07:02 jogany-canada ODIO!!!
07:07 jogany-canada Hey hoa!!!!
07:08 ikalakely hey o
07:08 jogany-canada kikou
07:08 ikalakely coucou
07:08 jogany-canada misy foto-gasy be zany ato zany !
07:08 ikalakely aiza daolo?
07:09 ikalakely zay ndray no tonga aloha sa?
07:09 jogany-canada tsy aiko mihitsiny fa misenina be lé miandry eto !!
07:09 jogany-canada @ 5 any dago zao ô?
07:09 ikalakely ie
07:09 ikalakely tapaka ny jiro ngambany
07:09 jogany-canada ah noooooon
07:10 jogany-canada t@ fariny tapaka iny jato lé jiro
07:10 ikalakely pffff grave mitsy
07:11 ikalakely io izany fampiaarana miblog
07:11 ikalakely io am page io sa?
07:12 jogany-canada lé izy zany efa misy mpampianatra any fa eto lé "raccourci"
07:12 jogany-canada d amizay tsy vizana mitady liens
07:13 ikalakely ie, mazava tsarailay izy
07:14 jogany-canada oh la la aza hitako fa tena tapaka lé jiro any!!!
07:14 ikalakely na milahatra zareo
07:16 jogany-canada oh lala ds 10 minutes j'appelle hein!
07:16 ikalakely ben oui
07:18 jogany-canada de ahona ê !?
07:18 ikalakely zao manohana anareo eto zao
07:19 ikalakely c une belle initiative
07:19 jogany-canada tena mafinaritra be tout dépend de votre motivation né!!
07:19 jogany-canada rehefa misy manohana dé lasacourage be zareo any
07:19 ikalakely ka ilainy kà
07:20 ikalakely na de kely za no vita reefa mitambatra daholo ny rehetra de tsara be
07:21 jogany-canada ie !
07:22 jogany-canada ouf mba manambotra kely ato
07:22 ikalakely fa tokony ho eny @teket mo zareo zao
07:22 jogany-canada ie
07:30 ikalakely misy problem ve zareo zany e
07:31 jogany-canada je minkiete
07:33 jogany-canada na ry lova
07:36 Harinjaka-Madagascar salut
07:36 jogany-canada io zany i hjk ry ikalakely an
07:37 Harinjaka-Madagascar efa ato ny ankizy fa manao fidirana PRO
07:37 Harinjaka-Madagascar ;)
07:37 jogany-canada zay efa vonona @ skype
07:39 Harinjaka-Madagascar mbola misolo akanjo ny ankizy
07:39 Harinjaka-Madagascar ;)
07:39 Harinjaka-Madagascar manao metimety FOKO
07:41 jogany-canada allo TEKNET
07:41 Harinjaka-Madagascar foatana serasera
07:42 ikalakely allo e
07:42 ikalakely sur skype ga nareo zao?
07:42 jogany-canada mbola tsy nanomboka
07:44 Harinjaka-Madagascar mbola mikarakara le teknicien
07:45 Harinjaka-Madagascar miandry connexion pour les 10 ordis
07:45 Harinjaka-Madagascar gasigasy fiainana e
07:45 ikalakely hehehe
07:46 ikalakely firy nareo no ao zany?
07:46 jogany-canada ry lova sy mialy angambany diso ora
07:46 Harinjaka-Madagascar zany ve ?
07:47 jogany-canada efa nandefa sms
07:50 jogany-canada hotrany hoe miandry be o?
07:59 ravatorano-madagascar miarahaba anareo efa tonga e
07:59 ravatorano-madagascar zaako no ravatorano
07:59 jogany-canada odio!!!
07:59 ravatorano-madagascar d aoana e
07:59 ravatorano-madagascar inn malaza any amizao
07:59 jogany-canada Manona ny ao @ nareo ao ?
07:59 ravatorano-madagascar eto amin'ny tananan somary mangatsitsika indray ny andro
07:59 ravatorano-madagascar efa manomboka mikotran kely eto izahay io zao
08:00 ravatorano-madagascar faly mahita anao eto aloha e
08:00 jogany-canada mila handefasana la neige ve nareo???
