FOKO BLOGS’s Chat Logs

February 2nd, 2008 View February’s Logs

05:49 jogany-Canada  

http://club.foko-madagascar.org/?page_id=121

06:02 avylavitra-Mada salut

06:03 jogany-Canada allo avylavitraa

06:03 jogany-Canada io misy tutorial vaovao

06:03 jogany-Canada  

http://club.foko-madagascar.org/?page_id=121

06:03 jogany-Canada fa alo aloha manao hoe BONJOURRRR

06:03 stephane-mada salut

06:03 jogany-Canada allo stephane

06:03 avylavitra-Mada ka inona no malaza ary e?

06:03 stephane-mada kaiza

06:03 jogany-Canada io aloha misy tutotail vaovao

06:03 jogany-Canada ao daholo ny liens rehetrahetra

06:03 jogany-Canada ampiasao tsara !

06:04 jogany-Canada aty ça va k manao ahona ny orana any?

06:04 jogany-Canada MISY SKYPE V ANY @ NAREO?

06:05 stephane-mada rem sy valo

06:05 jogany-Canada oki

06:05 stephane-mada fa lasa doly anag ny kil?

06:07 jogany-Canada ny olona

06:07 avylavitra-Mada jogany irery angaha no ato? Tsara be ny présentation ao amin'imay tutorial vaovao aloha e!

06:08 jogany-Canada ieee

06:08 jogany-Canada lol

06:08 stephane-mada dia ahoan

06:08 sipakv-DC salut les gars !

06:09 jogany-Canada  

http://club.foko-madagascar.org/?page_id=93

06:09 stephane-mada salut toi

06:10 avylavitra-Mada hifindra machine aloha aho fa ratsy toerana be eto

06:10 jogany-Canada tutos de videos

06:11 sipakv-DC salut steph

06:11 sipakv-DC de ahoana aloha e

06:11 sipakv-DC enareo 2 irery no ao ?

06:11 jogany-Canada mialy pourrais tu faire des petits conseils pr les videos

06:12 jogany-Canada mialy va sur skype

06:12 stephane-mada non io avylaita fa mbola miova poste fa tsy milam ,y ato

06:12 sipakv-DC ok

06:13 jogany-Canada steph aussi

06:13 stephane-mada5 oki rem

06:15 jogany-Canada de ahona fa a hona nareo vitsy mialy

06:15 jogany-Canada oupss kely

06:15 avylavitra-mada re daholo indray

06:16 avylavitra-mada tsy afaka ny sasany androany

06:16 avylavitra-mada vaova oany amin'i Sipakv any e!

06:16 jogany-Canada ah oui fa ahona no azo atao zany hoany manarakaa?

06:17 jogany-Canada zao ato efa mitady fika be dia beà

06:17 jogany-Canada (mety v le liens?)

06:18 stephane-mada miandry casque rem

06:19 jogany-Canada okidoki

06:19 stephane-mada en fte ny pbm tena ny disponibilite ny ankizy fa miteny izy oe ho avy dia tsy mi-tenir parole fa mandreraka bref aza matahotra fa tsy mahintsy ho betsaka io amprochaine edition

06:19 jogany-Canada aahona i hery!!!

06:20 jogany-Canada raconte hoe

06:20 avylavitra-mada izay jereko aloha dia mandeha tsara ato e!

06:20 avylavitra-mada ny lien io an

06:20 jogany-Canada avylavitra ve mahita ankizy? hoe vonona?

06:21 stephane-mada5 heru ho avy eo izay no koziny fa tsy aiko indray ny empechemnt de derniere minute sino tsara ity essai manao 2editions ity fa tsy tin fa tsy mahintsy tafa io

06:21 jogany-Canada ahona ny video alefaso ny questions

06:21 jogany-Canada on profite pour s'eentraider

06:22 jogany-Canada nareo mila mitady fika ry reto pr trouV des gens

06:22 stephane-mada oki

06:22 jogany-Canada ahona ry avilavitra?

