04:35 joan-Canada kikou
04:36 joan-Canada za ato ambiance dodo be
04:36 ikalakely kikou
04:37 ikalakely fa ngah efa teto daholo reo olona reo teo?
04:37 joan-Canada iee!
04:37 ikalakely fa za v tara foana e
04:38 joan-Canada non du tout ki annn
04:38 joan-Canada zareo no en avance foana!
04:38 ikalakely hihihi
04:38 joan-Canada j'ai remarqué que misy manao rendez vous secret eto dray dray
04:38 ikalakely hahaha
04:39 ikalakely refaveo
05:02 pissoa salu jogany
05:02 joan-Canada yellow
05:02 joan-Canada com dhabs fotoan-gasy be ato fa tsy koi sao dé mila kafé enao?
05:02 pissoa hi hi - izaho koa aza tara
05:03 pissoa beer akia raha misy a -
05:03 joan-Canada hmmm aty mbola andro am 7 maraina !
05:03 pissoa hay ve e !
05:03 pissoa aleo izany dite ihany ny ahy koa
05:03 joan-Canada ok sucre?
05:04 pissoa yep yep ...
05:04 joan-Canada ka ahona ki an ny vao2 any an
05:05 pissoa mbola maka aina za io fa vao avy nianatra lol
05:05 pissoa njy nefa va akia vao mifoha ... sambatra
05:05 joan-Canada mianatra sabotsy ?! wow
05:05 pissoa ie :(
05:05 DadaRabe manao tompoko o
05:05 joan-Canada allo allo
05:06 joan-Canada wowo quel honneur!
05:06 pissoa manahoana DadaRabe
05:06 DadaRabe tena tafafaoha ihany aho
05:06 joan-Canada faly ery ny ankizy any dago mahita nareo eto zao !
05:06 pissoa hatraty io faly io ...
05:06 DadaRabe tafafoha fa vao amin'ny 9 maraina eto
05:06 joan-Canada aty @ 7!
05:07 DadaRabe faly daholo mahitaanareo é
05:07 DadaRabe ie, any Montréal sa Québec ?
05:07 DadaRabe izany amin'ny 7 izany
05:07 joan-Canada Montréal ! ie dia feno laneigy be androany
05:07 pissoa ooo - mahafinaritra be izany zao ao antokontan-dry ao Joan ?
05:07 DadaRabe HAy Montréal ! mandalo matetika aho aho rehefa ho any Dago
05:08 ikalakely koukou
05:08 DadaRabe Amin'ny firy izao any aminao Pissoa ?
05:08 pissoa Fa DadaRabe moa aiza ?!
05:08 pissoa sali Iakalakely.
05:08 joan-Canada coucou (bis)
05:08 DadaRabe MAnao ahoaan Ikalakely
05:08 pissoa DadaRabe : efa amin'ny 2 aty
05:08 joan-Canada Dadarabe>aza misalasala miantso ehefa mandalo aty ê!
05:08 DadaRabe Ok
05:08 ikalakely fa aiza drabe io mody e
05:09 DadaRabe mandalo any aho amin'ny avril fa ao amin'ny aéroport ihany ry Jopana. Manana adiny 4 aloha aho é! saingy tsy sahy mandeha lavitra sao...taravion
05:09 joan-Canada aéroport zany ny rdv ! hitondranay caribou + sirop d'érable
05:09 DadaRabe Miasa eto St-PIerre Miquelon aho dia mody any Dago fa miasa any Mahajanga koa
05:10 joan-Canada opposé be zany!
05:11 ikalakely tiako b aloha ny asan'i ddrabe e
05:11 ikalakely dia manao ahoana ny fandraisan'ny ankizy azy any dago
05:12 DadaRabe Ie, opposé be. Ny mijery vol no tena mafotaka satria miala aty sabotsy foana aho dia alatsinainy (raha tsy mijanona Paris (vao tonga any)
05:12 DadaRabe LAny fotoana amin'ny escale
05:12 joan-Canada zay matonga anà tsy mody matetika...
05:12 joan-Canada (ok tsisy $ koa hihihihihi)
05:13 DadaRabe ie, marina ny an'i Joan. RAha izaho dia aleoko isaky ny 4 mois vao mody saingy tsy maintsy mivezivezy satria ny aty tsy azo ilaozana ela. Ny any tsy azo ilaozana ela
05:14 DadaRabe Ikalakely> ny fandraisan'ny ankiahoana ?
05:14 DadaRabe >ny fandraisan'ny ankizy ahoana ?
05:14 DadaRabe Ary Ikalakely aiza ?
05:14 pissoa Isaky ny 4 mois ve izany i DadaRabe no mod raha azoko tsara ?!
05:15 joan-Canada hmmm lasa ni-surf dray izy izany
05:15 ikalakely sa efa nisy cours-na pedopsychiatrie tany dago hatrizay
05:15 DadaRabe NOn,ry miverina matetika (eo amin'ny isaky ny 2 mois eo ho eo). Amin'ny mai aza angamba aho dia hiverina vetivety aty 3 semaines fotsiny dia ho any DAgo indray fa be asa anay.
05:16 joan-Canada (aza gaga nareo raha tara ry zareo : déléstage, teknet tsisy places, tapaka ny internet, diso lera ny ankizy...moramora ihany ê_
05:16 pissoa DadaRabe > hay izany mody matetika ihany :)
05:16 sipagasy manaona daholo e!
05:16 DadaRabe Ny cours pedopsy. Misy foana kah ! saingy saika olona vacataire foana
05:16 pissoa manahoana sipagasy ...
05:17 DadaRabe manao ahana i sipagasy
05:17 joan-Canada sipagasy allo!
05:17 sipagasy salama e! inn ny tafa ao,
05:17 sipagasy mmhh ary ny mason'i joan toa mbola mikimpy hihihi
05:17 joan-Canada (tsss...efa misy kafé ato k)
05:17 sipagasy joan, hitako hatraty hihihi
05:18 sipagasy izany annn haharary @ café eo fa ataovy tsara
05:18 joan-Canada nen i pissoa hono la biera...
05:18 sipagasy iza avy ny ankizy ao @ teknet ao izao
05:18 sipagasy kay pissoa THB sa inn
05:18 DadaRabe Hay efa manomboka ny labiera any ambadika any ?
05:18 ikalakely-france fa pissoa aiza e
05:18 ikalakely-france italiana
05:18 pissoa sipagasy ... ie
05:18 ikalakely-france italie
05:18 joan-Canada raha mba fantako moa! surprise be foana! mipotrapotra eo daholo!
05:18 pissoa Ikalakely : pissoa eto Afrika Atsimo ...
05:19 DadaRabe HAy ao Frantsa ly
05:19 sipagasy ikalakely inn akia izany
05:19 DadaRabe Ikalakely !
05:19 DadaRabe Ary sipagasy vao nifoha sa efa nisakafo atoandro
05:20 pissoa-Joburg I sipagasy ve tsy mbola vao mahandro sakafo atoandro ?
05:20 joan-Canada (traduction : quel continent? hihi)
05:20 sipagasy za aza aty am-piasana kouuh
05:20 DadaRabe Sa eo am-pikarakarana (eoropa)
05:20 sipagasy hihi dadarabe
05:21 DadaRabe Miasa sabotsy ?
05:21 sipagasy dadarabe moa nianatra tao @ lycee andohalo ve taloha??? moa??
05:21 sipagasy ieh
05:21 sipagasy miasa alahady koa
05:21 joan-Canada faly be izy ko! amizay hono afaka mi-chat..tssss
05:21 DadaRabe mazotoa arary é!
05:21 sipagasy eny an-tenantenany ny jours de repos-ko kannn
05:21 DadaRabe mazotoa ary é!
05:21 sipagasy tsy maintsy hoe mazoto raha tsy izany tsy homana kouuh hhih
05:22 DadaRabe mialatsiny fa "arary" no voasoratra. Tsy mirary harary izany sanatria fa diso tsiina tompoko
05:22 sipagasy hihihih dadarabe azoko kannn
05:22 DadaRabe diso tsipelina
05:22 DadaRabe ha ha ha
05:22 DadaRabe Ary nakaiza i Pissoa teo ?
05:22 pissoa-Joburg tavela any joburg
05:22 joan-Canada (mbola tsy nahita ny soratra ko nareo...ihihihihihihihii on essaye hein! soa ihany fa misy specialiste ato )
05:23 sipagasy lasa nitady anana hihihi ngamba i pissoa
05:23 DadaRabe hay asiana tanàna ilay ps!