08:00 ikalakely manaona e
08:01 rakoto-indiana allo daholo :)
08:01 ravatorano-madagascar allo daholo e
08:01 ravatorano-madagascar salama daholo e
08:01 ravatorano-madagascar tsara hariva daholo ry havana rehetra ooooo
08:01 jogany-canada allo daholo
08:01 ravatorano-madagascar tena aleo aloha amizao kle
08:02 ravatorano-madagascar tsy zatra an'izany la neige zany ny aty e
08:02 ikalakely tsy te hi gorisa ngah ravato???
08:02 rakoto-indiana manao ahoana ary e, mety ve izy aho amin'ny teknet ?
08:02 jogany-canada manaona i lova !
08:03 rakoto-indiana ka aiza ry Joan a ;)
08:04 jogany-canada be namana be ato @ teknet
08:04 jogany-canada alefaso ry reto skype an
08:04 rakoto-indiana fokovillage dia ny mot de passe moa village e ?
08:05 jogany-canada fokomada
08:05 jogany-canada dé village
08:05 jogany-canada fa ianao tsy mampiasa an io
08:05 jogany-canada lol
08:05 jogany-canada ny olona any fbc ihany !!
08:05 ravatorano-madagascar ny ato amin'ny teknet ange zareo somary miadana ihany ny connexion satrai izay no maha commercila azy e
08:06 jogany-canada alefa tsy moramora ê
08:06 rakoto-indiana okay
08:07 ravatorano-madagascar zahay aty koa efa zatra raha vao mande cyber e
08:08 jogany-canada Kay efa pro daholo an !!!
08:08 ikalakely faly miresaka amin'ny foko aloha e
08:08 ravatorano-madagascar haianreo ihany fa tsika malagasy efa tompon'ilay moramora hahahaha
08:08 ravatorano-madagascar io koa ry zareo efa misy namana iray tafiditra an
08:08 jogany-canada moramora styletsika reheatra
08:08 jogany-canada Manaona i Soa!
08:09 rakoto-indiana @ravaranto :D
08:09 jogany-canada Sasa makony ê
08:09 ravatorano-madagascar mbola tsisy pro zany ato ra jogany an
08:09 ravatorano-madagascar mbola vao mianatra e
08:10 jogany-canada :)
08:11 ravatorano-madagascar ary za miantso an'i jogany amin'ny skype tsy mahazo mihitsy kle
08:11 ericgael kaiza daholo
08:11 ikalakely kaiza e
08:11 jogany-canada ie azafady!! fa mbola nanao soutien teknika!!
08:11 jogany-canada efa ato ka
08:11 ericgael salut jogany
08:12 jogany-canada manaoa o!!
08:12 jogany-canada zay mazoto hiresaka @ Skype
08:12 Sasa-Madagascar erigael d ahoana e
08:12 ericgael chui hery du cinu
08:13 jogany-canada allo HERY
08:13 jogany-canada voray v lé mail be dia be nalefako reny!!
08:13 ericgael sasa sali njy
08:13 jogany-canada tena manao azafady raha be lotra!
08:13 ravatorano-madagascar iza io guest io kle asio ps fa tsy fantatra é
08:13 ericgael jogany> tu ne te souvien peut etre pas de moi mais je te connais tres bien
08:14 jogany-canada oh lalala
08:14 ravatorano-madagascar iza io tsy miteny gasy e
08:14 jogany-canada GUEST o manaova identification azafady!
08:14 jogany-canada mahazo miteny na sinoa na pakistani k!
08:15 ericgael hay mina san wa .... konnichiwa
08:15 ikalakely avelao jogany e
08:15 ikalakely resao alou ny ao e
08:15 rakoto-indiana ilay video anga tokony misy sary ? :)
08:15 ravatorano-madagascar aiza izy zany e
08:15 jogany-canada iza le fokomada1 o??
08:16 jogany-canada mba mamaly appel fa misy miantso o
08:18 jogany-canada nanaona?
08:18 jogany-canada tapaka ny connexion!
08:19 rakoto-indiana Ca va etre chaud pour le serveur hey ?
08:20 ericgael-mada wi ny avy tany no tapaka
08:20 jogany-canada ahh
08:20 jogany-canada ny korapaka be makony ny tatay
08:20 jogany-canada taty
08:22 ravatorano-madagascar zafady indrindra fa tena mbola mikarakara ilay milina amin'ilay skype e
08:22 rakoto-indiana Hey , alors le theme du jour sera: .....?
