FOKO BLOGS’s Chat Logs

December 22nd, 2007 View December’s Logs

05:39 jogany-canada FBC FBC FBC

06:06 jogany-canada http://www.netvibes.com/

06:06 mialy-DC hello !

06:07 jogany-canada hi dthere

06:07 jogany-canada as usually early birds

06:07 mialy-DC what's up !

06:07 mialy-DC tsy misy oln

06:08 jogany-canada ça leur prend 15 min pr se mettre en place

06:08 jogany-canada ta soeur sera contente

06:09 mialy-DC ah bon

06:09 mialy-DC lova n'est pas la ?

06:09 jogany-canada he's in st martin!!!

06:11 jogany-canada i just called

06:11 mialy-DC oh le veinard

06:11 jogany-canada there in

06:11 jogany-canada like in 5 min

06:11 jogany-canada im am amazed about how they manage to get people into this...

06:12 mialy-DC :-)

06:13 jogany-canada hows christmas?

06:13 mialy-DC not much

06:13 mialy-DC makasouffle

06:13 mialy-DC work iscrazy

06:14 jogany-canada ilaina mihitsiny

06:14 mialy-DC det toi ?

06:14 mialy-DC travail a xmas?

06:14 jogany-canada za mbola eto ihany ê!

06:14 jogany-canada leo b fa il fautbien manger

06:15 mialy-DC kely sisa

06:16 jogany-canada andefasoo sarin'lé trano ré!!

06:16 mialy-DC Lol

06:16 mialy-DC trano antitra b

06:16 mialy-DC fa pres metro

06:16 jogany-canada zavatra patrimoine milay be zany

06:16 mialy-DC puis faut tout refaire

06:16 jogany-canada (comme ma patronne lol)

06:16 mialy-DC ha ha

06:17 mialy-DC c koi ta specialite en archi?

06:18 jogany-canada je susis censben g pris gestion de projets mais pr 3 ans je dois tout faire et visiblement g k e des contrats en renovation...

06:18 jogany-canada 9tant ke ça paie ) bis

06:19 mialy-DC yey

06:19 jogany-canada Coucou les copains

06:19 mialy-DC salut eri gael

06:19 mialy-DC sasa

06:19 mialy-DC candy

06:20 jogany-canada Zoyeux nouel!

06:20 Candy-mada salut daol nareo e

06:20 mialy-DC merry xmas

06:21 avylavitra-mada allo

06:21 mialy-DC salut avylavitra

06:21 avylavitra-mada salut mialy-DC

06:22 Candy-mada tsy ericgael ity fa candy fa ny poste nampiasany talou no ampiasainy

06:22 jogany-canada ok

06:22 jogany-canada ahona ny any? en forme daholo?

06:22 avylavitra-mada tonga ato mba hianatra momba ny resaka blogy, ka dia mangataka fampianarana e

06:23 jogany-canada ndry io MIALY io spécialiste !

06:23 mialy-DC tssss

06:23 fanja-mada bonsoir daolo. Fanja ty, olom-baovao mbo te-hianatra an'izany blog. inona ny vaovao?

06:23 Candy-mada zà kou. Zao manko zà vô manao an'ty e!

06:23 mialy-DC mifampianatra eto

06:23 jogany-canada mila inspiration @ voalohany

06:23 mialy-DC fa efa mpampaky blog ve kaloa?

06:24 Candy-mada efa

06:24 fanja-mada tsy mbola fa vao zao vao hianatra e

06:24 mialy-DC ohatry ny cahier de souvenir ihany ange le blog e

06:24 mialy-DC sorasoratana ao

06:24 jogany-canada cahier de souvenir BE MAMAKY be zany

06:24 mialy-DC de tonga ny hafa manao sonia

06:24 avylavitra-mada efa mpamaky k'ah. Sady efa mba nanadrana tany amin'ny skyrock aho fa toa tsy dia azo atao inona loatra lay any

06:25 mialy-DC hitako ilay blognao sky rock

06:25 mialy-DC tsara be koa

06:25 fanja-mada hay tokoa moa ohatran'ny journal non intime?

06:25 mialy-DC fa marina aloha fa ny plateforme wordpress oh, na blaogy.com misy potentiel koka

06:25 mialy-DC ye journal non intime

06:25 mialy-DC ha ha ha

06:25 jogany-canada ahahha

06:25 mialy-DC fa tsy ampoizina mihitsy hoe iza ange no tong a mamaky ao e

06:25 mialy-DC na hoe hay kay ilay soratako misy mamaky

06:26 avylavitra-mada faly aho raha lazainao tsara nefa izaho mahita hoe tokony mbola mba tsaratsara kokoa angamba

06:26 mialy-DC tsara satria ianao mazoto, consistent ary be lazaina

06:26 mialy-DC no teny gasy an

06:26 fanja-mada zany ky no atao hoe technologie ry mialy a

06:26 mialy-DC sady misy sary

06:26 jogany-canada tsy dé tena hoe ny design né ny tena ilaina fa ny contenu

06:26 jogany-canada rehefa tsara soratra dé milay foana

06:26 mialy-DC zany mihitsy

06:27 fanja-mada dia inona nefa moa no tena but-nareo ato?

06:27 mialy-DC ny tena mety koa dia ny maka "Theme" ho a'ny blog

06:28 jogany-canada ato @ FBC v?

06:28 mialy-DC mba tianay betsaka kokoa ny Malagasy miblog avy any Madagasikara

06:28 jogany-canada sa @ lé blog?

06:28 mialy-DC oops

06:28 mialy-DC j'ai tape trop vite

06:28 jogany-canada ie mila be kokoa nareo any

06:29 jogany-canada ilaina lé "point de vue" locale satria iny ny tena important

06:29 jogany-canada zay aty "décoration de noel fotsiny"

06:30 mialy-DC misy potentiel be le blogeur fa tsy ampoizina

06:30 mialy-DC arakaraky ny anaovanao azy

06:30 fanja-mada arakaraky ny andro sy zay resahana ngamba ny mahabetsaka ny blog satria zahay aty sady tsy dia afak a mivalampatra loatra

06:30 mialy-DC salut guest !