05:23 sipagasy joan specialiste @ inn retsy
05:23 pissoa-Joburg DadaRabe : nisy nanontany hoe aiza dia nasiako e
05:23 joan-Canada fote d otrograf
05:23 pissoa-Joburg sipagasy : izay indrindra
05:23 ikalakely-france za zany tsy maaazo resaka tsony e
05:23 DadaRabe- SPM ny ahy asa raha mazava ilay SPM
05:23 sipagasy mmmhhh hihih pisoa mba mizàrà aminay aza
05:24 sipagasy ikalakely tsy olana mijapy train injiko hihhi
05:24 pissoa-Joburg aza manahy sipagasy ...
05:24 DadaRabe- SPM SPM = St Pierre et Miquelon mpoko. Nosy kely adinon'ny tontolo
05:24 pissoa-Joburg @ lundi izahay hitady ravitoto raha tia koa
05:24 sipagasy dadarabe hihihi tsara ery izoa any e!
05:24 joan-Canada ie mety lava be marina k nefa mafinaritra b lé anarana
05:25 DadaRabe- SPM ie, mahafinaritra
05:25 DadaRabe- SPM Ahoana ary no tsy mahazo resaka intsony Ikalakely ?
05:26 sipagasy ikalakely ilaozany variana aryyy kouuh hihihi
05:26 sipagasy joan nanao ahoana ilay cocours nataonjiko e! tantarao hoe
05:26 joan-Canada tsy dodo pendant 3 jours...hortan ireny zombie reny
05:26 ikalakely-france fa inn iany ary ty concours ndrajogany ty
05:27 ikalakely-france malazalaza ato amin'ny blaogasifera mihitsy an
05:27 ikalakely-france ka afaka ve
05:27 joan-Canada lol concoours d'architecture k!
05:27 DadaRabe- SPM hono ho'aho ? i Jogany izany no joan ?
05:27 joan-Canada manao design dé alefa soumission
05:27 sipagasy joan, kay raharaha izany, fa rehefa mahazo prime ilay asa dia milay kann
05:27 joan-Canada zaraina eto ka
05:28 sipagasy joan , mba amboary ao retsy antananarivo dia ataovy milay dia soumettevo any ho any avy eo annn hihihi
05:28 joan-Canada euh....
05:28 sipagasy sa izay no nataonjiko tao?? mmhhh
05:28 DadaRabe- SPM Joan = Jogany ?
05:28 joan-Canada oui joan = jogany
05:28 sipagasy dadarabe, eny tompoko
05:29 joan-Canada sipagasy>concours tany kenya lé izy....oui....pendant la guerre civile ssarotra be...
05:29 ikalakely-france ary ahoana ilay projet an'i zOMA E
05:29 DadaRabe- SPM misaotra tompoko amin'ny valin-teny mahafatra-po
05:29 sipagasy joan mila mandrodana trano sns efa vita nefa mety ho sarotra ihany fa tsy maintsy hoe handalo @ izay kouuh
05:29 DadaRabe- SPM hay mahay architecture izany ianao Joan ?
05:29 joan-Canada r@ Zoma no vita hihihih
05:30 ikalakely-france ka i zoan anie architecta e
05:30 joan-Canada darabae>on essaye.....tsotosotra ihany fa reto no be resaka be....tssss
05:30 DadaRabe- SPM mpahay architecture
05:30 joan-Canada tsotsotra
05:30 ikalakely-france sady manja be no architecta
05:30 ikalakely-france olà la modeste
05:30 DadaRabe- SPM aiza no dia hoe tsotsotra !
05:30 pissoa-Joburg miss modeste
05:30 joan-Canada tsssss (mba hovay kely lé sujet o....)
05:30 pissoa-Joburg hi hi hi
05:30 sipagasy loool
05:30 ikalakely-france hihihi
05:31 ikalakely-france de ahoana ary ny any joburg any ry pissoa a
05:31 joan-Canada ohatra hoe : fa maninona ara tara foana ny gasy?
05:31 joan-Canada ie pissoa ahona ny any?
05:31 DadaRabe- SPM ary izaho hanontany an'i pissoa mihitsy hoe manao ahoana ny any johannesburg
05:31 pissoa-Joburg milay aty ... tamana be i Pissoa ato !
05:31 pissoa-Joburg ny olona aty amin'ny ankapobeny dia mandray olona tahaka antsika gasy ihany
05:31 pissoa-Joburg sady miresaka
05:31 DadaRabe- SPM fa inona ary no dikan'ny pissoa raha tanàna be pissoa ? :-)
05:32 pissoa-Joburg tsy azoko ilay fanontaniana ....
05:32 DadaRabe- SPM Azafady diso famaky aho. HAy hoe tamana be pissoa !
05:32 DadaRabe- SPM NOheveriko hoe tanàna be pissoa
05:32 pissoa-Joburg hay ve e, hi hi
05:32 DadaRabe- SPM ha ha ha
05:33 pissoa-Joburg ny olana kely angamba dia tsy afaka mivoaka alina raha tsisy fiara ... tahaka ny any amin'ny tany rehetra ihany o ?
05:33 DadaRabe- SPM tsy hita fa bongon'nytorimaso ny maso
05:33 pissoa-Joburg Jogany : mba omeo amin'ilay Kafe i DadaRabe fa mbola tsy taitra tsara
05:33 joan-Canada pissoa>fanga tsy labiera dray?
05:33 ikalakely-france inona marina ny dikan'i pissoa e
05:33 sipagasy miala tsiny fa sady repotry ny asa annnn
05:33 DadaRabe- SPM Omeo kafé marina fa mangitsy ity ririnina ity !
05:33 pissoa-Joburg ho an'i DadaRabe hoa fa tsy ho ahy e
05:34 sipagasy mirary anareo hikarajia eto aloha e! hahazo fahafinaretana sy izay tadiavina
05:34 pissoa-Joburg DadaRabe : io izao no hira henoiko ato
05:34 DadaRabe- SPM TAntarao ary ny asan'i sipagasy é!
05:34 pissoa-Joburg hi hi
05:34 sipagasy dadarabe mmhhhhh aleo @ manaraka e!
05:34 DadaRabe- SPM eny ary é! ny manatsabe hono mbola ho avy
05:35 DadaRabe- SPM dia manetsa t'izay
05:35 DadaRabe- SPM manetsa tokoa amin'izay
05:35 sipagasy tss irahin'ny sasany hamafy voa injay hihi
05:35 DadaRabe- SPM Izahay efa namafy dia mba hafa ny manetsa koh !
05:35 joan-Canada (tena je m excuse raha tara be ry zareo any dago an.... efa nandefa texto fa miandry hono)
05:36 pissoa-Joburg Jogany : aza manahy ...
05:36 DadaRabe- SPM iza no tara ary Jogany ?
05:36 joan-Canada ny ekipa any !
05:36 DadaRabe- SPM Ok !
05:37 DadaRabe- SPM Iray segondra fotsiny fa misy miantso an-tel aho fa eto ihany
05:38 joan-Canada ok
05:38 pissoa-Joburg ok
05:38 joan-Canada lé LSTN zany ahona?
05:38 joan-Canada zà nulle be...
05:38 pissoa-Joburg fa ahoana ny tena fandehany Jogany ...
05:38 joan-Canada imagination be zany dia hoe : alefa ny Skype dé alefa ny hira ....
05:39 pissoa-Joburg ah - ok !
05:39 sipagasy joana aleo nuy ankizy no mihira kann hihihihi
05:39 pissoa-Joburg hay izay izany no mahatonga hoe atao contact i Fokomada ?
05:39 joan-Canada ie!!!!!
05:40 pissoa-Joburg njaso ary aloha hiditra skype raim ...
05:41 ikalakely-france fa inn ny pseudo anjy ry pissoa
05:41 joan-Canada alefaso PV
05:41 ikalakely-france ie
05:41 joan-Canada aza atao eto fa public ty
05:41 pissoa-Joburg misaotra joan a - hi hi
05:41 ikalakely-france c vrai
05:41 ikalakely-france lol
05:41 joan-Canada (ie efa tratra foana zà...)
05:42 pissoa-Joburg aiza no manao pv eto ?
05:42 pissoa-Joburg toa tsy hitan'ny Pissoa :)
05:42 pissoa-Joburg ok - misaotra e
05:42 joan-Canada ao daholo v nareo misy annonce kely ty !