06:23 stephane-mada nahazo casque

06:23 avylavitra-mada omeo ahy daholo aloha ny hoe inona no atao , dia inona no fitaovana ampiasaina

06:23 jogany-Canada midira skype

06:23 jogany-Canada fitaovana? atao inn? hihihhiih

06:23 avylavitra-mada efa manao essai i stephane

06:24 avylavitra-mada sa ilay kil ho an'ny blog? Raha iny indray dia mahita isika k'ah

06:24 jogany-Canada tay ba raha tsisy kil

06:24 avylavitra-mada aza matahotra fa mahita iny.

06:24 jogany-Canada donc ny fika atao hoe 2 x par mois!!

06:25 avylavitra-mada fa hitanareo ? ilay manao toy izao ataontsika izao, mila fantatry ry zareo mialohaloha fa ny ankabeazany efa manana prog hafa raha vao tara filazana.

06:26 jogany-Canada k alefa aloha be amizay ny infos

06:26 jogany-Canada ka any aminao lé izy nalefa??

06:26 jogany-Canada satria zay mitady MODELE

06:26 avylavitra-mada mety raha mahazo daholo ny rehetra k'ah.

06:27 avylavitra-mada salut Vaomiera

06:27 jogany-Canada ka ianao raha vonina d ataovy

06:27 vaomiera sali sali dholo

06:27 jogany-Canada alefako foana ny mail mety ve zay??

06:27 avylavitra-mada MODLE amin'ny inona dia MODELE hanao inona kosa aloha e? hihihi. Hazavao tsara

06:28 jogany-Canada ka ianao mahay blaogy be

06:28 jogany-Canada k ny ankizy rehefa mahitanao

06:28 jogany-Canada daia mety motivés be

06:28 avylavitra-mada fa ilay hoe ho MODELE anie no tiako hazavaina tsara kosa e

06:28 jogany-Canada rehefa manoratra matetika

06:29 jogany-Canada k lé soratra mazava sy misy sary sary dia ao amin ilay tena izy mihitsiny

06:29 jogany-Canada sa ahona ramose vaomiera?

06:29 vaomiera izany hoe

06:29 avylavitra-mada raha ny resaka manoratra indray aloha dia d'accord e! Zaho tant que mahita connexion toy izao na any ampiasana dia eo aho izay. Mpanararaotra aho ve? hihih. Tsy hita fa popov kely ny akama e!

06:30 vaomiera ny ahy ny modele efa ela b fa no customizena dia zay

06:30 vaomiera rehafa mahay manorata html dia mavia modele foana

06:30 jogany-Canada ny tena ilaina amin ilay modela koa dé lé maha mampuanatra

06:30 avylavitra-mada izaho anie tsy mahay izany HTML-nareo izany e!

06:31 vaomiera ka tsy voatery hoe mahay anie fa copie coller tsostra fotsiny

06:31 avylavitra-mada raha iny dia mahay aho

06:31 vaomiera dia manao essai maromaro

06:32 vaomiera ohatra hoe:

06:32 stephane-mada avylavitra niansto teo ra hery cinu fa vao nifoha honon izy

06:32 stephane-mada salut vaomiera

06:33 vaomiera sali

06:33 avylavitra-mada Stephane> dia izy izany tonga isika kosa mody

06:33 jogany-Canada ahah hitany vaomiera le fbc hotrany tsy courage ny ankizy

06:34 vaomiera fahoana indray ary???

06:34 sipakv-DC salut vaomiera

06:34 stephane-mada ny tena pbm dia ny volonte ilay zavtra satria ohatrany mbola tsy tsapany zareo

06:34 jogany-Canada ka io avylavitra no mba manome solutions!!

06:35 jogany-Canada inona zany no tokony aao?

06:35 stephane-mada non en fte ilay oe 2 fois par mois aloa mety possible fa juste oe mbola minadry ny rentrée ny fac

06:36 jogany-Canada ary ohatra raha ao @ rabearivelo??

06:36 avylavitra-mada io resaka fahatsapana io mihitsy ary koa ny tahotra hampiasa ilay liberté d'expression no mbola sakana ry zareo a!

06:37 stephane-mada fa tsy mora ny manao zavatra surtt refa kamo ny olon sady ny gasy manan tendance refa mande ny zavatra vaop tena mashy miditra

06:37 jogany-Canada ah oui? za marinanefa g pensé à ça hoe iny mety fren be

06:37 vaomiera phew.. liberte d'expression ao @ forum ex dts.mg zany anie ka tena totale e!

