago amity?

09:46 joan-Canada tsy zà aloha njy......

09:47 joan-Canada octobre

09:47 pissoa-Joburg izaho "probably" amin'ny juillet ... mbola miankina amin'ny enga anie io, hi hi

09:47 stephane-mada ai kay misy andeha dago betsaka anga...za hitsena ..

09:47 joan-Canada specialiste mpitsena annnn

09:47 ikalakely-france za tsy siora

09:47 stephane-mada za io.grave be fa asiko soratra mintsy oe mpitoraka bilaogy mpitsena

09:48 joan-Canada ieeeee

09:48 stephane-mada lol

09:48 pissoa-Joburg hi hi hi

09:48 ikalakely-france aona kay maazo t shirt foko?

09:48 stephane-mada tairo fa io am octobra io alaiko voloany zany..

09:48 joan-Canada ata

09:49 joan-Canada ato

http://www.cafepress.com/foko

(tsy mahay manao affaires jogany donc tsisy benefices)

09:50 joan-Canada mety milay be raha manao rdv tsika rehetra o?

09:50 ikalakely-france hihihihi nji kou miscenn tssss

09:50 stephane-mada je me deconnecte rem fa mbola hiverina fa lany cred connexion.aza mila eo an

09:50 ikalakely-france ka zay mitsiny

09:50 stephane-mada ary lé oe nji koa

09:50 ikalakely-france ok ste an

09:50 joan-Canada imagine thb, lasoupy

09:50 stephane-mada milay be

09:50 ikalakely-france maninn le hoe nji???an3

09:50 stephane-mada ahaha

09:50 joan-Canada an 3 = an an an ?

09:50 stephane-mada milay fa mampme oe otrany sipa kely mpanao tantyra

09:50 ikalakely-france ie?

09:51 stephane-mada tantar

09:51 stephane-mada jrev1

09:51 ikalakely-france ry zareo avy any amin'ny blaogy no nanpatonga an'io e

09:51 joan-Canada milay be

09:51 joan-Canada za mila lexique

09:51 pissoa-Joburg hi hi

09:52 ikalakely-france avy ao amin'ny blaogy. org ao mantsy ahitana vocabulaire be

09:52 ikalakely-france any moa pissoa o?

09:52 joan-Canada za mila liste ny fantako aloha dia lé biz oroka

09:52 pissoa-Joburg ikalakely : eka ozy !

09:54 ikalakely-france biz'oroka marina kay iza no namorona azy e, i hery serasera

09:54 joan-Canada original be

09:54 stephane-mada oe maninn an?

09:54 pissoa-Joburg aleo aloha izaho handeha koa ry zareo a ! amin'ny firy nareo no mirava eto ?!

09:54 ikalakely-france dia inona n dikany

09:54 joan-Canada fa za reto misy potin kely ty

09:54 ikalakely-france raonte joan

09:54 ikalakely-france ok pissoa

09:54 joan-Canada za é mametra bizoux foana reny nahazo "declaration d amour"

09:54 stephane-mada ra i jogany etna hitako fa mety radema

09:54 stephane-mada lol

09:54 joan-Canada LOOL

09:54 ikalakely-france efa ialaamizay ngamba ka

09:54 stephane-mada io ary falasa njai jogany

09:55 joan-Canada lol

09:55 ikalakely-france maninn le declaration d'amour??

09:55 joan-Canada je te dis

09:55 stephane-mada za koa hitsoka fa io tsy mamela mintsy ka

09:55 joan-Canada lé mametra commentaire foana