06:30 mialy-DC tsy maninona mihitsy

06:30 mialy-DC isan'ny mahafinaritra @ mpiblog avy any zao de

06:30 jogany-canada amiko ohatra 1 x par semaine ihany miblaogy

06:30 mialy-DC ankoatra ny hevitra asehon'ny mpanao bazety

06:31 mialy-DC dia mba vakian'ny aty ivelany ny tena sentiments- momba ny elections maire tgv ohatra

06:31 jogany-canada ohatra...

06:31 mialy-DC za efa ela be tsy niblog !

06:31 jogany-canada na ny pollution any @ tanana

06:31 jogany-canada na ny fêtes r@ 31

06:31 mialy-DC oui

06:32 mialy-DC fa naresaka bobos au coeur koa ange tianay vakianae

06:32 mialy-DC lol

06:33 dodi1994 syastok

06:34 fanja-mada hay. efa mba nanomboka nilamindamina androany ny circulation Analakely Behoririka fa tena efa saika nahalasa adala izy teo

06:35 fanja-mada bobos o coeur koa ve dia atao eto?

06:35 Candy-mada Androany ary izy tena loza be kou. Zà tratra androany

06:35 mialy-DC non

06:35 mialy-DC zay tianaresahina mety daholo

06:36 avylavitra-mada Mialy-DC> ny embouteillage fin d'année zao no sary betsaka hiditra ao amin'ny avylavitra.skyrock ao, après noël raha tianao

06:36 glou-mada ra glou :salut nareo foko

06:36 fanja-mada zany ve? hay tokoa moa za teny @ tunnel fotsiny

06:36 mialy-DC ah tianay be zany

06:36 mialy-DC sakyt gkiy'

06:36 glou-mada mialy salut ianao

06:36 mialy-DC ary lasa aiza ikala jogany teo ?

06:36 mialy-DC salut

06:37 mialy-DC installes tsara daholo nareo ao ?

06:37 glou-mada inona no malaza any fa zay zao vao manomboka ty zavatra ty tsisy zavatra hay

06:37 avylavitra-mada zaho aloha efa installé tsara e

06:38 mialy-DC miomana hanao xmas sambatra aty

06:38 mialy-DC ao v tantely?'

06:38 avylavitra-mada Mialy-DC> dia efa matoky aho izany fa ho be mpifidy ny blog foroniko eto an. Mba hifaninana hijereko na mahay aho na tsia. Fa ampianaro tsara aloha an!

06:39 mialy-DC ha ha ha

06:39 avylavitra-mada any ambony any Tantely

06:39 glou-mada commencons par le commencement eh !avy eto de mankaiza moa zany?

06:39 mialy-DC toa blaogy.com moa no suppo0rt tiantsika e ?

06:40 glou-mada >avylavitra > de inona no atao avy eo?

06:40 mialy-DC de andao hanoratra post tsirairay avy ary e !

06:40 jogany-canada ahh

06:40 avylavitra-mada glou-mada> zaho aza miandry fa vonona hianatra koa

06:40 jogany-canada azafady

06:40 mialy-DC manao ahoana ny connexion any, ve mety raha uploader-na sary ?

06:40 mialy-DC oui

06:41 jogany-canada milza atao link fotsiny mialy an

06:41 jogany-canada mila

06:41 mialy-DC ah okay

06:42 jogany-canada tsy maharaka resaka tsony i aho

06:42 mialy-DC hoe atao blaogy.com

06:42 mialy-DC manokatra session

06:42 mialy-DC login et pwd

06:42 mialy-DC efa mananadaholo?

06:42 jogany-canada ah ok efa samy manana login @ serasera daholo makony

06:44 stephane-mada stefa ito

06:44 jogany-canada io stefa

06:45 jogany-canada lasa aiza daholo?

06:45 mialy-DC miblog?

06:45 stephane-mada za rery no ato

06:45 stephane-mada fa tairo ny fampianarana en live zala an

06:46 jogany-canada (mialy an na za aza tsy mahay mampiasa an'lé blaogy..com)

06:46 stephane-mada skyrock no ampioasany zareo

06:46 mialy-DC euh

06:47 avylavitra-mada allo

06:47 ikalakely coucou daolo e

06:47 mialy-DC fa tsy mtovitovy daholo ve reny

06:47 avylavitra-mada azafady fa vendrana be teo dia tapaka ny resaka

06:47 mialy-DC salut

06:47 stephane-mada skyrock no choix any zareo 4 ato

06:48 stephane-mada mbola tara ny ambiny fa embouteillage

06:48 stephane-mada fotoan-gasy é

06:48 mialy-DC ok

06:48 mialy-DC bon sjyrock zany e

06:49 mialy-DC tant qu'on blogue

06:49 ikalakely tokony ahita sary ngah zà? toa tsy mahita a

06:50 glou-mada miala tsiny raha mbola tsy afaka miresaka fa manomboka ny kotrana lol

06:50 jogany-canada aaarghh

06:50 jogany-canada fa tsy mety i blaogy?

06:51 jogany-canada iALLOIKALAKELY

06:51 stephane-mada ok blaogy ary indray

06:52 jogany-canada iza mila cours personnel!