06:37 jogany-Canada nefa ksa ilaina le ankizy mba mitatra sa ahona??

06:37 stephane-mada marina ny any avylavitra fa mila olona ohatrantsika mba mitarika ny saina fa tena raha ohatranzao doly mety ho ela ihany vao tafavoaka isika

06:37 jogany-Canada tsy hoe critique politique fotsiny fa mba culturel

06:38 stephane-mada ka efa mety ilay lycée fa eo am-padanminana mihinsty ny aty amizao

06:38 stephane-mada sady ra hery ao am cinu mazoto oe ny club ny ankizy am-panaovinba formtion

06:38 sipakv-DC oui ilay lycee tsara tohizina

06:40 jogany-Canada hitako le forum

06:40 jogany-Canada ao am dts...

06:40 stephane-mada sady ny fidirina association tena tsapako fa tsy dia tiantsika malagasy loatra

06:40 jogany-Canada ilaina lé blaogy mba misy approfondissement

06:41 stephane-mada tena marina io

06:42 avylavitra-mada ny anton'io ve? matetika ny association gasy aty dia resa-bola foana, dia manao tsobo-dranon-dRamiangaly aloha zalahy. Tsara aminy dia miditra izy. Tsy mifanaraka amin'ny eritreriny dia ialany

06:42 jogany-Canada ah la lala l'argent

06:43 jogany-Canada azoko mihitsiny lé c=kilé

06:43 stephane-mada tena marina fa vola foana ny pbm anefa anie ny olona tokony miditra association izany dia olona tokony efa manan fidiranmbola hafa

06:43 vaomiera raha chomeur dia tsaka koa ny assoc kah

06:43 vaomiera efa acticites prask professionel

06:44 jogany-Canada ahhhh

06:44 stephane-mada sady vao miresaka iano dia ny fanotaniana voaloany d we misy vola miditra ato ampaosoko ve?

06:44 stephane-mada ka izay foana ny olna hatrehana

06:44 jogany-Canada nefa ny strategie hitak any ivelany dia lé donnant donnant

06:44 jogany-Canada tu donnes je te donnes c mon interet

06:45 stephane-mada izay mihintsy

06:45 avylavitra-mada io mihitsy no mbola andraasan'dry zalahy. Ilay donnant donnant

06:45 jogany-Canada nous zany o FBC on donne la connexion ka raha ohatra tsy ampy d on a encore plus

06:46 stephane-mada fa bona ahaoan moa no androsoana raha ka volana connexion no andeha omena dia lasa tsy afaka mi-se connecte mihntsy izany

06:46 jogany-Canada sa tsy ampy?

06:46 stephane-mada ihihihihihihihihihih

06:47 jogany-Canada non

06:47 jogany-Canada fahitako azy hoe

06:47 jogany-Canada connexion contre blog

06:47 vaomiera ???

06:47 jogany-Canada c le Rising voices

06:47 jogany-Canada lol

06:48 stephane-mada lol

06:48 avylavitra-mada tapaka tsy nahy teo fa azafady ô

06:48 jogany-Canada Ny rising zany

06:48 jogany-Canada resaka atelier de blog

06:49 jogany-Canada faly be eo tamin ilay FBC4

06:49 jogany-Canada ka raha ohatra hoe hitany hoe

06:49 jogany-Canada be ankiz dia be dia mandefa bebe kokoa ry zareo

06:49 jogany-Canada fa raha ode maina be

06:49 jogany-Canada de maina be

06:50 vaomiera rising voices = rising funds???

06:50 jogany-Canada loool

06:50 jogany-Canada ahh je vous explique

06:50 avylavitra-mada efa mba dingana aloha ilay connexion contre blog e!

06:50 sipakv-DC loooolo

06:50 jogany-Canada rising voices c un organisme pour le blogging

06:50 jogany-Canada international

06:50 jogany-Canada ils ont vraiment aimé les 1ers FBC

06:51 stephane-mada izany ve ilay 1er blog

06:51 stephane-mada lol

06:51 jogany-Canada on doit leur prouver ke c possible a Mada et après les progrès lasa mitatra io

06:51 avylavitra-mada ny ahy izao raha izaho tia manoratra ity an. Any an-trano no tiako hisy connexion.lolo. Amin'izay na hatramin'ny minuit aza aho mbola mahita lazaina ihany. hihihih

06:51 stephane-mada tena marinaio

06:51 jogany-Canada ça depend de vaomiera vylavitra steph sipakv

06:51 stephane-mada lol

06:52 stephane-mada maha latsaka koa isika izany ry ireto an

06:52 avylavitra-mada ilazao ihany aho raha sendra hitanareo fa manta vava loatra an! Izaho mantsy direct be izay e!