08:22 ikalakely j'ai un pb sur skype!!!!!!
08:23 rakoto-indiana betsaka matsy no zavatra azo resana e :)
08:24 jogany-canada MIvezivezy be nareo any zany
08:24 jogany-canada bon alefaso ary ny ciscussion
08:24 ikalakely miplante ny ordi_ ko ray, d desolé joan sy lova
08:24 ikalakely fa eto iany alou
08:25 rakoto-indiana 1) Pourquoi un blog/ 2) l'interet economique du journalisme citoyen/ 3) bombo pecto ( best of malagasy blog awards)
08:26 sitara salut
08:26 jogany-canada salut sitara!
08:26 sitara loool
08:26 ericgael-mada mandé v izy ao é
08:27 Sasa-Madagascar erigael otrany tsy mandé aza le izy koa
08:27 jogany-canada bon bon mila Plan B zany !
08:28 rakoto-indiana salut sitara :)
08:28 sitara coucou
08:28 rakoto-indiana salut daholo nareo
08:28 blanche-mada slt nareo an
08:28 ericgael-mada salu blanche
08:28 blanche-mada maresaka
08:28 jogany-canada Coucou tout le monde
08:29 jogany-canada Bon za tsy té halala fa alefako ny resaka
08:29 Sasa-Madagascar blanche-mada tafiditra an
08:29 ikalakely alefaso e
08:29 jogany-canada INona ny malaza any dago any ry reto an !
08:29 ravatorano-madagascar tsy mazava amiko ilay momba ilay theme aloha e
08:29 Sasa-Madagascar jogany-canada d ahoana mba miresaha fa izahay anie interessé be am le blog e
08:30 Sasa-Madagascar jogany-canada za koa tsy mahazo a nle theme fa ahoana
08:30 jogany-canada zao ary lé blog
08:30 Sasa-Madagascar kiss blanche
08:30 blanche-mada sasa>ie zay vao tafiditra
08:30 sitara y a t il du monde ici a Tana?
08:30 jogany-canada mila mifidy nareo @ zay blaogy tinareo
08:30 Sasa-Madagascar jogany_alefaso fa mihaino izahay
08:30 ravatorano-madagascar tsy mazava tsara amiko ilay hoe theme momba ny blaogy resahan'i rakoto etsy ambony
08:30 jogany-canada misy an'i
http://blaogy.com
08:31 jogany-canada izy io @ teny gasy
08:32 jogany-canada reto ny exemple : http://sipagasy.blaogy.org/
08:33 ravatorano-madagascar jogany < za ange eefa manana balogy e jereo ange eto eh
http://ravatorano.balogy.org
08:33 jogany-canada dé raha oloooollll
08:33 jogany-canada okokokoko
08:33 jogany-canada tsy azoko lé izy!!!
08:33 ravatorano-madagascar na ity http://ravatorano.blaogy.com/
08:33 jogany-canada Mila miainga ny tananan'izay efa manana!
08:33 ericgael-mada re slt
08:34 ravatorano-madagascar za aloha izany efa manoratra ao amin'ilay blaogy.org e
08:34 jogany-canada ahhh
08:34 jogany-canada enao zao tadifira amin'ila BOMBOS!!
08:34 jogany-canada candidat mandeha hoazy
08:35 jogany-canada Momban'ilay BOMBA
08:35 ericgael-mada joan stefa ito
08:36 jogany-canada mila mametra adresse ato
http://www.bestofmalagasyblogs.com
08:36 ericgael-mada salut nareo
08:36 rakoto-indiana manao ahona stef !
08:36 blanche-mada sasa mande ve izy ao e
08:36 manjamanja-madagascar sasa-mada: inn nendry ny thème?
08:39 blanche-mada manjamanja effet hita ve les sujet
08:40 sitara je vous laisse
08:40 sitara je reviendrais peut etre tt a l'heure
08:40 sitara bonne continuation
08:40 jogany-canada BIsouxxx
08:40 ikalakely bizzz
08:40 rakoto-indiana veloma sitara
08:41 sitara je trouve q c une super idee
08:41 rakoto-indiana merci du support
08:41 sitara je vous en prie
08:41 sitara a plus
08:41 sitara bye bye
08:41 rakoto-indiana bye
08:41 jogany-canada Mafinaritra be lé mijery ny blog nareo
08:42 ravatorano-madagascar c ki sitara
08:42 blanche-mada sitara slt
08:42 jogany-canada c une fan du Blog Club
08:42 jogany-canada mais elle est reviendra!