05:42 pissoa-Joburg ok
05:42 ikalakely-france io
05:42 DadaRabe- SPM ok
05:42 sipagasy mihaino e!!!
05:42 joan-Canada MITADY MPANORATRA NY GLOBAL VOICES TENY MALAGASY !
05:43 joan-Canada (lol)
05:43 joan-Canada io zareo e!!
05:43 pissoa-Joburg :-P
05:43 sipagasy hihihihihih
05:43 sipagasy :à
05:43 sipagasy :)
05:43 stephane-mada kaiza
05:43 DadaRabe- SPM ahoana ilay resaka skype teo ?
05:43 joan-Canada Dadarabe>karaoké skype
05:43 stephane-mada jogany mbola miandry ny ankizy af aminy 4 manomboka fa mbola manao ilay zavtra
05:43 sipagasy slt sté mada
05:43 pissoa-Joburg Jogany > izaho efa notenenin'ny namana iray ao amin'ny GVO dia menatra be tsy mety mety mahavita ...
05:44 joan-Canada allo Stefa mada!
05:44 stephane-mada sipa> salut
05:44 stephane-mada inn vaovao nareo ao?
05:44 DadaRabe- SPM manao ahoana Stephane ô!
05:44 pissoa-Joburg hello stephane
05:44 stephane-mada salut pisso
05:44 joan-Canada (stephane ny "tuteur" any dago)
05:44 stephane-mada dadarabe izany koa tonga dia mapatahotra be fa sao dia mamely eo
05:44 stephane-mada lol
05:44 joan-Canada pissoa>je sais ki an!
05:44 pissoa-Joburg ok - faly mahafantatra, hi hi
05:44 stephane-mada ahahhahhaha
05:45 stephane-mada hatraty
05:45 pissoa-Joburg Jogany > angaha ?! menatsa aho lol
05:45 DadaRabe- SPM aza manahy rastefa fa mila io a. Tsy misy atahorana :-)
05:45 sipagasy sté ann firy ny ankizy ao
05:45 stephane-mada menatsa .................lol
05:45 stephane-mada dadarabe> okai e
05:45 ikalakely-france sali sté
05:45 joan-Canada stephane>amin 4 dray an..
05:45 DadaRabe- SPM Milamina mantsy é! (fa tsy mila)
05:45 stephane-mada mbola miandry fa 10 no andraasana fa mbola miandry ****asy manao fotoané
05:46 stephane-mada lol
05:46 ikalakely-france marary maso kou i ddrb androany v e
05:46 stephane-mada tena am4 .elsifaka
05:46 pissoa-Joburg hi hi hi
05:46 sipagasy !solomaso dadaRabe
05:46 stephane-mada remù o
05:47 ikalakely-france o ry reto a, avelako daholo aloha areo, malaelo b za fa tsy maintsy ifandao kely
05:47 ikalakely-france bisous b daolo
05:47 joan-Canada bisouxxxx
05:48 DadaRabe- SPM ie, ndeha hanolo somaso angamba é!
05:48 stephane-mada sura ikalakely an
05:48 DadaRabe- SPM Fa ahoana ry Ikalakely ?
05:48 sipagasy bizz ikala dia antsoy aho annn
05:49 joan-Canada fanag nareo mifampiantso!!! zay koa rangaha
05:49 sipagasy joan hih ka izahay samy fr kannn
05:50 pissoa-Joburg hi hi
05:50 sipagasy mifindra planeta hiihihihi
05:50 sipagasy joan injy izoa aloha no isaorana fa raha tsy injy nga izahay ho afaka ny hifampiatso moa e!
05:51 joan-Canada pipelettes v dé mila anà!
05:52 joan-Canada ahona ny vao2 any dago any ra stefa!
05:53 sipagasy hihihihi pipelety mitovy izany nareo hhihihi
05:56 joan-Canada Skype efa eto ô!!
05:59 joan-Canada allo
05:59 trinitty saluu daoly o!!!
06:00 joan-Canada sali njy
06:00 sipagasy tonga soa trinity
06:01 trinitty merci sipagasy
06:02 trinitty ikalakely ngà lasa??
06:02 joan-Canada ie nadalo vetyvetika fotsiny izy
06:03 trinitty ouhhh
06:03 joan-Canada ouiii
06:03 joan-Canada ato
06:04 trinitty alors kesk'on raconte aujourd'hui??
06:04 joan-Canada alors fotoan-gasy chapitre 67
06:04 joan-Canada semaine dernière déléstage chapitre 34
06:04 joan-Canada azo ataotsika pari mihitsiny !
06:05 trinitty hahaha, je vois ça je vois ça
06:05 sipagasy hihihihi
06:05 sipagasy nareo kosa e!!!
06:07 trinitty entre-pa alou tsy nety lé candy-eye no poster-ko fa rejetté lé video é! la honte loool
06:11 sipagasy inn izany akia
06:11 sipagasy trinitty injy moa ary frantsa?
06:12 stephane-mada salut
06:12 sipagasy re sté mada
06:12 stephane-mada miala tsiny tapaka fona ny onnexion
06:12 stephane-mada c noe
06:12 stephane-mada noel
06:12 trinitty salut steph
06:12 sipagasy manao ahoana izy ao e! firy izoa ny ao
06:12 sipagasy tsy olana e!
06:12 trinitty sipagasy> post ao @blog-ko ao aky a! ié zà ary njinja é lool
06:13 sipagasy trinity annn ok aiza ho aiza moa ny misy anjiko retsy??
06:16 stephane-mada efa ho avy fa rem sy valo e
06:16 trinitty sipagasy> @mail teneniko an-njy ;-)
06:16 stephane-mada raha tapaka kely di manomana poste fa miala tsiny fa aza miala eo nareo an
06:16 sipagasy ok tr
06:17 sipagasy sté ho aiza moa fa miandry izay higadonany eo e!!! hihihi
06:20 trinitty ouééééé, zay fa nety lé video tary :-D
06:22 joan-Canada ahona lé FBC!
06:23 sipagasy joan efa an-dalana ngamab zareo koa e!
06:23 sipagasy joan nga tsy nifandiso tany @ ddrb ny resantsika teo e! hihih ny tel mmhhh
06:24 joan-Canada ieeeee
06:24 sipagasy hhih tsy azoko mihintsy hoe ahoana mais bonnn hihihihi
06:28 ikalamako salut daoul
06:28 ikalamako DdRb koa
06:28 trinitty salu njy
06:28 DadaRabe- SPM manao ahoana Ikalamako
06:28 ikalamako manjaizyizany
06:28 joan-Canada allooo
06:28 ikalamako slit
06:28 ikalamako hkaly raim aho r'ireto a
06:28 pissoa-Joburg salut
06:28 ikalamako aza ilaozana an
06:28 ikalamako ciao pissoa
06:28 pissoa-Joburg hi hi
06:28 ikalamako hihih
06:29 ikalamako j'arriiiiiiiiive
06:29 joan-Canada coucou!!
06:30 trinitty bon ap é
06:34 joan-Canada désorganisé be ty (comme d'habs)
06:34 joan-Canada allo limahl!
06:34 joan-Canada allo Candy !
06:35 joan-Canada http://fcandy.wordpress.com/
06:35 joan-Canada io ny blog ny Candy ! mba vangio ô!
06:35 trinitty salu Candy!!!
06:36 joan-Canada pissoa nga lasa?
06:36 DadaRabe- SPM miarahaba an'izay mbola tsy hita teo é!
06:37 joan-Canada Manaona Ravatorano!
06:37 trinitty salu dadarabe
06:38 DadaRabe- SPM salut trinity
06:38 joan-Canada Allo Tana !
06:39 joan-Canada ( za ato allo allo foana)
06:39 trinitty zay nandefa mp anà teo mbô avereno kely zafady fa no-bloker-n'ny firefox lé teo :-(
06:39 trinitty jo> hay mo allo veut dire bonjour?? hihih
06:39 joan-Canada ie aty Canada rehefa hoe "au revoir" dia "BONJOUR"
06:40 DadaRabe- SPM ahoana aloha ilay resaka LOLO SNTfa tsy arako tsara ?
06:40 joan-Canada Mzlle Maintikely zany @ 19h30 no mirava ka tokony hoe ataotsika Skype (hum hum)
06:40 DadaRabe- SPM io , resaka bonjour sy bonne journée io dia samy manana ny azy mihitsy ka rehefa mifindrafidnra toerana ianao dia fanina mihitsy
06:41 DadaRabe- SPM Ahoana ilay resaka skype ry jogany ?