06:52 vaomiera c kon pe faire c payer les bloggers

06:52 jogany-Canada ah non ya pire

06:53 jogany-Canada on est des champions du mondes du matata vava

06:53 jogany-Canada en fait il fo ke soit avec une perspective "pedagogique" ds le sens ou si la personne a atteint un certain niveau elle pourra PASSER LE RELAI

06:54 jogany-Canada comme ce kon fait en fait

06:54 avylavitra-mada Vaomiera> quand cela est possible, j voudrais bien être parmi les premiers beneficiaires. hihihi

06:54 vaomiera non, style

06:54 vaomiera on remunere un prof de blog sur place

06:54 vaomiera mais de facon symbolique

06:55 jogany-Canada de toutes facons nous chez foko

06:55 vaomiera et puis, il pourra faire des deplacementsz ds les lycess

06:55 vaomiera et les colleges

06:55 vaomiera et a la tele

06:55 jogany-Canada ah ça on sait faire

06:55 jogany-Canada on demande juste aux bloggers d aider les autres

06:55 avylavitra-mada c'est bien comme projet ce que vaomiera vient de dire hein!

06:55 jogany-Canada la promo tv et reste foko est très performant

06:56 jogany-Canada hery va deja ds les lycees

06:56 jogany-Canada ms avylavitra il fo aussi ke tu sache l etat d esprit de foko

06:56 jogany-Canada on essaye de travailler par reseautage

06:56 avylavitra-mada ok!

06:56 jogany-Canada le reseautage et la collaboration

06:56 stephane-mada mais foko n'est pas un bailleur je pense du moment k efa mba misy mashy mitarika ny hianatra alo dia zavtra lehibe izay

06:56 jogany-Canada si on sait ke klkun peut le faire il le fait

06:57 jogany-Canada nous on ne pourra compter ke sur les motivations comme les nôtres

06:57 avylavitra-mada ok! ok! ry namana. hihihi

06:57 stephane-mada biensur

06:57 stephane-mada ihihihihihihihihi

06:57 stephane-mada lol

06:57 jogany-Canada za ohatra degany be

06:57 vaomiera ja crois kon a deux objectifs

06:58 jogany-Canada je passe 60h au bboulot de b=mbola foko foana!!

06:58 stephane-mada oui

06:58 vaomiera vulgarisation du blogging

06:58 jogany-Canada ecoute vaomiera

06:58 stephane-mada oui vaomiera

06:58 jogany-Canada je t annonce la couleur

06:58 jogany-Canada on a un prgramme très enorme en ce moment

06:58 stephane-mada en plus a mada mora be manao vulgarisation

06:58 stephane-mada ortany portable

06:58 jogany-Canada le fbc zany miditra ao @ journalisme citoyen

06:58 avylavitra-mada zaho izao dia isan'ny faly fa dia afaka nanana ny blog ahy manokana, no sady afaka nanoro ny hafa. Milay k'ah

06:59 jogany-Canada en fait tu vois vaomiera on a pleins d evenements pour promouvoir ça en collaboration avec des organismes mais c encore en preparation

06:59 vaomiera ok

06:59 jogany-Canada c super motivant !!!

06:59 jogany-Canada non?

07:00 vaomiera bien sur!!!

07:00 jogany-Canada misy blietzkrieg manarak eo a la mode kelilalina

07:00 sipakv-DC rising voices c juste pour les connexions !

07:00 jogany-Canada avec des gens genre tu vas pas croire fa aleo zareo manao presentations

07:01 vaomiera en fait, moi j'm bien donner des pistes de reflexion

07:01 vaomiera et c normal ke c part dans tous les sens

07:01 jogany-Canada tu veux t integrer dans ce projet v?