06:53 stephane-mada izy retra mila doly

06:53 stephane-mada lol*

06:53 jogany-canada bon samy aloha miconnece @

http://www.blaogy.com

06:53 stephane-mada teny gasy be no ato

06:53 jogany-canada grv be io

06:54 stephane-mada d awn no fio creena anio

06:54 jogany-canada azafady aloha raha tapaka foana ny connexion

06:55 jogany-canada Samy mila manao inscription ato aloha zany

06:55 jogany-canada http://serasera.org/namana/

06:55 jogany-canada satria mila Pseudo serasera lé izy

06:55 jogany-canada http://login.serasera.org/?rub=login/signup&lang=mg

06:55 stephane-mada ok ok

06:55 jogany-canada Misoratra anarana ato plutôt

06:56 jogany-canada donc stefa zany = pakysse

06:56 stephane-mada ary wordpress?

06:56 jogany-canada glou = glou

06:56 jogany-canada ka stefa tsy mila blog tsony stefa efa manana

06:57 stephane-mada ka tsy ho ana izany

06:57 stephane-mada lol

06:57 jogany-canada ahahahah

06:59 jogany-canada na

http://www.wordpress.com

07:00 ikalakely-Fr fa maninn tsy tinareo nga blaogy hihihi

07:00 stephane-mada efa mandeha izy ato e

07:00 ikalakely-Fr io nge gasigasy tsara e

07:01 jogany-canada ikala !!

07:01 stephane-mada ka ianao mila mapmioanatra en live tsar izany

07:03 jogany-canada rehefa vita ny inscription @ serasera.org dia miverina aho @ bloagy.com

07:04 jogany-canada eto ambany ny page eto daholo ny liens rehetra

07:04 stephane-mada d awn ry zareo an

07:05 stephane-mada trop be ny embouteillage sy ny olona ary ny mpivarotra aty fa tena makaleo be loatra

07:05 jogany-canada ahona ny pollution any? midona setroka be hono

07:05 stephane-mada tena mila asiana solution fa tena trop loatra ny pollution aty aminy tanana

07:05 mialy-DC bon on en estou la?

07:06 jogany-canada mbola tsy doro tanety zao é? aloha lotra

07:06 jogany-canada donc resaka pot d echappement sns

07:07 stephane-mada tsssssssssss ka ny tanety aty tana efa tsy misy tsony fa doro fiara izao no tsara atao

07:08 ikalakely-Fr hihihi stefa

07:08 stephane-mada bon efa manomboka metimety fa

07:08 stephane-mada loo

07:08 stephane-mada ikalakely

07:08 avylavitra-mada ao amin'ny wordpress aho no manandrana ry zareo a! Mino aho fa tsy mampaniona an!

07:08 stephane-mada hitako ny blognao fa mazoto be mintsy an

07:08 ikalakely-Fr 40 ° ono any? manemptra be

07:08 ikalakely-Fr stefa! lol

07:08 mialy-DC tsara wordpress ka

07:08 ikalakely-Fr kely asa!!!

07:08 mialy-DC io no favori - ko

07:09 mialy-DC utilisation facile

07:10 jogany-canada fanga tsisy orana?

07:10 ikalakely-Fr oulà mifangaro b ny eresaka je m'adreesse a stefa

07:10 jogany-canada (jogany zany tena hors sujet climatiquement)

07:10 mialy-DC de inn no sujet ? xmas, pollution etembouteillage?

07:11 jogany-canada fa lé mpivarotra eo analakely mandoto tanana be

07:11 jogany-canada efa miasa fa i nga TGV?

07:11 stephane-mada oui stefa ito

07:12 stephane-mada mba ampio kely fanaj aloa ry jogany an

07:12 stephane-mada wordpress ny an'azy

07:13 jogany-canada ok

07:16 jogany-canada ça va ve Fanja?

07:16 stephane-mada fa tena mety sahirana be doly angamba ny sasany dia tsy mbola tonga

07:17 ikalakely-Fr jogany> alefaso am tgv le projet manja be an'i toi

07:18 fanja-mada cava jogany a. mbola variana nianatra blog tany @ wordpress.

07:20 stephane-mada ahahah

07:20 jogany-canada bon alefaso ny resaka ry stefa fa i ikalakely miandry vaovao

07:25 stephane-mada ok ary

07:25 stephane-mada ka izao ry zareo ato mbola mikotrana dia ny tena vaovao be dia tgv zao no malaza

07:26 stephane-mada lol

07:26 mialy-DC wordpress zany?

07:26 ikalakely-Fr stefa>lol

07:27 ikalakely-Fr alefaso wordpress

07:27 jogany-canada ikala be miresaha re fa tsy tapahako intsony...

07:27 koki que onda

07:28 mialy-DC salut e

07:28 ikalakely-Fr jogany bloquer-nao zà an!!!snif

07:29 ikalakely-Fr lol

07:29 jogany-canada non jamais zavatra par accident zany!!

07:29 ikalakely-Fr hihihi

07:29 ikalakely-Fr iza io guest io o!

07:29 bond hello

07:30 jogany-canada ito chat ito zany public

07:30 jogany-canada hi there

07:30 ikalakely-Fr hi!

07:31 mialy-DC sady guest no ikalakely?

07:32 ikalakely-Fr ah ok joganyi

07:32 stephane-mada  

http://www.maposy.wordpress.com

07:32 stephane-mada any fanja iny

07:32 jogany-canada FELICITATIONS FANJA!!

07:33 stephane-mada  

http://www.fcandy.wordpress.com

07:33 ikalakely-Fr manorata i fanja e!

07:33 stephane-mada fanaj efa mnomboka manoratra io

07:33 mialy-DC clap clap clap

07:34 ikalakely-Fr felicitatio eeeee

07:34 glou-mada2 www.limahl'sweblog

07:34 mialy-DC8 bravo e

07:35 jogany-canada avereno kely hoe lé adress glou

07:35 fanja-mada ty a ô. gaigy be oa ny pollution aty tanà aty. mafana be mapisoika ankizy madinika, ny circulation tsentsina, ny mpivarotra eny @ arabe. kanefa atao mahafinaritra satria fety ny andro. @ mrcredi ndray vo miasa. ouf

07:35 jogany-canada http://www.flickr.com/search/?q=madagascar&w=all&s=int

07:35 jogany-canada pour les photos

07:35 jogany-canada ohhhh

07:36 ikalakely-Fr milay be

07:36 glou-mada2 azafady fa diso ilay adresse eh, limahl.wordpress.com

07:37 jogany-canada ilaina lé FETY fa mba mila i=civisme kely sa ahona?