06:41 elsifaka-mada salut daholo nareo
06:41 DadaRabe- SPM hiditra skype aho nefa ahoana ?
06:41 DadaRabe- SPM manao ahoana elsifaka
06:41 joan-Canada zay mazoto dia manampy FOKOMADA ao @ Skype
06:41 joan-Canada je dis bien "zay mazoto" ann
06:41 DadaRabe- SPM izany hoe ?
06:42 trinitty salu elsifaka
06:42 DadaRabe- SPM azavaoe ry jogany
06:42 joan-Canada FOKOMADA atao contact ao am Skype dia mahazo miresaka en Confrence daholo tsika rehetra
06:43 joan-Canada (normalement ao ilay karaoké ....hihihihhi)
06:43 DadaRabe- SPM manandrana miantso ilay foko mada aho io.
06:44 DadaRabe- SPM utilisateur déconnecté
06:44 joan-Canada ndraso rem resahako ny any dago (zareo makony ny contact)
06:44 joan-Canada ikalamako>ça va?
06:45 DadaRabe- SPM manao ahoana ny sabotsy maraina eto Dago ry zareo a ?
06:46 joan-Canada hmmm hotrany tapatapaka foana izy zany
06:47 joan-Canada bon reto aloha misy blog vaovao atao petit dej
06:47 joan-Canada http://rmstephy.wordpress.com/
06:49 elsifaka-mada aiza izany p'tit déj izany ?
06:49 joan-Canada Manaoana hono ny sabotsy any ?
06:49 elsifaka-mada ohatran'ny lahady
06:49 joan-Canada Dadarabe>za makony traductrice hihihi
06:49 elsifaka-mada sady mbola makafoka be daholo ny olona fa nivoaka alina fa faran'ny volana
06:50 DadaRabe- SPM jogany> :-)
06:50 ikalamako allo je suis de retour
06:50 ikalamako voky pasta
06:50 joan-Canada allo ikalamako!
06:50 trinitty re
06:50 trinitty bouhhh, mbol mi-blok fôna lé firefox-ndoza
06:50 DadaRabe- SPM afaka miresaka tsara izany Ikalamako ?
06:50 joan-Canada ikalamako>mba mandefasa pasta hoe....
06:51 DadaRabe- SPM trinitty> ento miadanao é! izahay eo ihany
06:51 ikalamako nareo mbola petit dej daholo zany koh
06:51 sipakv-DC hi all
06:51 ikalamako tsss
06:51 trinitty dadarabe> oki! ny eto mandeha nie fa lé pop-up no bloker-ny
06:51 ikalamako k'inn no inn eto
06:51 joan-Canada allo sipakv !
06:51 sipakv-DC taratara fa azafady e !
06:51 trinitty salu sipakv
06:51 ikalamako ciao sipakv
06:51 joan-Canada ikalamako>lé he ciao zany azo atao hoe allo aty canada ?
06:52 ikalamako fa @ firy zao DdRb sy jogany any?
06:52 DadaRabe- SPM manao ahoana sipakv
06:52 ikalamako hihihi
06:52 sipakv-DC dadarabe koa ao an !
06:52 sipakv-DC manao ahoana dadarabe
06:52 DadaRabe- SPM ny aty amin'ny 10:52
06:52 sipakv-DC trinitty
06:52 sipakv-DC ikalamako
06:52 ikalamako joan >fahazarandratsy
06:52 sipakv-DC jogany
06:52 DadaRabe- SPM ny any amin'i jogany 08:52
06:52 elsifaka-mada ny aty @ 16:52
06:53 ikalamako ary toa lasa i pissoa?
06:53 DadaRabe- SPM ary amin'ny firy any Italie ry Ikalamako ?
06:53 joan-Canada ikalamko> za aza gaga!
06:53 ikalamako Jogany > t'es tombé du lit zany !!!
06:53 ikalamako DdRb > efa 15 h
06:53 joan-Canada ikalamako>no comment efa lany hatrany labiera sy kafé
06:53 sipakv-DC ny aty 8.52 koa
06:53 DadaRabe- SPM Ikalamako>hay mitovy amin'ny ao Frantsa
06:54 ikalamako joan > zany ve tsy ptt dej polonais
06:54 ikalamako :-)
06:54 ikalamako DdRb : ie
06:54 DadaRabe- SPM sipakv >washington ilay DC ?
06:54 joan-Canada ikalamako>pissoa ihany no nampianatran"izany....tsssss
06:54 sipakv-DC ye washington tokoa
06:54 DadaRabe- SPM Ok
06:54 ikalamako Joan > mampiana-dratsy ireny
06:55 joan-Canada ikalamako>maintykely hono tara kely mirava....
06:55 DadaRabe- SPM mifampiana-dratsy an !
06:55 ikalamako elsifaka : hay ve ianao any Dago e!
06:55 ikalamako slt zoky ravatorano
06:55 ikalamako herykoh !!!!
06:55 ikalamako joan > tara be fa tsy kely
06:55 hery ravato zoky b sali
06:55 ikalamako joan > tsy koi
06:56 DadaRabe- SPM ary loza koa fa ELFISAKA foana no namakiako ilay ELSIFAKA. hay ve sifaka é! miasa amin'ny fiarovana zava-boahary ?
06:56 ikalamako hery > sitrana angaha?
06:56 joan-Canada Sali hery
06:56 joan-Canada elsifaka ve? efa hitanao v ny coiffure ?
06:56 ikalamako DdRb > défomation professionelle
06:56 ikalamako ny sifaka lasa fisaka
06:56 joan-Canada ahahah
06:56 DadaRabe- SPM Ikalamako> izany hoe ha ha ha
06:57 ikalamako iza nitondra caca pizon klou e
06:57 ikalamako hatao tsaky ho anay efa voky antoandro
06:57 joan-Canada miam!! lé vita gasy ireny v?
06:58 ikalamako jopan : eka zouz
06:58 ikalamako oups
06:58 ikalamako eka ouz ry joan
06:58 DadaRabe- SPM caca pigeon. ohatry ny mampisokatra vavony koa ianareo izany
06:58 joan-Canada ikalamako>za efanitady paroles sns efa vonona be
06:58 ikalamako hery > za tsy afaka mi karaoke fa absent sefo
06:59 ikalamako dia tsy nahay nanao skype and co
06:59 ikalamako joan : alefaso fa revena manja
06:59 joan-Canada raha ohatra ny skype any dago efa prêt dé aroso eto ny karaoké
06:59 ikalamako DdRb : fa amin'ny ianao vao hanao dej
06:59 DadaRabe- SPM Hery (tsiky dia ampy) ve ilay hery eto ?
06:59 joan-Canada non!
06:59 ikalamako DdRb : @ firy manko e
07:00 joan-Canada lol
07:00 ikalamako joan : hitako tsy mamaly
07:00 ikalamako tssss
07:00 joan-Canada hery kely any namana serasera dago !
07:00 ikalamako lol
07:00 sipakv-DC ary lasa daholo ry zareo dago
07:00 DadaRabe- SPM Ikalamako> Efa mahandro sakafo aho sady miresaka
07:00 ikalamako mba asio prezentasiô moa e
07:00 trinitty re, miala tsiny fa niova IE mitsy alou é
07:00 sipakv-DC tapaka anghana ny connection
07:00 joan-Canada izy lé "star" amin'ilay video fambolen azo
07:00 sipakv-DC hay iny ka
07:00 sipakv-DC io hery sy ravatorano
07:00 ikalamako han
07:01 ikalamako ikalkely angaha tsy ho avy?
07:01 joan-Canada ikalamako>efa lasa!
07:01 DadaRabe- SPM Asio présentation marina ry Ikalamako
07:01 joan-Canada efa teo tam 6 maraina (euh 1 any aminareo)
07:01 joan-Canada eny marina
07:02 ikalamako joan : ary hitako iny alina-maraina iny
07:02 DadaRabe- SPM Oay i Jogany kay no manao ny présentation
07:02 ikalamako joan : nanao essai aho
07:02 joan-Canada hitako ko iny
07:02 joan-Canada Zà no jogany - spammeuse - http://www.purplecorner.com/
07:02 ikalamako joan : @ izay tsy very andro androany
07:02 ikalamako joan : izaho manko badobado
07:02 ikalamako za ikalamako makomako
07:02 ikalamako :-P
07:03 joan-Canada hihih
07:03 DadaRabe- SPM (aza mamaky i Jogany an) ohatry ny mahafinaritra ilay anarana hoe : "jogany". ohatry ny rôla be izany
07:03 joan-Canada j'ai oublié jogany= fille
07:03 DadaRabe- SPM raha misy bandy sy rôla dia ilay rôla foana :-p
07:03 ikalamako rola ahoana ry DdRb
07:03 ikalamako an
07:05 ikalamako misy voisine kelinay taloha
07:05 sipakv-DC jogany ange tena role e !