07:01 avylavitra-mada ity misy projet raha mety e!

07:02 jogany-Canada tena enao makony be courage be!!

07:02 stephane-mada pistes de reflexion c bien car je pense k tt le monde en a non!?

07:02 jogany-Canada mila inspiratio nfoana!

07:02 vaomiera on pourra par exemple

07:03 vaomiera prendre un peit espace dans les journaux en lign

07:03 vaomiera comme lexpress

07:03 vaomiera midi, la gazette

07:03 jogany-Canada tu penses trouV un moyen dedans?? lol

07:03 jogany-Canada pask les medias NORMAUX" c un peu l antithese du media citoyen

07:03 vaomiera oui je sais

07:03 vaomiera mais ils ont aussi un espace libre expression

07:04 vaomiera c sur ke les couriers sont tries

07:04 jogany-Canada la vague du blogging est en fait la seule vague spontanée malgache

07:04 jogany-Canada c une force mandeha hoaz

07:04 vaomiera lol

07:04 jogany-Canada et notre objectif d integrer des forumistes c etendre le reseau

07:05 jogany-Canada on a les bases sur l international deja

07:05 avylavitra-mada dia saika hofohaziko raha azonareo ampiana io resaka io. Saika hotazoniko ihany ilay hoe izay roa voalohany isaky ny class. Fa ilay resaka connexion no anampianareo. Isaky ny samedi matin no nanaovana azy io tao

07:05 stephane-mada question gazety aloha tsy dia ilaina loatra satia rehefa mandeha io dia tonga @zay ry zla mila ranondranony fa ny tena tsara dia petit a petit l'oiseau fé son nid sa awn

07:05 jogany-Canada 2x par mois aloha no vita zao

07:06 jogany-Canada raha ohatra 2 nareo na 5

07:06 jogany-Canada mty foana io

07:06 jogany-Canada fa tsy hoe 1 fotsiny lol!!

07:06 avylavitra-mada Mijery ny article nataon-dry rmstaphy ireny aho mantsy dia toa manana espoir ihany hoe raha hatrany ambany any no efa omanina hiteny malalaka ny ankizy dia toa hilay ihany izy ity. Sa ahoana hoy ianareo

07:07 vaomiera izay mihitsiny

07:07 jogany-Canada efa misy FBC special ankizy zao

07:07 jogany-Canada resahana eto

07:07 avylavitra-mada ilay farany teo izao dia universitaire no betsaka

07:07 jogany-Canada c deja organisé

07:07 jogany-Canada nareo raha misy namana serasera dia alefaso eto

07:08 jogany-Canada c simple

07:08 jogany-Canada atao groupe groupe lé izy

07:08 stephane-mada oui

07:08 avylavitra-mada ny ankabeazan'ny blog ao izao anie ka serasera e! Blanch, Sasa, Limalh, Manjamanja, sns...

07:09 avylavitra-mada fa mbola hanentana ihany aho fa aza matahotra e!

07:09 jogany-Canada surtout il fo echanger

07:09 jogany-Canada moi zany je m en fous si c cher chez soi mais vous savez k c gratuit o FBC

07:10 avylavitra-mada c'est notre avantage

07:10 sipakv-DC fa raha te hiblog mila miverina imbetsaka

07:10 avylavitra-mada et merci a vous

07:10 jogany-Canada c simple comme bonjout

07:10 jogany-Canada vous rencontrez des gens ke vous ne connaissez pas

07:11 jogany-Canada et c genial non??

07:11 jogany-Canada moi je connais pas vaomiera mais je l aime bien

07:11 jogany-Canada je onnais pas le blogger de Rising Voices en Inde mais je parle avec lui

07:11 jogany-Canada tout ça grtuitement

07:11 vaomiera hi hi

07:11 jogany-Canada non?

07:11 jogany-Canada avylavitra tu dois leur faire saisir ce mental

07:11 stephane-mada lol

07:11 jogany-Canada hoe reseau gratuit

07:13 jogany-Canada sy tu veux connaitre des gens c le meilleur moyen SELON moi

07:13 sipakv-DC bon c pas en bloggant qu'on devient riche, sinon je serais riche lol

07:13 jogany-Canada on partage tout! et sil y a moyens ke tu profites tu profites!