08:42 blanche-mada ravatorano ary ravato iza
08:43 ikalakely inona aloha ny interet an'ny miblog , tokony hazavaina ve araka ny lazain'i lova sa efa azonareo rehetra
08:44 jogany-canada lé miblog zany dé abreviation an'ny "Miaraka Miblaogy" lol
08:44 ikalakely lol
08:45 jogany-canada simpliste lotra ô
08:45 ikalakely lol
08:46 jogany-canada http://dagoscoot.skyrock.com/
08:46 jogany-canada Io nen'i Eric Gael
08:48 dadane-madagascar salut daholo
08:48 jogany-canada Bonjour !!
08:48 ikalakely salut
08:48 jogany-canada sali
08:48 rakoto-indiana Ok, l'interet du blog, c'est donc de partager les histoires au quotidien avec le monde pour promouvoir le partage d'idees et aider au developpment.
08:48 jogany-canada10 lol
08:48 jogany-canada10 intellect be annn
08:50 jogany-canada10 http://rakotomalala.blogspot.com/
08:50 jogany-canada10 io nen'i lova
08:51 jogany-canada10 Manaona kalameva!
08:51 kalamaeva -mada :salut c la soeur a mialy
08:51 kalamaeva aiza aloha mialy eh?
08:51 jogany-canada cooucou la soeur de mialy!
08:52 rakoto-indiana on a tous un domaine d'expertise qui peut interesser un autre, ou partager des interets communs.
08:52 ericgael-mada jogany dé inn ny critère ho an'ilay blaogy mpandresy?
08:52 kalamaeva ka azia daholo eh
08:52 kalamaeva manao ahoana joan ah
08:52 jogany-canada mialy mbola euh....occupée busy sahirana
08:52 kalamaeva mandeha stara izy ato eh!
08:52 jogany-canada (joan mitady excuses be)
08:52 jogany-canada (mamorona)
08:52 kalamaeva lol
08:53 jogany-canada Momban'ilay BOMBS
08:53 jogany-canada ATTENTION *****
08:53 rakoto-indiana manao ahona kalamaeva
08:53 jogany-canada Misy catégorie 4
08:53 kalamaeva inona zany bombs?
08:53 jogany-canada Blog Teny Gasy
08:53 kalamaeva manao ahoana lova
08:53 jogany-canada Hoany zay Pro @ teny gasy
08:53 jogany-canada Blog Culture Gasy
08:54 jogany-canada Hoan'izay mitantanara fiainana
08:54 ericgael-mada nenay zao sady misy teny gasy no misy teny frantsay
08:54 jogany-canada (hehehe)
08:54 jogany-canada juste hoe 60% teny gasy de efa milay
08:54 ericgael-mada hi hi hi tsy poince zany nenay fa fialamboly :(
08:54 jogany-canada Blog Société Gasy
08:54 jogany-canada Dé Blog Tanora
08:54 jogany-canada hoan,Ny TANORA
08:54 jogany-canada non ao Culture nareo k
08:55 jogany-canada dé zao lé paika!
08:55 jogany-canada lol
08:55 rakoto-indiana @eric-gael: c'est encore mieux :D
08:55 ericgael-mada :)
08:55 jogany-canada Mila ny namananareo no mampiditra ny blognareo
08:55 ikalakely ;)
08:55 jogany-canada dé zay be nominations be indrindra no selectionné
08:56 jogany-canada dé rehefa selectionné dé mahazo bBOMBÔ
08:56 ikalakely pecto v
08:56 jogany-canada ie
08:56 rakoto-indiana on peut s'auto-nominer aussi pour les bombos ? :D
08:56 ikalakely sa bonbon vorona
08:56 ericgael-mada péctô ... aoé
08:56 jogany-canada hodray auto-nomination, na hoe tu peux payer des gens raha tsy manana namana!
08:57 ikalakely tsy mety zany fa kolikoly!!!!!
08:57 ericgael-mada dé aiza no anaovana lé vôty é
08:57 jogany-canada http://www.bestofmalagasyblogs.com/
08:57 jogany-canada ato
08:57 Sasa-Madagascar re indray aloha e!