07:05 ikalamako andao hanao bandy sy rola
07:05 sipakv-DC marina e !
07:05 ikalamako izahay bandy dia nareo sirola hoy izy
07:05 joan-Canada miandry présentation o!! (hoz lé rôla!)
07:05 DadaRabe- SPM Ikalamako >MAkomako toetra sa makomako endrika sa makomako fotsiny amin'izao ?
07:05 ikalamako hihihi
07:05 DadaRabe- SPM Sady izy koa anie no rôla eto é!
07:05 DadaRabe- SPM dia izahay bandy>.
07:05 joan-Canada (inona kay ny dikany lé makomako? j'ai pas honte je demande hein)
07:05 ikalamako ka ny dikan'ny sipa izany dia rôla raha izany
07:06 ikalamako dia ny bandy bandy ihany
07:06 DadaRabe- SPM DadaRabe = Lehilahy mpikorana
07:06 ikalamako jogany : hihihi
07:06 joan-Canada ohhhhhh
07:06 DadaRabe- SPM ie, ny sipa foana anie no rôla é!
07:06 ikalamako jogany : normalement pépétasse :-P
07:06 ikalamako normalement hein
07:06 ikalamako fa za tsy izy dia tsy mety izany
07:06 ikalamako :-)
07:06 joan-Canada ikalamako>ohhhhh choquée be ato
07:06 ikalamako NANN ne vous choquez pas les amis
07:06 sipakv-DC dadarabe le poete koa ka !
07:07 ikalamako fanzavana ato pour les tsy mbola mahalala
07:07 ikalamako http://ikalamako.blaogy.org/2008/02/21/155/
07:07 ikalamako :-)
07:07 ikalamako Ok?
07:07 DadaRabe- SPM sipakv> ie, manao poety fa rehefa hariva ihany. Mbola maraina eto izao :-)
07:07 ikalamako mba asio poezia aloha avant karaoké DdRb a
07:07 joan-Canada dadarabe>sipakv mpanoratra
07:08 joan-Canada oui!!!
07:08 ikalamako jogany : sady DdRb mahay manisy feony
07:08 ikalamako cf: DdRb taggé
07:08 DadaRabe- SPM mpanoratra i sipakv Ntsôo mahafinaritra izany. Indrindra raha maka aingam-panahy ao DC ao
07:08 sipakv-DC poeta n'andro takariva ?
07:08 DadaRabe- SPM faz aiza aloha ilay karaoké é
07:08 sipakv-DC manoratra fa tsy mahay loatra e
07:09 sipakv-DC aiza e
07:09 sipakv-DC miara mihira "zakaranda"
07:09 DadaRabe- SPM hafahafaha ho aho noy tontolon'izy iny. Zakarandahy mipoapoka
07:09 sipakv-DC http://tononkira.serasera.org/?rub=tononkira/hira&id=5000
07:10 sipakv-DC fofotany mando no mba tiany
07:10 joan-Canada ikalamako>tratra be lé commentaire amilay tag,....
07:10 ikalamako ty ny feony
07:10 trinitty oayyyy hirako io hihi ndryyy zakaranda milatsaka eo aloan'ny tranonay
07:10 ikalamako
http://nyhirako.weebly.com/5/post/2008/02/lolo-sy-…
07:10 sipakv-DC ndryyyyy !
07:10 sipakv-DC snif snif
07:10 ikalamako ty mosoary sipakv an
07:11 ikalamako jogany : hahaha
07:11 sipakv-DC santimaka be ny anao e
07:11 DadaRabe- SPM isan'ny tiako izy io amin'ny hiran'i Lolo. Fony tany tany marseille dia manala alina eny amoron-dranomasina mivazo sy mi saosisy sns
07:11 sipakv-DC revy tsara kosa ny andry dadarabe izany
07:11 ikalamako ny ahy "aoka izay"
07:11 ikalamako fa mbola amin'ny farany vao azo hiraian
07:11 DadaRabe- SPM fahiny izany. Tena manaraina andro mihitsy tamin'izany
07:11 sipakv-DC de mijery topatopan-dranomasina ve de mihira rakoto matilo?
07:11 sipakv-DC looool
07:11 elsifaka-mada ny ahy le bandy lava volo sy volombava iny no tena reveko
07:11 ikalamako DdRb : niaraka t@ lehilahytsyresy?
07:12 DadaRabe- SPM ie, dia mandeha daholo izaohira rehetra izao
07:12 DadaRabe- SPM i Laheilahytsiresyindray namana mpiara-mitendry gitara tany Dago kah! Rehefa miara-mitendry izahay dia manadino hatramin'nymisakafo
07:13 DadaRabe- SPM indray andro izay alina vao nisakafodro
07:13 DadaRabe- SPM iray promotion koa izahay teny Ankatso
07:13 DadaRabe- SPM alina vao nisakafo atoandro" no nosoratako testy ambony
07:14 ikalamako DdRb : fahizany tokoa
07:14 DadaRabe- SPM fahiny !
07:14 DadaRabe- SPM fahatsiarovana sahala aminareo nianatra tao amin'i Rabe é!
07:14 joan-Canada (za zany hors sujet be fa tena tsy mafantatra hira ny LSTN mihitsiny....denfa nipetraka tany dago....nenay Njila....)
07:15 DadaRabe- SPM JOgany> hay Njila ! Tsy ho sasatra miandry anao. Manantena anao aho indray. Na tsy hamiratra aza iny masoandro...
07:15 joan-Canada wiiii
07:16 ikalamako DdRb : hihihi ny anay izay lalovana misy fahatsiarovan
07:16 DadaRabe- SPM izaho koa kay tia Nila fa efa adinoko na ny fisiany aza satria efa ela loatra. Tsy manana CD-ny koa
07:16 ikalamako toa ny eto @ blaogy
07:16 sipakv-DC ka Njila hono ange efa toa dadabe izao e.
07:16 DadaRabe- SPM ie, misy fahatsiarovana eto. Nisy an'izany Ikalamako izany
07:17 ikalamako Jogany sy DdRb : ilazao ny famonjena aloha ny repertoire voalohany
07:17 DadaRabe- SPM Njila efa dadabe ? ie, raha niteraka kosa ny zanany.
07:17 ikalamako rehefa njila
07:17 ikalamako hihihi
07:17 joan-Canada hihihihi
07:17 DadaRabe- SPM Ilazao ny famonjena ho an'ireo izay tsy mba manantena
07:17 trinitty joan> Njilaaaaa chui fan oci attends! hihi
07:17 DadaRabe- SPM trinitty> tairo ary é!
07:17 trinitty ddr> zà tsisy skype hihih
07:18 ikalamako Ginagina tsy nahita
07:18 ikalamako ginagina teo !!
07:18 ikalamako soraty fts
07:18 ikalamako hahaha
07:18 joan-Canada ikalamako >oka fotsiny hoa
07:18 DadaRabe- SPM nakaiza nakiaiza ary ikala anona iny.
07:18 trinitty lasan'any izy, tsy mety hiverina intsony, inona aza no nahasodoka ny fony loool
07:18 DadaRabe- SPM Ny famantaranadro efa manondro amin'ny dimy
07:19 trinitty iza mahay an'io???
07:19 ikalamako ny fotana t@ roa
07:19 ikalamako izao efa @ dimy
07:19 DadaRabe- SPM sa kosa nisy amboteiazy ndro moa tsena
07:19 ikalamako tsy ho avy kosa angamba
07:19 DadaRabe- SPM ka aleo aloha ny tsiny tsy omena
07:19 joan-Canada iza?
07:19 ikalamako hay vao latsaka dimy ny @ roa
07:19 DadaRabe- SPM Ginagina é
07:19 ikalamako jogany :-)
07:19 joan-Canada (very be jogany)
07:19 DadaRabe- SPM ha ha ha tononkira jogany a
07:20 ikalamako jogany : maka train
07:20 ikalamako fa toa lsa karaoke njila izao raha tsy miboliastra
07:20 trinitty raha hiverina aho rehefa avy nanD, nanD nandao anao nandritry ny fotoana ela be!!!!!