07:37 stephane-mada efa avylavitra zao no eta fa steh niova ordi

07:38 jogany-canada chaise musicale

07:38 avylavitra-mada re bonjour daholo

07:38 avylavitra-mada niova eto aho fa tsy nety lay ordi tetsy

07:39 jogany-canada zay eto foana miandry article no1!

07:40 ikalakely-Fr misotro rano nareo fa sao gli eo daolo

07:40 jogany-canada @ lé setroka v?

07:40 ikalakely-Fr avelako daolo nareo alou fa be atao a! ny ankizy mitomany

07:41 ikalakely-Fr non am le hafanana lol

07:41 jogany-canada bisouxxxx

07:41 jogany-canada JOYEUX NOEL IKALA

07:41 ikalakely-Fr ok bisous

07:41 ikalakely-Fr veloma daolo!!!

07:44 avylavitra-mada bye Ikalakely

07:44 mialy-DC bye ikalakely

07:44 mialy-DC sorry ny ankizy koa ato nifoha

07:45 avylavitra-mada efa manoratra article sahady ho anareo ao amin'ny avylavitra.wordpress.com aho ry zareo ah. Jereo ao rehefa vitako fa mbola en cours mihitsy an

07:45 Candy-mada veloma ikalakely

07:46 mialy-DC bravo avylavitra\

07:46 mialy-DC tsy dia ratsy le wordpress e?

07:46 jogany-canada on attend zany l'Article

07:46 jogany-canada ehh ry mialy an

07:46 jogany-canada alefaso lé resaka momban'ilay concours!!

07:46 mialy-DC8 oui !

07:46 jogany-canada misy tsy manana inspiration makony

07:46 mialy-DC8 fantatrareo ve fa ze blog tsara indrindra mivoaka @ fbc de omenay loka @ mars 2008 ?

07:46 mialy-DC8 hein hein ?

07:47 mialy-DC8 zany hoe avylavitra, candy, sasa, fanja, glou...

07:47 mialy-DC8 torahy tsara ny blog fa ze tsara indrindra mahazo ...

07:47 mialy-DC8 inn moa ry jogany?

07:47 jogany-canada euhhh

07:47 jogany-canada APPAREIL PHOTO NUMERIQUE

07:47 mialy-DC8 OUi !

07:47 mialy-DC8 appareil photo numerique !!!

07:47 fanja-mada mbola sairana kely a fa mbola nanao artcle tany @ wordpress fa mba tsiditsidio ao e. d asio commentaires. dia bye fa efa tady o ariva ny andro

07:48 mialy-DC8 ok fanja

07:48 jogany-canada zay makony efa manao concours de blog gasy mondial ato @

http://www.bestofmalagasyblogs.com

07:48 jogany-canada BISOUX FANJA!

07:48 mialy-DC8 fa mazotoa miblog ary fa ze blog tsara indrindra hoa omena appareil photo numerique

07:48 mialy-DC8 bye

07:48 jogany-canada JOYEUX NOEL

07:48 mialy-DC8 merry xmas

07:49 fanja-mada dia joyeux noel doly. mbo samy inana gisa sy henakisoa daholo tsika rehetra, dia falifaly daholo. fa tsy mahazo manao mamo fa fetin'ny ankizy io an

07:50 jogany-canada fanja alefaso hoe lé blaogy! fa tsy hitako lé adresse

07:50 jogany-canada (IE AZA MANAO MAMO ZANY!! hein stef)

07:51 Candy-mada stefa>lasa doly ny olona fa izay mbola ato

07:51 Candy-mada jogany koa anga andeha

07:51 fanja-mada  

http://www.maposy.wordpress.com

dia merci daolo e

07:51 jogany-canada non za ato foana juska la fin!!!

07:51 avylavitra-mada ireto ny blaogy-nay ato izao e! mapiso.wordpress.com, limalh.wordpress.com, avylavitra.wordpress.com, fcandy.wordepress.cm

07:52 Candy-mada stefa>ok jogany fa zo azavao any zareo lé cocours avy eo

07:52 jogany-canada ok

07:52 jogany-canada bon deja i oconcours = GRATUIT

07:52 jogany-canada lol

07:52 jogany-canada une seule obligation = bloguer!

07:55 jogany-canada TStsy mandeha lé an i glou

07:55 jogany-canada limalh.wordpress.com

07:55 mialy-DC8 oui, donc jereo fa ze textes tsara no jerenay an @ ilay concours

07:56 mialy-DC8 de ze mampiseho image tsara madagascar sy malagasy ihany koa

07:56 mialy-DC8 sy original

07:57 jogany-canada ao ve tantely??

07:58 avylavitra-mada tsy ao tantely

07:58 avylavitra-mada rehefa avy nanao article ka hanao article vaovao dia aiza no mandeha azafady

07:58 Candy-mada salut loveyouforlife99

07:58 jogany-canada write

07:59 jogany-canada miverina eo @ Dashboard dé hoe "write post"

07:59 loveyouforlife99 hey evertone

07:59 mialy-DC8 loveyouforlife99 salut

07:59 loveyouforlife99 everyone**

08:00 mialy-DC8 euh, elle est partie tantely ?

08:02 Candy-mada stefa>tantely tsy afaka fa niantso tel ana izy

08:03 mialy-DC8 ok

08:03 mialy-DC8 avylavitra : wow efa miampy article faha-02 sahady an !

08:03 mialy-DC8 bravo !