08:57 jogany-canada simple be alefaso lé adresse
08:58 jogany-canada allo sasa
08:59 rakoto-indiana ny voty izany nombre de nominations tafitra
09:00 jogany-canada raha ohatra moa 2000 ny nominations
09:00 jogany-canada dé selectionné
09:00 Sasa-Madagascar jogany-canada za mbola sahirana manokatra an'le blog anie
09:01 rakoto-indiana @sasa ilay theme ve no tsy mety ?
09:02 stephane-mada sali sali
09:02 rakoto-indiana sali stef
09:02 ericgael-mada ka ianao ngé zany afaka mifidy ny blaoginao ... UNE FOIS é!!! fa aveo d ts maints ny hafa no mifydy saaaa ts mety izany
09:02 stephane-mada sali lova
09:02 jogany-canada voilaaaaaa
09:02 stephane-mada ni depasse ny nombre tsika
09:02 jogany-canada enao afaka mifidy ny blog ny olona ko!!
09:03 rakoto-indiana l'adresse IP ne peut pas voter plus de 5 fois sur le site
09:04 rakoto-indiana 1 fois par categorie
09:05 ericgael-mada d aôna raha any @ cyber no misy manao vôte d misy olona hafa manao vôte ao ndray aveo ... possible ts afaka hi-vôte tsony zany izz aveo
09:05 jogany-canada NON ON VERRA
09:05 jogany-canada lol
09:05 jogany-canada tonga dé fantatra lé IP
09:06 jogany-canada donc rehefa cyber dé cas spécial
09:06 ravatorano-madagascar zany hoe raha ny fahazahoako azy zany dia afaka mandefa hevitra maromaro ka ovaina na atao mise à jour matetika ilay blog an
09:06 ericgael-mada wi ravato
09:07 stephane-mada ny pbm dia connexion mandreraka be dia voatery misy ajanona ny sasany
09:07 jogany-canada fa ahona?
09:07 ericgael-mada en tout cas za lou hi-vôté une fois mon blog dé :)
09:08 stephane-mada na ny skype ary tsy tafa
09:08 jogany-canada eny ê......lol
09:08 stephane-mada pbm de connexion
09:08 jogany-canada http://www.ikalakely.blogspot.com/
09:08 stephane-mada d awn?
09:08 ikalakely eric gael lol
09:08 stephane-mada ary aiza ra mialy?
09:08 rakoto-indiana @eric, Il faut :D
09:08 jogany-canada io ary neni ikalakely
09:08 stephane-mada ah ok
09:08 ericgael-mada ikalakely ;-)
09:08 jogany-canada izy io zany tena mpanoratra motivée be
09:08 stephane-mada mandjamandja v ao?
09:08 stephane-mada ok
09:09 jogany-canada fanga i manjamanja tsy any an-dago?
09:10 stephane-mada lol
09:10 stephane-mada io arinako io
09:10 stephane-mada ahahhahhha
09:10 ikalakely lol
09:11 manjamanja-madagascar enao an!!
09:11 jogany-canada fanag tena maro be nareo an ka tsy mifankahita tsony!!
09:11 rakoto-indiana @sasa mety ve ilay blaogy ?
09:11 manjamanja-madagascar jogany: aty dago mintsy zah ka
09:11 stephane-mada mbola be concentration be daholo oi zareo ato fa tena grave an
09:11 Sasa-Madagascar rakoto-indiana wi efa mety le izy kan!
09:11 stephane-mada lol
09:11 stephane-mada marina izany mandja an
09:12 ravatorano-madagascar ary za toa tsisy mpanontany kalé
09:12 stephane-mada fa ratovo maha latsaka be mihinsty letié
09:12 ravatorano-madagascar aiza kosa zany kle
09:12 jogany-canada mila sary zany concentré be zany
09:12 ravatorano-madagascar mba ampiresaho ilay bandy e
09:12 stephane-mada ravatorano
09:12 ravatorano-madagascar stephane<wiiiiiii
09:12 jogany-canada alefaso lé sujet makarary hedoa be reny
09:12 stephane-mada ko ok sary tonga
09:13 ravatorano-madagascar jogany <otran'ny hoe ahona izany mankanavy ny andohandry zany
09:13 jogany-canada andraso
09:13 ikalakely ambiance be ao zany
09:13 ericgael-mada wé ... "blog nominé"dagoscoot" :)
09:13 jogany-canada ina ré......