07:20 DadaRabe- SPM trinitty> Inona ary no nahasodoka ny fony ? angamba tamana izy any ho any. Mamisavisa izany koa aho lasa vinany
07:20 trinitty hiverina aho nef'ho vantaniko
07:20 trinitty reo fombafombanao zay nanosika ahy hanD ka handao anao loool
07:21 DadaRabe- SPM jogany> ao ihany ve ?
07:21 DadaRabe- SPM TAiro LOLO SNT ary é!
07:21 joan-Canada dadarabe>ato foana é!
07:21 trinitty ddr> adinoko kely ny tohiny lool
07:21 ikalamako vao teo mbaravarana aho
07:21 ikalamako nahatazana anao aho
07:21 ikalamako nisakambina olonkafa
07:21 DadaRabe- SPM Mahasosotra koa ilay manoratra L O L O fa lasa sary
07:22 ikalamako ...dia naleoko dia niverina
07:22 joan-Canada L O L O
07:22 ikalamako hihihi
07:22 DadaRabe- SPM Tady vita fatomaty no mamehy antsika roa
07:22 trinitty ikalamako> nahatazana anao efa mamomamo be loool
07:22 sipakv-DC TIako be io hira io ry dadarabe an !
07:22 DadaRabe- SPM izaho te ahandeha ianao mivadika atsy
07:22 trinitty ôka fotsn oa ééé hihih
07:22 DadaRabe- SPM tsy mety izy fa miha henjan-droa
07:22 ikalamako JOGANY . scoop
07:22 ikalamako scoop
07:22 ikalamako lis
07:23 ikalamako
http://maintikely.blogspot.com/2008/02/kely-sisa-t…
07:23 ikalamako hihihi
07:23 ikalamako on va voir sa tete
07:23 trinitty yess
07:23 DadaRabe- SPM Tena efa 2h30 sahady aho no teto. Ny andro aza ity efa mitatao vovonana
07:23 ikalamako hitanareo ve
07:23 ikalamako pour tpout lemonde
07:23 trinitty ddr> ianao mitady olona tena mafy be, hanaraka anao @gafy
07:24 ikalamako le denier comment
07:24 DadaRabe- SPM ianao mitady olona tena kalabe hiantoka sy hampitafy
07:24 ikalamako Jogany : alefako aminao mail ny mail nalefako tany
07:24 trinitty ianao mitady olona feno fandeferana hahazoanao mampirafy loool
07:24 DadaRabe- SPM ianao mitady olona feno fandeferana hahazahoana mampirafy
07:24 DadaRabe- SPM hahahahahahah
07:24 trinitty ddr> tsy enao kosa ngamb zany é hihihi
07:25 DadaRabe- SPM ie, izaho bandy kely tsy ampy sakafo tsy ampy sokay kah
07:25 trinitty ndryyyyy
07:25 DadaRabe- SPM izaho tsy mba nanana zavatra lafo hatramin'izay (snif)
07:25 trinitty ddr> izaho sipakely tsy ampy sakafo a, tsy ampy sokay, izaho tsy mba nanana zavatra lafo hatr@zayyy aaa
07:25 DadaRabe- SPM ha ha ha ha
07:25 ikalamako jogany : nalefako ilay mail
07:25 trinitty hahaha
07:25 sipakv-DC mandeha tokoa le karaoke
07:26 DadaRabe- SPM tsy indry velively izany sipa izany
07:26 ikalamako izao tsy mba manana zavatra lafo
07:26 sipakv-DC duo trinitty + dadarabe
07:26 ikalamako hatramin'izay
07:26 trinitty naleoko tsy nanana olon'hitia toy zay hanan-dratsy aaa
07:26 DadaRabe- SPM indry velively no hiaritra anay amin'izany
07:26 joan-Canada ikalamako>rem aloha fa be fenetre b!! je rattrape
07:26 ikalamako naleoko tsy manana olo-nitia e
07:26 trinitty any alavidavitra any aho mba hitady aaa
07:26 sipakv-DC mba alefaso aty DC hono i lolo e @
07:26 DadaRabe- SPM f'izaho bandy kely kelikely sandry tsy mba ****figafy
07:26 ikalamako any angamba misy e
07:27 ikalamako namelany hafatra i maintikely ao @ blog-ny
07:27 ikalamako hihihi
07:27 DadaRabe- SPM tsy idry velively izany kala izany
07:27 ikalamako izay io lien nalefako io
07:27 ikalamako tsy indray velively no olon hiartra anay izany a
07:27 trinitty io raditra fa mipitrapitr eo ambaravaran'i baoro aaa
07:27 DadaRabe- SPM Fa aiza no misy an'i Trinitty ? (Trinity Tobago ?)
07:27 trinitty mando maso maita ny akama maita ny akama mandao varavaran'i baoro ééé
07:28 DadaRabe- SPM Tiako koa iny Raditra iny
07:28 trinitty ddr> zay njinja éé
07:28 DadaRabe- SPM Mando maso mahita ny akama Mandao ny varavaran'ny Baoro
07:28 trinitty ddr> hymne an'ny groupe-nay talou t@ mbol kely hihih
07:28 elsifaka-mada ohatran'ny hoe moana manao kjaraoké tsika!
07:28 DadaRabe- SPM Firy taona izao moa Raditra No tsy mba nahita Vehivavy
07:29 trinitty ory i raditra rà sendra mandalo irony mpifankatia é
07:29 DadaRabe- SPM Elsifaka> Izay kely hananana no ahiratra é
07:29 trinitty taloha any izy ka olon'ny haja sy lehilahy vita sonia
07:29 elsifaka-mada aza miala hono nareo fa ho avy hichat eto daholo ny ankizy
07:29 ikalamako eto hon izahay hoe
07:30 ikalamako maninona e zany havako no tomany
07:30 DadaRabe- SPM Efa maty ve no tsy hitako Mandalo intsony?
07:30 joan-Canada ANNONCE = MIALA ANY NY BLOG VAOVAO
07:30 elsifaka-mada ddrb> kely anana ahoan a e?
07:30 DadaRabe- SPM ikalamako> Tonga izaho namanao mba manontany
07:30 ikalamako avoahy hojerena
07:31 ikalamako lasa izy hono omaly nitondra hafaliana
07:31 ikalamako ka hitobaka eto (Izany moa?)
07:31 DadaRabe- SPM elsifaka> sy misy feo eto dia manao hira n'ny moana é
07:31 ikalamako :-)
07:31 trinitty ddr> je passe fa tsy tadidiko ndray ny tohiny hihih hayy: mama o mama o inty lay revy mampingoso anabavy é
07:31 DadaRabe- SPM Firy taona izao moa Raditra No tsy mba nahita Vehivavy
07:32 trinitty i raditra efa babon-delahy ny fony ééé
07:32 elsifaka-mada ddrb> azoko sary an tsaina mihintsy ao amin'ny espace riantsoa na ao am fame
07:32 elsifaka-mada miady ny clavier :)
07:32 ikalamako very ao @ raditra
07:32 ikalamako mbola mitady sopapa anaty disc
07:32 ikalamako tsss
07:32 trinitty ikalamako> maninona é, zany havako no tomany
07:33 DadaRabe- SPM lasana izy hono omaly namela alahelo
07:33 trinitty ianao tsy irery fa izao no tonga, hitondra kilalao
07:33 trinitty iny volana tsy tsinjon'ny olona faly
07:34 trinitty fa natao ho anao olona mijaly
07:34 DadaRabe- SPM ho avy indray ny ampitso hitondra hafaliana
07:34 ikalamako heriko manontolo no atambatro
07:34 DadaRabe- SPM ka hitobaka eto
07:34 ikalamako ka hitobaka eto (avant
07:34 trinitty alefao lova aaa
07:35 ikalamako raha sendra tsisy izany tsisy hitomaniana
07:35 DadaRabe- SPM ha ha ha
07:35 ikalakely-france resalut daolo
07:36 trinitty ôka alou zay ndray io fa mampitomany
07:36 trinitty hihihi
07:36 trinitty salu ikala
07:36 DadaRabe- SPM tonga indray Ikala
07:36 trinitty tsy tany amparihin'itasy aho omaly
07:36 sipakv-DC oh oh oh
07:36 sipakv-DC trinitty
07:36 DadaRabe- SPM tsy nahita ilay voninkazo tianao
07:36 sipakv-DC my hubby's favorite song
07:36 trinitty sipakv> hihi enjoy
07:36 elsifaka-mada naleoko nitondra ilay bombo gasy
07:36 DadaRabe- SPM hany mamy iomeko anao
07:36 ikalamako salut ikalakely
07:37 trinitty bonbo mantsy feno loko maro
07:37 DadaRabe- SPM ho entina mahatsiaro
07:37 ikalamako ikala a !