08:03 mialy-DC8 nasiako commentaire fa mila moderer-nao

08:06 jogany-canada ouhalala grave be zany resaka ato @ avylavitra zany

08:06 Candy-mada lol

08:06 Candy-mada ahahahah

08:06 jogany-canada firy sisa nareo ao?

08:07 avylavitra-mada dia efa miomana fa isaky ny manoratra aho dia be resaka an!

08:07 Candy-mada 5 ihany fa ny sasany angamba sempotra be aminy fety

08:07 Candy-mada sy ny fanomanana

08:07 jogany-canada normal ! i lova aza lasa vacances!

08:07 mialy-DC8 tsara be !

08:07 Candy-mada stefa>lol

08:08 jogany-canada tsara be lé article i avylavitra an!!

08:09 Candy-mada mazotobe avylavitra fa zà tsisy inspiration mintsy

08:09 jogany-canada tsssss

08:11 fanja-mada za ko nge mbola tato ihany fa tsisy inspiration tsony e dia mamaky fotiny e

08:11 jogany-canada ahahahahahha

08:12 jogany-canada  

http://www.blaogy.com

sy

http://www.malagasymiray.net

08:12 mialy-DC8 tantarao hoe ilay ao @ cybercafe?

08:12 mialy-DC8 hoe grave be hono mahita place cybercafe any?

08:12 jogany-canada reo misy inspiration

08:12 fanja-mada fa aiza zany article avy lavitra zany

08:12 jogany-canada  

http://avylavitra.wordpress.com

08:12 mialy-DC8 http://avylavitra.wordpress.com/

08:12 jogany-canada ahaha

08:13 glou-mada2 fanontaniana: efa voenregister ilay texte ka hanao presentation na blaogy dia tsy atahorana ho very ve ilay texte izay natao?

08:14 jogany-canada du tout du tout

08:14 jogany-canada raha ohatra efa enregistré

08:14 jogany-canada alefaso hoe lé adresse mba commentena!

08:15 mialy-DC8 kalamaeva is now known as stephane ???

08:15 mialy-DC8 something about you I don't know stephane?

08:16 mialy-DC8 lol

08:16 mialy-DC8 aza fady lasa niteny anglisy tampoka

08:16 stephane ok inona naryu ny tianao e

08:16 stephane lol

08:16 glou-mada2 limahl.wordpress.com

08:16 stephane tsy koi e

08:16 stephane mba mahazo kely anglisy kely

08:16 stephane lol

08:16 stephane d awn mialy

08:16 glou-mada2 jaogany-canada>io ilay adresse

08:17 kavi_kk hi guys

08:17 jogany-canada FELICIATIONS!!

08:17 jogany-canada bon teny gasy be lasa adala eto ra-jogany!!

08:17 jogany-canada andraso ary anoratako commentaire intelligent ...

08:17 jogany-canada  

http://limahl.wordpress.com

08:18 jogany-canada  

http://farm3.static.flickr.com/2326/2052390232_b23…2052390232_b23e60de6d.jpg?v=1195636671

08:18 stephane cooments intelligents

08:18 stephane lol

08:19 jogany-canada ben oui c'est pas souvent donc mila atao honneur ny blogger!

08:19 mialy-DC8 tsy ratsy an ! ary ianareo izany anieka lalina be daholo ny posts-nareo

08:20 mialy-DC8 ny ahy izao dia naika hitoraka post tsotsotra be

08:20 mialy-DC8 hoe embouteillage, vizana, asa, zazakv, bandykv, inn ny reveillon?

08:20 mialy-DC8 lol

08:20 stephane adinaonao ry mialy oe inn ny revy

08:20 stephane lol

08:20 avylavitra-mada efa any ny article n°2 ry reto a! Mazotoa mamaky ny bla bla bla ataoko e

08:21 mialy-DC8 inn ny reve ?

08:21 avylavitra-mada efa nahay dia nahita tsirony, ary mbola hampitombo fahaizana. hihihi

08:21 mialy-DC8 avylavitra an, misy moderation ny comments dia tsy mivoaka

08:21 stephane avylavitra tena henjan mihnitsy kletie

08:21 jogany-canada zay angambany reveillon o lion on dort

08:21 jogany-canada na dé hoe "fety gasy " sy "tanora gasy" aza ny titre ny articles!

08:21 mialy-DC8 oui !

08:22 mialy-DC8 fey gasy !

08:22 mialy-DC8 zay no theme an.

08:22 stephane antitra be jogany izany letie

08:22 stephane lol

08:23 jogany-canada ka zay mitaiza....fantatrao tsara fa i tojo vao 27 ans...

08:23 jogany-canada ahahahah

08:23 stephane ahahahah

08:23 stephane milay be ihany ilay pakysse an

08:23 stephane lol

08:24 stephane iza daholy ireo guest ireo e?

08:24 stephane asio identificatn

08:24 jogany-canada BEDY EO AN!

08:25 stephane lol

08:28 jogany-canada ouf commentaire ao @ avylavitra!

08:28 jogany-canada bon any @ glou amizay zao

08:28 jogany-canada sepotra mihitsiny ato

08:29 stephane oeoeo

08:30 fanja-mada fa inona ry reto zany artcles intelligents zany?

08:31 jogany-canada ahhahah

08:31 fanja-mada ie hahaha

08:31 jogany-canada ben imagine ny ao amiko ohtra sary sy dessins fotsiny

08:31 jogany-canada pas vraiment intelligent!

08:32 jogany-canada ehh http:www.bestofmalagasyblogs.com zay tay ampiditra blog ao Concours

08:32 jogany-canada fa misy espoir be zay ato

08:32 avylavitra-mada efa afficher kosa aloha lay comment e!

08:33 mialy-DC8 merci !

08:33 mialy-DC8 sujet blog : c koi un article intelligent ?

08:33 mialy-DC8 tena faly be tokoa aloha izaho e'

08:33 jogany-canada fanja? avylavitra?