09:13 rakoto-indiana izaho aloha efa fan an'ny ravato :)
09:14 jogany-canada politika v? ah non hein
09:14 stephane-mada politik ouiiiiiiiiiiiiiiiiii
09:14 jogany-canada ah non hein
09:14 Sasa-Madagascar stephane-mada d mila asiana sarin'le tompony ve le blog sa ahoana?
09:14 jogany-canada na hoe politik any maurice angamba
09:14 rakoto-indiana societe izany fa tsy oe polititka :D
09:15 jogany-canada (bien sur zay mila sary !!)
09:15 jogany-canada HEYY o ry reto an
09:15 jogany-canada Misy Prix io Blog Club io an
09:15 jogany-canada zay mavatra manoratra mety maresy BOMBO tsara be!
09:16 rakoto-indiana ny tokony ato resaka angamba dia mety ve ilay prix ami'ny Bombo ?
09:16 jogany-canada appareil numerique v d tsy hety?
09:17 rakoto-indiana oui mais le reste aussi
09:17 ericgael-mada jogany afaka manao pub vé :D
09:17 ... pplz
09:17 jogany-canada OBLIGATOIRE LÉ PUB
09:17 ... hello
09:18 ... whos dus/.??
09:18 ... *dis
09:18 rakoto-indiana Il faut faire une campagne pour son blog , oui :D....fa atao madio fa tsy politika :)
09:19 guest9459681 hello
09:20 ericgael-mada ok ok ok$*
09:20 ericgael-mada " Votez dagoscoot " Oo
09:20 jogany-canada Vita hono nen'i Sasa!??
09:21 rakoto-indiana http://sasa.blaogy.com/
09:21 jogany-canada clap clap clap
09:21 ericgael-mada !bravo sasa
09:22 Sasa-Madagascar erigael-mada merci an
09:22 blanche-mada re slt nareo
09:22 jogany-canada zalut sali
09:22 Sasa-Madagascar rakoto-indiana tsy mbola miakatra tsara aloha ny sentimaka amzao fa aleo am lundi refa za vao miditra any ampesana iny mitady zavatra betsaka atao ato
09:22 ericgael-mada sasa dé mvôté wanlé "dagoscoot @ zay aky a" dé bises :-*
09:23 Sasa-Madagascar ericgaela aiza izany d voténa ahoana
09:23 kalamaeva aza vote vote zany eh!!! bouh bouh!!!!
09:24 jogany-canada ny sasany de efa manao pub enjana be!!
09:24 ericgael-mada wajay ... tsy ela @zvatra hay an :-p
09:24 jogany-canada
http:///www.bestofmalagasyblogs.com
09:25 ikalakely5 sasa> jereo eto ny fomba fi-voter-na
09:26 Sasa-Madagascar ikalakely ahoana ny atao am le vote d mba voté-ko le sasa ary fa ataoko milay be io manomboka izao
09:26 rakoto-indiana @sasa, tonga tsy kelykely ny aingampanaha :)
09:26 ericgael-mada eo @
http://www.bestofmalagasyblogs.com
no manao vôte ô
09:26 jogany-canada alefaso ao zay bloagy 5 hitanao fa MILAY INDRINDRA
09:27 Sasa-Madagascar jogany-canada ny andro aty efa somary hariva d aleo am semaina miezaka be mivote sy manao commentaire betsaka
09:28 jogany-canada (dagoscooter, sasa...)
09:29 rakoto-indiana sur mihitsy, misotra an'i Sasa tonga teto
09:29 jogany-canada ok!!!
09:30 ikalakely5 veloma general daholo daholo dia mazotoa mibalogy an
09:30 Sasa-Madagascar rakoto-indiana za tsinona anie libre be ny internet refa miasa za d manampotoana betsaka hidirana eto
09:31 jogany-canada VELOMA MON GENERAL
09:31 rakoto-indiana veloma ikalakely !
