FOKO BLOGS’s Chat Logs

November 13th, 2007 View November’s Logs

14:03 sipagasy manao ahoana e!

14:03 sipagasy aody e!

14:04 sipagasy faly aho mandray ny fanasanareo, ary enga anie tsy handiso fanantenana anareo ihany koa,

14:04 sipagasy misaotra @ fiaraha-miasa e! mbola handefa mail ihany aho

14:04 sipagasy mandra-pihaona