08:34 mialy-DC8 toa hitako misy potentiels be nareo ato

08:34 stephane ihihihihihihihi

08:34 mialy-DC8 sao dia iray aminareo ilay mahazo ilay appareil photo numerique

08:34 jogany-canada (pas stef)

08:34 stephane kiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii

08:34 avylavitra-mada mba vangio moa ilay blog dia hita ao lay article e!

08:34 mialy-DC8 hitako ilay article ka !

08:35 stephane ny an koa ry ireto efa manomboka mandeha

08:35 mialy-DC8 tsy rariny hoe misy delestage kanefa miakatra 15% ny vidin'[ny electricite

08:35 stephane ouin ouin

08:35 stephane lol

08:35 fanja-mada oui jogany? mbola ato ka

08:35 jogany-canada ahona zany hoe "article intelligent zany"?

08:35 stephane k aty*****a fa dia ekena fotsiny e

08:35 avylavitra-mada oui Jogany

08:36 fanja-mada anontanio mialy fa sujet blog ono

08:36 jogany-canada  

http://pakysse.wordpress.com

08:37 mialy-DC8 wow

08:37 mialy-DC8 stephane i am impressed

08:38 mialy-DC8 now that's an article intelligent : original, argumente, passionne, interessant. Tianay e !

08:38 jogany-canada za ato tsy maharaka commentaire tsony

08:38 stephane lol

08:39 jogany-canada (alefako en marche ny cerveau no2)

08:39 jogany-canada lé cerveau pour les examens

08:39 stephane ihihihihihihi

08:40 fanja-mada tena feeling be mitsy nareo zany rankizy an

08:40 jogany-canada zay vita ny commentaire avylavitra

08:40 jogany-canada aiza neni FANJA o??

08:41 fanja-mada andraso fa itady artcle vraiment intelligent a erinandro dia itanareo eo

08:41 jogany-canada bon ndao ary hametraka commentaire é!

08:42 jogany-canada hoz i pakysse hoe : Parle peu et passe à l'acte...hum hum hum

08:42 fanja-mada efa tena neny mitsy a ry jogany a. tsy maaraka

08:44 stephane fa ny any jogany koa aloa efa novakivakiko ihany fa mandona tsara ka

08:44 jogany-canada din

08:45 stephane din rotsaka v?

08:46 jogany-canada MILAY BE NY ARTCILE AN I GLOU

08:47 jogany-canada http://limahl.wordpress.com/

08:47 mialy-DC8 fa tena lalina be daholo hoa ny articlen-ireto !

08:47 mialy-DC8 fanja come back !

08:48 jogany-canada 10 minutes sisa!!

08:48 stephane mba azavao any olona ny fidirana ao aminybombs e?

08:48 mialy-DC8 ahhhh

08:48 mialy-DC8 ca passe vite !

08:48 mialy-DC8 oui, mila nominer-na

08:48 mialy-DC8 misy formulaire fenoina

08:49 jogany-canada  

http://www.bestofmalagasyblogs.com

08:49 jogany-canada mandeha hoaz

08:49 mialy-DC8 ato ilay formulaire :http://www.bestofmalagasyblogs.com/

08:49 mialy-DC8 de avy eo misy jury , olona 9, miteny hoe iza no tsara indrindra

08:49 mialy-DC8 de mivoaka @ mars ny resultat

08:49 mialy-DC8 voila !

08:51 jogany-canada zay g ecrit chex glou!

08:52 avylavitra-mada hono ho'aho azafady. Tiako ampidirina anaty categorie Teny Gasy ary amin'ny http://www.bestofmalagasyblogs.com/ny blog nataoko dia ahoana no hatao ?

08:53 stephane tena tsara ihany aloha ny fihaonan ohtran'izano fa mampalahelo kely fotsiny oe tsy tonga ny sasany fa tsy maninona fa mbola sempotra aminy fanomanana ny fety

08:53 jogany-canada sorato ao @ lé ligne "teny gasy" dé clik bouton

08:53 Vola débordée comme d'hab salut tout le modne

08:53 jogany-canada allo Vola!

08:53 stephane slt vola

08:53 jogany-canada c pas grave stephane milay be lé ambiance

08:53 mialy-DC8 omena ny adresse web avylavitra.wordpress.com dia tsindrina submit

08:53 mialy-DC8 salut vola

08:53 mialy-DC8 moi je n'ai pas dormi de la nuit

08:53 Vola débordée comme d'hab ils sont où les jolis blogs de tout le monde ?

08:54 Candy-mada slt vola

08:54 jogany-canada attends

08:54 jogany-canada  

http://limahl.wordpress.com

08:54 jogany-canada  

http://avylavitra.wordpress.com

08:54 Vola débordée comme d'hab WPress fait des pe**** :)

08:54 jogany-canada ah non j oublie tjrs inona moa neni fanja sy candy?

08:56 mialy-DC8 maposy.wordpress.com

08:56 jogany-canada ouf

08:57 mialy-DC8 fcandy.wordpress.com

08:57 mialy-DC8 tsara ny design-ny candy izany an

08:57 jogany-canada  

http://maposy.wordpress.com

08:57 jogany-canada  

http://fcandy.wordpress.com

08:57 Candy-mada fa zà mbola tsy nanoratra. any antrano aho vao tena mahita soratana e!

08:58 jogany-canada ahahahah

08:58 mialy-DC8 afaka soratana koa ange dia atao flash disk dia copier coller fotsiny tonga cybercafe e !

08:58 fanja-mada fa za nge tsy nanoratra tsony atreto fa nikatso tanteraka e

08:58 mialy-DC8 toa izany no fanaon'ny sasany hono

08:58 mialy-DC8 bon 1mn sisa

08:58 avylavitra-mada misaotra

08:58 mialy-DC8 misaotra antsika rehetra isika

08:59 jogany-canada JOYEUX NOELL!!!!!!