07:37 DadaRabe- SPM ireo zava-maro nataonao taloha
07:37 ikalamako jereo raim ange ity e
07:37 trinitty reo zava-maro nataonao talou (ina ary oooo)
07:37 trinitty hahaha
07:37 DadaRabe- SPM bobona mantsy mba voninkazo koa
07:37 ikalamako bonbon mantsy
07:37 trinitty ariary tokony azahoako sigara, naleoko niafy tsy nifoka ko
07:38 ikalamako mba vonikazoko
07:38 DadaRabe- SPM efa lasa ry Ikalamako à
07:38 DadaRabe- SPM ha ha ha
07:38 trinitty (ko rà tsy ina ko loool)
07:38 DadaRabe- SPM Ahoana tokoa izany bobon voninkazo izany
07:38 rakoto-indiana498 eriko manotolo no na tambatro....(izay fotsiny..)
07:38 ikalamako ikalakely
07:38 ikalamako ity ikalakely a :
http://maintikely.blogspot.com/2008/02/kely-sisa-t…
07:39 ikalamako avant dernière comment
07:39 ikalamako enfin les deux derniers
07:39 ikalamako hihihi
07:39 trinitty ddr> lé miafy tsy mifoka tô mbol tsy vitako loool
07:39 sipakv-DC waw
07:39 sipakv-DC tena mahazo dedicace speciale mhitsy i maintikely
07:39 ikalamako trinitty : fa le mifoka tsy mihafy no tena tsy vitanao
07:40 trinitty lova> volana amin-tontolo no alatsako eo an-tongotrao
07:40 ikalamako DdRb : za toa taratara
07:40 ikalamako ilaozako manao zavatra hafa
07:40 ikalamako tsss
07:40 trinitty ikalamako> lé mifoka atakalo bonbo no tsy vitako lool
07:40 DadaRabe- SPM Ikalamako> Taratara amin'inona ? Amin'iza ? amin'ny ahoana ?
07:40 ikalamako hihihi
07:40 DadaRabe- SPM ha ha ha
07:40 ikalamako tsy hitako hoe efa niova ny andalana
07:41 trinitty ilay bandy niady t@nao nilaza fa oe hilalao, fa tsy mila hoafatotrao intsony
07:41 trinitty sarotra ny mitazona azy izy manakatra avo bééé
07:41 DadaRabe- SPM Grave be anie ry ikalamako ilay hoe "DdRb : za toa taratara" ha ha ha ha !tapaka ny tsinaiko
07:41 ikalakely-france ooooaaaaayyyyy eeeeeeeeeee
07:41 ikalakely-france kel surprise ho an'i maintikely
07:42 trinitty aiza maintikely??
07:42 ikalamako DdRb hihihih
07:42 ikalamako iny indray no tsy hitako
07:42 ikalakely-france ary aiza izy?
07:42 DadaRabe- SPM trinitty> Nisy vahiny tonga indray teo ambao ianao
07:42 ikalamako ikalakely : manja e !!!
07:42 ikalakely-france sao d matin'ny hafaliana ao
07:42 trinitty ddr> efa ela no tsy nisy hahahaha
07:42 ikalamako ikalakely : mbola mikandra
07:42 ikalamako ikalakely : aoka re!
07:42 ikalamako nandefasako mail manko lolo
07:42 ikalamako hahaha
07:44 ikalamako trinitty : ianao nitsiky sady nampandroso
07:45 ikalamako hh
07:45 trinitty tô fenofeno ny fonao
07:45 trinitty izy namapanantena oe
07:45 ikalamako izy nanome toky hoe
07:45 trinitty haniry hitoetra anilanao foana
07:45 ikalamako iazho anilanao foana
07:46 ikalamako hihihi
07:46 trinitty zany ngà hono oe no betsaka any
07:46 trinitty loool
07:46 DadaRabe- SPM nisy vahiny tonga indray teo am-baravaranao
07:46 DadaRabe- SPM ianao nitsiky sady nampandroso
07:46 ikalamako fa falifaly nyfonao
07:46 ikalamako izynanome toky hoe
07:47 ikalamako hitoetra anilanao foana
07:47 ikalamako Na zanaka bara ialahy na zana-tsakalava
07:47 DadaRabe- SPM nisy vahiny tonga indray teo am-baravaranao
07:47 DadaRabe- SPM ha ha ha
07:47 joan-Canada DÉSOLÉE RAHA TSY MAMALY FA MBOLA MI-GÉRER FBC kely (azafady 400%)
07:48 trinitty ikalamako> tena tsy haiko lôtra njay lé hiran-njy farany io lol
07:48 ikalamako joan: asa aloha vao lalao
07:48 ikalamako izany moa ry DdRb o?
07:49 DadaRabe- SPM zanaka bara ialahy na zabna tsakalava na zanaka ambaniandro koa
07:49 ikalamako fanirian'ialahy hatramizay
07:49 ikalamako ny ho lasa miaramila matilo e
07:49 DadaRabe- SPM ikalamako> ie asa aloha vao lalao dia milalao kely, dia miasa indray
07:49 ikalamako :-)
07:50 DadaRabe- SPM ny mba ho lasa miaramila matilo
07:50 DadaRabe- SPM saingy tan'ialahy velively ny mangdahatra an'izany
07:50 ikalamako saingy tsy anjran'ialahy velively ny mandahatra an'izany
07:50 ikalamako ikalamako sy DdRb sisa mihira???
07:50 ikalamako :-P
07:51 ikalamako idnro ialahy fa lasa miaramila m
07:51 ikalamako miaramila ambony tany fa lavi-dranomasina
07:51 DadaRabe- SPM nataony FRS ialahy
07:51 DadaRabe- SPM dia nihevitra tsy ho resy ialahy
07:52 joan-Canada (impolie be lé invités no avela mihira rery)
07:52 ikalamako hihihi
07:52 rakoto-indiana498 fa izahay mbola miheno tsara ka :)
07:52 rakoto-indiana498 tsy mahay tohiny fotsiny
07:52 ikalamako fa inn ataonareo rehetra ao e?
07:52 ikalamako misy summit ?
07:53 ANDRY-FBC ngah tsisy blague Mr et madame andrioany ?
07:53 rakoto-indiana498 :)
07:54 trinitty fa tsaroako reo lalao tany anaty lobolobo tapak'hazo no mba basy t@zany
07:54 ikalamako alefaso ary e !
07:54 ikalamako zahay koa te hihomehy
07:54 rakoto-indiana498 sady mampianatra ankizy aho amin'ny FBC zany no manao somonga ?
07:54 rakoto-indiana498 ialaha ilay rola manenjika maresy...izao ilay bady mety resy atrany :)
07:55 ikalamako hay misy mpianatra ao izao ! oups
07:55 trinitty wawww lova tu connais??
07:55 trinitty continue*
07:56 rakoto-indiana498 "maty" matsy fa tsy oe "mety"
07:56 DadaRabe- SPM Izay ilay bandy sy rôla ry ikalamako à
07:56 ikalamako raha vao lasa i baomijijy
07:56 ikalamako nareo sirôla foana koh
07:57 DadaRabe- SPM Fa tsaroako ireo lalao tao anaty lobolobo tapakazo nomba basy tamin'izany
07:57 DadaRabe- SPM bandy sirôla mantsy é! ha ha ha
07:57 ikalamako ialahy no role manenjika mandresy
07:57 ikalamako hihihi
07:57 DadaRabe- SPM izaho ilay bandy maty resy hatrany
07:57 rakoto-indiana498 misotra any ddr fa tena nisy "trou de memoire":)
07:57 DadaRabe- SPM rakoto >:-p
07:57 ikalamako fenoiy ny banga
07:58 ikalamako efa akaiky sisa ny sakafo ry DdRb
07:58 ikalamako izahay efa mandevona
07:58 DadaRabe- SPM ie, hena omby sy tsaramaso toko rony no ao
07:59 DadaRabe- SPM mbola tsy nahandro vary fa variana eto sao may eo
07:59 ikalamako DdRb : ary betska olona ho taggé-na asy ho atsy
07:59 ikalamako raha izao no mitohy
07:59 ikalamako he ireto mpianatra
07:59 DadaRabe- SPM ie
07:59 ikalamako ravintoto indray !