07:13 sipakv-DC blogger c surtout pour se faire des contacts sur internet, partager son point de vue, peut etre avoir un peu de pub :-)

07:14 stephane-mada je suis tt a fé dac avc sipakv

07:16 jogany-Canada si quelqu'un cherche a vendre des fruits sur la chine tsy koi amiko!!

07:16 jogany-Canada cultmada il distribue des livres

07:17 avylavitra-mada izaho izao any amin'ny blog-ko any, tena mbola bloqué amin'ilay resaka flickr iny ry zareo a!

07:17 stephane-mada5 lol

07:17 jogany-Canada tsy mandeha anga?

07:17 avylavitra-mada tsy haiko ny manao azy hoe tonga dia ny galerie-ko no azon'ilay lien

07:18 avylavitra-mada misy mahasokatra sary mantsy izay mijery ilay blog, dia misy tsy mahasokatra.

07:18 vaomiera ny lien anie flickr no manome azy anao e!

07:18 avylavitra-mada ka izay no antony saika hampiasako ilay lien mankany

07:19 vaomiera dia atao public ny sary refa tianao ho hitan'ny public

07:19 avylavitra-mada hay ve e? Andraso fa hojereko indray ary am lundi e!

07:22 stephane-mada5 dsl fa tapaka foana ny connexion ato

07:22 jogany-Canada est ce que vous voulez visiter ce site

07:22 stephane-mada5 tairo

07:22 jogany-Canada http://rising.globalvoicesonline.org/

07:22 jogany-Canada reo zany ny OBJECTIFS FBC

07:22 jogany-Canada en inde ya un des jeunes qui ont créé une associtation de journaliste

07:23 avylavitra-mada efa mpijery azy io aho, dia nisy ilay concours de projet izay tao fa tsy nahita mpiara-miasa aho dia tsy nanao

07:23 jogany-Canada 5 etudiants a l université

07:23 jogany-Canada manao rendez vous tous les mois

07:23 jogany-Canada de miblog

07:23 jogany-Canada en colombie c des enfants dans une bibliotheque

07:23 jogany-Canada ils font des videos et c tout simple

07:23 jogany-Canada tous les mois ils ont la connexion et les amis

07:24 jogany-Canada bref

07:24 jogany-Canada vous voyez

07:24 avylavitra-mada mba hitanareo ve ilay eritreritro tery ambony e? Zaho izao mieritreritra hoe azo atao koa ny mamondrona an'ireo ankizy ireo toy ny any Colombie

07:24 jogany-Canada on a deja ça

07:24 jogany-Canada ça commence lemois prochain

07:24 avylavitra-mada ok

07:25 jogany-Canada mais nous on veut ke vous proposiez ce ki motive ds votre association

07:25 jogany-Canada un groupe spéacial

07:25 jogany-Canada d ailleurs avylavitra si t veux integrer globalvoices malagasy comme jentilisa

07:26 jogany-Canada mais là encore ce n'est pas payant mais enrichissant

07:26 jogany-Canada aiza i stephane?

07:26 avylavitra-mada c'est l'enrichissant qui prime

07:26 jogany-Canada voila il se donen a fond on hallucine il merite vrmt son BOMBS!

07:29 vaomiera y pas de raison kon y arrive pas!

07:29 jogany-Canada moi j y crois ça va etre moramora mais on y va a fond

07:29 jogany-Canada j aime etre avat gardiste!

07:32 jogany-Canada bouleverser les préjugés

07:32 jogany-Canada écraser les idées préconçues

07:34 avylavitra-mada somary mijery ary amin'ny globalvoices aho fa tsy mbola lasa akory an

07:34 jogany-Canada lol

07:36 jogany-Canada hi TRINITTY!!

07:36 trinitty saluuuuu à tous

07:37 avylavitra-mada jogany> fa ahoana tsara moa ilay hoe mi s'integrer ao amin'ny globalvoices? Mila mamorona blog any koa ve, sa ny ahy ihany dia efa mety?

07:37 jogany-Canada une copinnnnnneee

07:37 trinitty j'arrive pas trop tard???

07:37 avylavitra-mada salut trinitty

07:37 trinitty salu avy lavitra

07:37 jogany-Canada c assez dur lol

07:37 jogany-Canada globalvoices tu doispassé des etapes pr convaincre

07:37 trinitty vous parlez de koi là?