08:59 mialy-DC8 tafiditra ve avylavitra ny blog an ?

08:59 fanja-mada nareo otran tena ao tsara daolo dia variana a mamaky

08:59 mialy-DC8 felicitations aux nouveaux blogueurs

08:59 mialy-DC8 et aux anciens

08:59 mialy-DC8 joyeux noel a tous !

08:59 mialy-DC8 bloguez bloguez

08:59 mialy-DC8 l'appareil numerique vous attend

08:59 jogany-canada et aussi c'est important de faire connaire la culture GASY! et la vie à Mada!

09:00 mialy-DC8 oui ca aussi

09:00 fanja-mada merci beaucoup aux organisateurs fa tena zava-baovao mahaliana lay izy. efa azoko io zao ka. merci et joyeux noel à tous

09:01 mialy-DC8 merci tout le monde

09:01 jogany-canada BISOUX FANJA

09:01 mialy-DC8 we had fun

09:01 mialy-DC8 nahafinaritra e

09:01 jogany-canada BISOUX MIALY

09:01 jogany-canada BISOUX GLOU

09:01 mialy-DC8 bisoux jogany !

09:01 jogany-canada BISOUX VOLA

09:01 mialy-DC8 bye everybody

09:01 Vola débordée comme d'hab bises

09:01 jogany-canada BISOUX AVYLAVITRA

09:01 Vola débordée comme d'hab euh c fini ?

09:01 avylavitra-mada Mialy> efa nalefako fa mba verifier hoe azafady

09:01 Vola débordée comme d'hab mince j'arrive toujours à la bourre :)

09:01 Vola débordée comme d'hab lol

09:01 jogany-canada BISOUX STEF (bois pas trop et bois de l'eau hoz ikalakely!!)

09:01 mialy-DC8 oui ca a commence a 8 heures a DC, 16 h mada

09:01 Vola débordée comme d'hab de toute facons j'ai pas mal de nouveaux blogs à lire

09:01 avylavitra-mada Bisous koa ho an'i Jogany

09:02 mialy-DC8 oui je crois que c arrive avylavitra

09:02 Vola débordée comme d'hab chuis trop moramora comme fille

09:02 Vola débordée comme d'hab joyeux noel à tous

09:02 stephane joagny an

09:02 stephane lol

09:02 Vola débordée comme d'hab see you next christmas ?

09:02 mialy-DC8 veloma mandrapihaona !

09:02 stephane oki oki doly dia joyeu noel doly e

09:02 Vola débordée comme d'hab (ca fait loin qd meme)

09:02 stephane bizu bizu dia @4èeditions indray e

09:03 stephane oui

09:03 jogany-canada 4 édition voyonnnns

09:03 mialy-DC8 en janvier

09:03 avylavitra-mada bye Mialy . Dia amin'ny manaraka indray izany e!

09:03 avylavitra-mada Mirary fety finaritra

09:03 jogany-canada zay fa aza taitra nareo fa pub be reo blog reo

09:04 stephane lasa doly anga?

09:04 jogany-canada za ato k

09:04 jogany-canada lol

09:04 stephane ah ok

09:05 stephane jogany io k

09:05 stephane ihihihihihih

09:05 Vola débordée comme d'hab bon on peut faire un jeu ?

09:06 stephane jeu awn kay?

09:06 Vola débordée comme d'hab je pense à un blog

09:06 jogany-canada lekel?

09:06 jogany-canada (on dirait kon est encore là)

09:06 Vola débordée comme d'hab et vous me posez des questions et je dis oui ou non

09:06 Vola débordée comme d'hab et vous trouvez le blog

09:06 Vola débordée comme d'hab ac roule ?

09:06 jogany-canada alefaso

09:07 stephane vas y?

09:07 Vola débordée comme d'hab bah c vous qui devez poser des questions

09:07 jogany-canada ahh

09:07 Vola débordée comme d'hab et moi je réponds par oui ou non

09:07 jogany-canada c en malgache?

09:07 Vola débordée comme d'hab non

09:08 jogany-canada c en français

09:08 Vola débordée comme d'hab du coup ca restreint

09:08 Vola débordée comme d'hab oui

09:08 stephane oui

09:08 jogany-canada ok..ça parle de nature?

09:08 jogany-canada (?)

09:08 Vola débordée comme d'hab oui

09:08 jogany-canada ahahah

09:08 Vola débordée comme d'hab euh

09:08 stephane ahahahhahahhahahhaha

09:09 Vola débordée comme d'hab dans une certaine mesure

09:09 stephane oui

09:09 Vola débordée comme d'hab vous avez trouvé ?

09:09 jogany-canada lttaum?

09:09 Vola débordée comme d'hab non

09:09 Vola débordée comme d'hab lol

09:09 jogany-canada ok...

09:10 stephane avilavitra?

09:10 Vola débordée comme d'hab ca fait partie des blogs qui ont commencé aujourd'hui

09:10 stephane lol

09:10 Vola débordée comme d'hab @steph presque

09:10 stephane ah ok!

09:10 stephane euh!pakysse kay

09:10 jogany-canada ah je me rappelle mm pas des blogs d aujourd hui

09:10 jogany-canada ahh c pakysse

09:10 Vola débordée comme d'hab non

09:10 jogany-canada ata

09:10 jogany-canada avylavitra?

09:11 stephane euh!mapiso

09:11 Vola débordée comme d'hab il est bien sonn blog à pajysse ou fait

09:11 Vola débordée comme d'hab ouaaai steph

09:11 Vola débordée comme d'hab c ca

09:11 Vola débordée comme d'hab maposy

09:11 jogany-canada ata ms voulait (hors sujet) tu c koi? ils ont créé leur blog TOUS SEULS! sans tuteurs

09:11 jogany-canada pakysse=steph

09:11 Vola débordée comme d'hab lol

09:11 Vola débordée comme d'hab ah je savais pas :)

09:11 avylavitra-mada azafady fa mbola namaly comment tary ambadika aho

09:11 Vola débordée comme d'hab well done

09:11 jogany-canada mapiso v nature?