07:59 ikalamako ravintoto voattototo ny vavoniko marokoroko
07:59 ikalamako manao veloma anao izy e
07:59 rakoto-indiana498 oaka kosa e...tena manpijaly zany :)
08:00 ikalamako aiza kosa !
08:00 DadaRabe- SPM tsy arako ilay ravitoto ikalamako à
08:00 ikalamako oups
08:00 ikalamako tselonina
08:00 DadaRabe- SPM fa izaho mihinana ravitoto (efa tsy misy vovony intsony)
08:00 DadaRabe- SPM ie, fantatro ilay hira fa tsy haiko ny tonony
08:00 ikalamako ianao marina
08:01 ikalamako efa manao omeo kafe izay ry lolo
08:01 DadaRabe- SPM tsy misy vovoka ravitotno lazaiko an
08:01 ikalamako hihihi
08:01 DadaRabe- SPM omeo kafe kafe mafana
08:01 DadaRabe- SPM fa toa mangitsy ity ririnina ity
08:01 ikalamako fa mangatsiaka be ity ririnina ity
08:01 DadaRabe- SPM zarao indray ilay sigara
08:01 ikalamako any aminareo SPm
08:01 DadaRabe- SPM ho enti misioka amin'ity ririna ity
08:01 DadaRabe- SPM ie, mangitsy aty
08:02 ikalamako zahay efa mihamafana
08:02 ikalamako hmmm
08:02 DadaRabe- SPM ie, ny any vetivety ny ririnina
08:02 DadaRabe- SPM ny aty milona be sady tamana tsy te hiala ny ririnina
08:02 ikalamako ny vonipaiso aza efa hihintsana daholo
08:02 DadaRabe- SPM tafatsiry indray ny maitso eto an-tokotaninay
08:03 DadaRabe- SPM rako-pelana ny paiso mavokely rano iray
08:03 ikalamako tafafoha marian aho hifoka izato rivomanitra
08:03 ikalamako i DdRb nifoha maraina hanao lolosnt
08:04 DadaRabe- SPM fa ahoana ihany no niafarnai'lay resaka karaoké
08:04 ikalamako lasa niasa ny olona :-P
08:04 ikalamako isika sy DdRb sisa saomera
08:04 DadaRabe- SPM izaho isika irery no toa miresaka
08:04 ikalamako nankaiza ny olon-tety
08:04 ikalamako no rindrina sisa mijoro
08:04 joan-Canada ato foana
08:04 joan-Canada maka ambiance
08:05 DadaRabe- SPM maka ambiance :-)
08:05 DadaRabe- SPM ny tafo nikipaka iray (ikalamako)
08:05 elsifaka-mada hi all
08:05 joan-Canada (on écoute hihihi)
08:05 DadaRabe- SPM :-p
08:05 ikalamako :-D
08:05 ikalamako tsy tadidy ilay izy ry DdRb
08:06 DadaRabe- SPM ie
08:06 stephane-mada
http://www.cpjjulf.wordpress.com
08:06 sipakv-DC grave be ireto rah ahivetsovetso
08:06 joan-Canada BRAVO!
08:06 stephane-mada in blo voalaohany fa tairo amzay comments e
08:06 sipakv-DC bravo letsy an
08:06 sipakv-DC tonga izahay hi comment an
08:06 sipakv-DC sy mamporisika
08:06 stephane-mada kaiza glou glou an
08:07 stephane-mada okai e
08:07 sipakv-DC euh
08:07 stephane-mada ahhahahahha
08:07 stephane-mada surprise be ho anreo fokosrter ireo aminy video fa tandremo an
08:07 sipakv-DC tsy mande ilay rohy io
08:07 rakoto-indiana498 super steph pour le nouveau blog :)
08:07 stephane-mada en fte blog voalohany iny any association any julf fa mbola manao ny blog perso any izy
08:08 joan-Canada JULF
08:08 stephane-mada rakoto> merci lova
08:08 stephane-mada julles ferry
08:08 stephane-mada reseau antsika koa
08:08 joan-Canada tsy mandeha lé adresse tompoko ô
08:10 joan-Canada ny ankizy ao androany hono mpianatra daholo
08:11 stephane-mada cpojulf.wordpress.com
08:11 stephane-mada tonga dia io fa tsy misy www
08:11 ikalamako4 io ny julf-ni pissoa
08:11 rakoto-indiana498 rien que d imaginer les enfants , ca motive !
08:11 ikalamako4 tonga à temps indry
08:11 sipakv-DC hay pissoa julf
08:11 sipakv-DC i tantelyn'i foko koa julf
08:11 pissoa-Joburg re-daholo
08:11 joan-Canada (oh lala resy be ry St A sy Esca!)
08:12 sipakv-DC Eh
08:12 sipakv-DC za sy lova ato zao esca
08:12 pissoa-Joburg sipakv : ie
08:12 sipakv-DC efa mba 2 zahay an
08:12 sipakv-DC loool
08:12 joan-Canada http://cpojulf.wordpress.com/
08:12 ikalamako4 za irery zany Rabe
08:12 joan-Canada (c'est beau)
08:12 ikalamako4 fa i DdRb anarana fotsiny
08:12 joan-Canada pisso>io nenao!
08:12 DadaRabe- SPM arhabaina indray pissoa a!
08:12 pissoa-Joburg jogany, misaotra e
08:13 ikalamako4 tao moa i pissoa ilay niantso an'i ramose hoe dada o?
08:13 ikalamako4 :-)
08:13 ikalamako4 :-D
08:13 stephane-mada mafana be izahay ato fa tena trop be an
08:13 pissoa-Joburg ikalamako : tantara izany :-P
08:13 rakoto-indiana498 ESCA koa i Andry ka :)
08:13 stephane-mada alefaso oe izany hira nareo teo izany
08:13 sipakv-DC comments off le julf
08:13 sipakv-DC tsy afaka mamela coms
08:13 ikalamako4 stephane :andefasana rivotra ve ?
08:13 stephane-mada ok rem
08:13 joan-Canada Rem
08:13 sipakv-DC marina izany telo be izao izahay no esca
08:13 sipakv-DC oh oh oh
08:14 joan-Canada lova sipakv sy andry esca?
08:14 ikalakely-france pisssoa nji julf ?
08:14 stephane-mada aoka oi hein!
08:14 pissoa-Joburg ie
08:14 rakoto-indiana498 yes
08:14 pissoa-Joburg ikalakely koa angaha ...
08:14 ikalakely-france ie
08:15 joan-Canada (stephane ndana miasa)
08:16 tnr2 manao ahoana daholo
08:16 joan-Canada allo tnr!
08:16 pissoa-Joburg manahoana !
08:16 ikalamako4 karakory o !
08:16 DadaRabe- SPM manao ahoana i tnr2
08:16 ikalamako4 tananarivo ve ny dikan'ny tnr?
08:16 rakoto-indiana498 ie...sady esca no lft zany e ....(traitre)
08:16 ikalamako4 ikalamako kiriezt fa azfady
08:16 joan-Canada mila presentation marina!
08:17 tnr2 ikalamako4: an3
08:17 sipakv-DC tnr2 le vehivavy io sa le lehilahy?
08:17 joan-Canada nareo rehetra efa blogger daholo fa alefaso !
08:17 stephane-mada betsaka loatra raha anao presentation eo koa
08:17 tnr2 sipaKV> lay lehilahy
08:17 stephane-mada lol
08:17 yellowlady hi
08:17 ikalakely-france lol tnr lahy
08:17 pissoa-Joburg hi hi
08:17 DadaRabe- SPM hay misy thr lehilahy sy vehivavy
08:17 joan-Canada ie!!
08:18 pissoa-Joburg sao asiana ikalatnr sy bandytnr
08:18 tnr2 lol
08:18 ikalamako4 DdRb : tsika mits koa toa kiriezy be
08:18 joan-Canada oui!!!
08:18 sipakv-DC lol
08:18 ikalamako4 be fanontaniana !
08:18 joan-Canada invesigation be
08:18 ikalamako4 hihihi
08:18 ikalakely-france sipa marina an!!!
08:18 tnr2 danza be
08:18 DadaRabe- SPM ikalamako> kirizy?
08:18 joan-Canada ddr>criseuh
08:18 ikalamako4 tssy krizy kah
08:18 rakoto-indiana498 :)