07:38 jogany-Canada il fo des annees dans la communauté mais tu dois viser ça!!

07:38 jogany-Canada des moyens pr amelieorer les FBC

07:38 trinitty ah d'ac

07:38 avylavitra-mada ok,

07:39 jogany-Canada tu en penses koi toi??

07:40 trinitty ben ke les moyens sont importants pour faciliter l'accès à plus de monde sur internet et le blogging

07:40 trinitty bref, il faut trouver du financement koi

07:40 jogany-Canada 3h par mois c tout ce kil nous faut

07:41 jogany-Canada et avec ça je pense c bon mais les gens ont pas pigé on dirait

07:41 jogany-Canada s ils venaient juste pour ça

07:42 jogany-Canada l argent est là ms les gens?!!?

07:42 jogany-Canada en tt k on croit en avylavitra

07:43 avylavitra-mada mm si la connexion depuis mon bureau ne me permet pas d'ouvrir beaucoup de fenetres a la fois, je vais qd même essayer de mettre qlq chose sur globalvoices Malagasy

07:43 jogany-Canada en fait a ne sera pas pssib;le pour globalvoices gasy avant kk mois avylavitra!

07:44 jogany-Canada on les prends pr modele

07:44 avylavitra-mada ok

07:46 trinitty et ils sont où nos bloggeurs de tana là?

07:46 jogany-Canada ben euh...

07:46 jogany-Canada lol

07:46 avylavitra-mada trinitty> je suis là moi

07:47 jogany-Canada misouiii

07:47 trinitty avylavitra> ah ui c vrai! mais vs êtes moins nombreux ke la semaine dernière nin?

07:48 jogany-Canada lol

07:48 jogany-Canada c mort hein!!!

07:48 jogany-Canada c improvisé aussi il faut dire!

07:48 trinitty avylavitra> elles sont superbes tes fotos, fo ke je prenne du temps pour les voir :-D

07:48 trinitty jogany> ah d'ac

07:49 avylavitra-mada trinitty> tout le monde n'est pas avisé a temps

07:49 avylavitra-mada trinitty> de flickr tu parles ou tu les regarde à partir de mon blog?

07:49 trinitty misy cyclone hono any dago any @zao?

07:49 avylavitra-mada trinitty> efa lasa ny cyclone k'ah!

07:50 trinitty avylavitra> je regarde de ton blog! c koi ton compte flickr?

07:50 avylavitra-mada nadrava dia lasa

07:52 trinitty avylavitra> ok! ina lé compte flickr anao?

07:53 avylavitra-mada avylavitra foana ny psa ampisasaiko any

07:54 avylavitra-mada fa mbola mila ovana kely ilay autorisation any fa lasa privé ilay izy dia limité pour les mails que je connaissais dejà

07:55 avylavitra-mada hataoko grand public fa aza matahotra

07:56 avylavitra-mada seulement tsy mbola nanao tri aho dia misy sary tokony halako mantsy nefa lasa any koa.

07:57 avylavitra-mada 3 mn sisa dia tapaka ity fa hanao veloma ny rehetyra indray aloha an!Any amin'ny blog indray mifampijery soratra.

07:57 avylavitra-mada bye daholo ny namako

07:57 jogany-Canada aza adinon raminy le 9!!!!

07:57 jogany-Canada de mitondraa  kisy!!

07:58 avylavitra-mada ok hamboly hazo ho anareo zahay

07:58 jogany-Canada vaomiera il est fâché lol

07:58 jogany-Canada ieeee

07:59 jogany-Canada un peu mort ce FBC

07:59 vaomiera mais non

07:59 jogany-Canada voilà qd on improvise entre malgaches!!

07:59 jogany-Canada koi de neuf les copains?

08:01 vaomiera ja vais vous lacher vite fait!

08:01 vaomiera g rdv o capitole

08:01 jogany-Canada ohhh

08:01 jogany-Canada pres du macdo?

08:01 jogany-Canada ou st rome

08:01 jogany-Canada bisouxxx be merci pr le passage!!

08:01 vaomiera st rome

08:01 vaomiera ptet a ce soir

08:01 jogany-Canada eto foana ee

08:01 vaomiera chuss!