09:11 jogany-canada mince g pas lu!

09:11 stephane lol

09:12 stephane ahahahahah

09:12 Vola débordée comme d'hab c trop cool des nouveaux copains bloggeurs

09:12 Vola débordée comme d'hab bah en fait

09:12 Vola débordée comme d'hab il parle de technologie

09:12 Vola débordée comme d'hab mais de la medecine

09:12 stephane innn blog vola?

09:12 Vola débordée comme d'hab et pour moi la medeince ca touche à la nature

09:12 Vola débordée comme d'hab non ?

09:12 Vola débordée comme d'hab mon blog est mort stephane

09:12 Vola débordée comme d'hab mais bon

09:12 jogany-canada ata

09:12 Vola débordée comme d'hab p-e va t il ressusciter

09:12 stephane dom vola

09:12 jogany-canada remets e vola

09:12 Vola débordée comme d'hab g rien à dire

09:13 Vola débordée comme d'hab en fait je vais à mada là

09:13 Vola débordée comme d'hab yesss

09:13 Vola débordée comme d'hab j'aurias surement des trucs à ecrire

09:13 Vola débordée comme d'hab obligé :)

09:13 jogany-canada obligé

09:13 jogany-canada si t ecris pas tu es pas cool

09:13 Vola débordée comme d'hab je vais à diego

09:14 Vola débordée comme d'hab je vais péter les photos de la mer d'émereaude :)

09:14 stephane lol

09:14 Vola débordée comme d'hab et le parc de Ramena

09:14 Vola débordée comme d'hab ouaaaais

09:14 Vola débordée comme d'hab mada me voilà :)

09:14 stephane bon mbola naka sary kely zay retra teo

09:14 jogany-canada ahh pitin diego zany zao....en plus sans le vent

09:14 jogany-canada ALEFASO AINGANA NY SARY

09:14 stephane fanja efa lasa fa bye honon nareo

09:14 Vola débordée comme d'hab ouais moi aussi je veux voir les photos

09:14 Vola débordée comme d'hab bye

09:15 jogany-canada eo ihany eonao dé mandefa sary tu pars pas avant

09:15 Vola débordée comme d'hab bon j'y vais aussi

09:15 stephane tena tsy nanome cable i tantely fa nindramiko tany aminy ny ap num any

09:15 Vola débordée comme d'hab joyeux noel

09:15 Vola débordée comme d'hab bonne année

09:15 jogany-canada ataovy amgie

09:15 Vola débordée comme d'hab rdv en 2008

09:15 jogany-canada BONNE ANNEE

09:15 stephane oki oki

09:15 jogany-canada VOLA

09:15 jogany-canada BYE

09:15 Candy-mada à toi aussi e!

09:15 Vola débordée comme d'hab veloma candy

09:16 Candy-mada veloma vola

09:16 stephane jogany aza mandeha fa tsika mbola eto an

09:16 jogany-canada ato ê

09:16 stephane ahaha

09:17 jogany-canada ary mitatra be lé FBC ann

09:17 stephane fa ireo olona retra ireo tena serieu be doly k

09:17 stephane ravatorano tena tsy afaka nampianatra fa mbola be asa

09:17 jogany-canada ata za ary miasa r@ 26

09:17 jogany-canada degoutee be

09:20 jogany-canada ody o

09:21 Candy-mada veloma daol nareo rehetra fa tapitra ny connexion-ako

09:21 jogany-canada BISOUX CANDY!!!

09:21 jogany-canada JOYEUX NOEL

09:21 Candy-mada joyeux noel à tous et bonne année!!!

09:22 stephane lasa koa i glou

09:23 jogany-canada BISOUX GLOU

09:23 jogany-canada JOYEUX NOEL

09:23 stephane president serasera izany tonga dia naome voninahitra antsika

09:23 jogany-canada KA ON VA FAIRE HONNEUR! tonga dé atao be commentaire be lé blog!

09:24 stephane oki

09:31 avylavitra-mada mametraka veloma fa tapitra hatreo ny androany. Mirary krismasy feno fitahiana ho an'ny rehetra ary taom-baovao feno hasambarana

09:31 avylavitra-mada VELOMA FINARITRA

09:31 jogany-canada BISOUXXXX

09:31 jogany-canada JOYEUX NOEL

09:32 jogany-canada aza taitra fa atao be blablabla ny bloginao

09:32 stephane veloma koa ianao jogany fa dia aminy manaraka indray dia manaova fety sambatra isika jiaby

09:32 jogany-canada BISOUXXX STEFFFF

09:32 jogany-canada ON S APPELLE

09:32 jogany-canada SOIS SAGE

09:32 jogany-canada AZA MISOTRO ZAVATRA HAFA RAHA TSY RANO

http://www.blaogy.co…

Posted by jogany-canada

http://www.wordpress…

Posted by jogany-canada

http://www.maposy.wo…

Posted by stephane-mada

http://www.fcandy.wo…

Posted by stephane-mada

http://www.bestofmal…

Posted by jogany-canada

http://www.blaogy.co…

Posted by jogany-canada

http://www.malagasym…

Posted by jogany-canada

http://avylavitra.wo…

Posted by jogany-canada

http://limahl.wordpr…

Posted by jogany-canada

http://farm3.static.…

2052390232_b23e60de6d.jpg?v=1195636671

Posted by jogany-canada

http://pakysse.wordp…

Posted by jogany-canada

http://www.bestofmal…

Posted by jogany-canada

http://limahl.wordpr…

Posted by jogany-canada

http://avylavitra.wo…

Posted by jogany-canada

http://maposy.wordpr…

Posted by jogany-canada

http://fcandy.wordpr…

Posted by jogany-canada