09:31 ikalakely5 veloma mon commandant
09:31 Sasa-Madagascar rakoto-indiana fa votéo za fa atao tsara be io
09:31 ikalakely5 @ ùanaraka tiako be ny teto
09:31 ikalakely5 faly be mahalala anareo rehetra
09:31 ikalakely5 bizzz daolo
09:31 rakoto-indiana sur ary e :) fa izaho toa tsy mahazo mi voty ....:(
09:32 rakoto-indiana plaisir d'avoir discute avec toi ikalakely
09:33 kalamaeva afaka hatasaraina v ny blog rehefa amin ny manaraka fa etry ny fotona ka tsy dia niasa loatra ny saina eh, lol
09:33 jogany-canada gravy be lé miasa saina @ sabotsy !
09:34 ericgael-mada jogany aza mamely akaiky an
09:34 jogany-canada mais non mais non
09:35 kalamaeva iza indray zany susceptible kely zany an!
09:35 jogany-canada jerevo hono ny blaogany
09:36 jogany-canada il faut voter pour liu hono
09:36 ericgael-mada zay zao mketrk b
09:36 rakoto-indiana on fera un recapitulatif de tout ca pour ceux qui ont manque le debut ( comme moi)
09:36 kalamaeva non, faut voter pour kalaraitra eh
09:36 jogany-canada alefaso lé adresse
09:37 blanche-mada
http://blanche07.blaogy.com
io nenay é dé efa alefaso any*
09:38 ericgael-mada wé blanche
09:38 jogany-canada clap clapcl ap blanche
09:39 manjamanja-madagascar
http://www.manjamanja.com
09:39 rakoto-indiana c'est tres engage chez blanche :) me-like....
09:40 ravatorano-madagascar9 amin'ny latsinainy za zareo tena hanamboatra tsara ilay blaogy mba ho fidianareo ah
09:40 ravatorano-madagascar9 androanay mantsy rakoto tena tampoka be za io kle
09:41 IIdz from gasyblog venez faire un tour voir les nouvo blogs sur gasyblog
09:43 manjamanja-madagascar byebye dôly an!!
09:43 rakoto-indiana
http://gasyblog.com
09:44 rakoto-indiana veloma y manjamanja
09:44 IIdz from gasyblog veloma
09:44 ravatorano-madagascar9 izay aloha ry zareo fa mametraka ny veloma fianritra ho anareo ah*
09:44 ravatorano-madagascar9 dia ho tsara alahady avy e
09:44 ravatorano-madagascar9 mba hahafanana indray hiatrika ny latsinainy
09:45 ravatorano-madagascar9 veloma ooo
09:45 kalamaeva veloma daholo oh
09:45 ravatorano-madagascar9 bonne nuit na bon aprem na bonne journée araky ny andro any aminareo tsirairay avy
09:45 ravatorano-madagascar9 bye
09:45 blanche-mada veloma e
09:45 IIdz from gasyblog saotra e
09:45 ravatorano-madagascar9 ndao hody ry blanche an
09:45 Sasa-Madagascar hande hody izahay fa veloma daholo e
09:45 rakoto-indiana Veloma ravato. Efa me ala ny andro. Misotra any manamanja so ravato tonga teto
09:46 Sasa-Madagascar veloma daholo d am lundi isika mifanena eto e
09:46 Sasa-Madagascar bizz doly
09:46 rakoto-indiana veloma doly ary e !
09:46 IIdz from gasyblog ok veloma jaaby e
09:48 jogany-canada allooo
09:48 IIdz from gasyblog oui
09:48 jogany-canada mba miresaha ry reto
09:48 volaaa tsy mahay teny gasy
09:48 volaaa euh llol
09:49 volaaa sali sali
09:49 rakoto-indiana Coucou Volaaaa !!!!!
09:49 jogany-canada coucou Vola
09:49 jogany-canada joyeuux anniversaire
09:49 IIdz from gasyblog coucou volaa
09:49 volaaa misaotra daholo
09:49 IIdz from gasyblog joyeux anniv
09:50 jogany-canada On t'attendait pour sortir les BOMBOS
09:50 jogany-canada (ok j arrete avec ça)
09:50 volaaa :)
09:50 volaaa c'était juste un petit coucou en fait
09:50 volaaa mlaheureusement je dois partir
09:50 jogany-canada ok vola
09:51 jogany-canada bisoux
09:51 IIdz from gasyblog ok bon ben bonne soirée alors
09:51 volaaa bonne continuation
09:51 volaaa bizzz tout le monde
09:51 rakoto-indiana bizzzz Vola
09:54 rakoto-indiana http://manjamanja.blaogy.com/
10:02 jogany-canada BISOUX!!!!