08:02 jogany-Canada bizzz

08:04 trinitty waiii, lasa dôly kay ny oul

08:04 trinitty bye ary avylavitra sy vaomiera ô

08:04 jogany-Canada gravement

08:05 jogany-Canada toi aussi??

08:05 jogany-Canada snif

08:06 trinitty non moi je reste encore un peu

08:06 jogany-Canada lol

08:07 jogany-Canada donc facebook

08:07 jogany-Canada c POWERFOULLLL

08:07 jogany-Canada c une 5è dimensiooooon!

08:07 jogany-Canada la 4è c le blog lol

08:09 trinitty facebook et moi on n'arrive pas à s'entendre

08:09 trinitty lool

08:10 jogany-Canada en fait c un peu trop bien pask tu reprends contact et tu prends contact et tu gères tes conntacts

08:10 jogany-Canada si tu veux connaitre des gens c vrmt THE moyen il fo un minimum de social (genre savoir dire bonjour!)

08:13 trinitty hihi, ok

08:14 jogany-Canada perso ça me donne des entrées o Bus et dans les boites de mtl autant ke ça me donne des contacts pr foko autant ke ça me permet de savoir si mon ex est mal barré!!

08:19 trinitty hahaha, le coup de l'ex c pas mal

08:19 jogany-Canada là c bon tu peux me chercher

08:19 jogany-Canada le coup des ex c excpettionnel!! lol

08:21 trinitty message sent

08:22 jogany-Canada yupp

08:22 jogany-Canada t mimi comme tout ac les cheveux oranges!!

08:24 jogany-Canada après tu as les groupes genre tu vois ceux ki t interessent (essaye pas trop de faire la pro gasy hein!! tu varie lol)

08:24 trinitty merci!!! et là il faut que je rafraîchisse la page pour te voir?

08:24 jogany-Canada yu^p je t rajoutée a mes amies tu peux aller ds mon profil

08:26 jogany-Canada et parès on potine

08:28 trinitty pkoi j'peux pas te voir dans ma liste d'amis???

08:29 jogany-Canada tu as accepté mon invitation?

08:29 jogany-Canada dans home en haut a droit

08:31 trinitty g pas encore reçu ton invit

08:31 jogany-Canada hmm efa lasa

08:42 jogany-Canada c chouette les lunettes g les memes lol

08:44 trinitty je les ai perdu l'été dernier :-(

08:46 jogany-Canada mbola je suis pas ta copine sur FB

08:48 trinitty tena tsy misy ao aky, envoie-moi une requête par mail ndray oe stp

08:49 jogany-Canada g tout envoyé lol

08:50 trinitty merde, faut ke j'aille voir sur yahoo kay mo, c mon compte FB

08:50 trinitty dsl hihi

08:50 jogany-Canada leeeeeee

08:51 jogany-Canada mampiteny ratsy enao!

08:52 trinitty g cliké sur le lien mail, c bon???

08:54 jogany-Canada mbola tsy mety va MANINONA ARY ENAO!!

08:54 trinitty mdrrrr

08:54 trinitty et pourtant g reçu un poke de toi et g répondu

08:54 trinitty tu n'es pas encore dan ma liste d'amis pourtant c zarbi tout ça!!!

08:54 jogany-Canada gravement tu as pas genre un truc ki dit FRIEND REQUEST? (et ce chat est devenu un tutorial de facebook mandeha hoaz)

08:55 trinitty g friend request mé aucun de toi lool

08:56 jogany-Canada pourtant g des gossips dans mon truc !!

08:58 trinitty c en train c en train mé il me dit: validation error

09:00 trinitty missssss, ça marche po!!! validation error occurs hono

09:01 jogany-Canada leo be c lla destinée

09:02 jogany-Canada jsuis soulée c karma ki veut pas ke je squatte ton environnement sain

09:03 trinitty loool mé non, je t'ai envoyé un msg: je v voir pkoi ça marche po

09:20 trinitty comment on fait? on peut tout annuler et recommencer l'invit?

http://club.foko-mad…

Posted by jogany-Canada

http://club.foko-mad…

Posted by jogany-Canada

http://club.foko-mad…

Posted by jogany-Canada